05/01/2026
Ultime vibration
Tarika iray nanolotra tamin'ny fony manontolo ny talentany ho an'ny Zanaky ny lalana 🔥
Nafangarony tao ny Mozika sy ny angola ary ny firaisankiana..
Mankasitraka hatrany zalah a !
We are ONE, From ONE
🇲🇬💚💛❤️✊🏾
📷 MMF Studio
BARARATA FILM Vonyh Randriamihamison