Ny Andraina Association

Ny Andraina Association Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Ny Andraina Association, Nonprofit Organization, Ambatolampy Ambohimanarina, Antananarivo.

Engagés pour la solidarité et l’accompagnement des personnes les plus démunies, en mettant l’accent sur la formation, l’insertion professionnelle et l’entrepreneuriat."

📸 Santionan'ny sary tamin'ny fihaonana 🤝 izay niompana tamin'ny:✨ Fifampizarana traikefa 💬🎯 Torohevitra sy fanoroana lal...
18/07/2026

📸 Santionan'ny sary tamin'ny fihaonana 🤝 izay niompana tamin'ny:

✨ Fifampizarana traikefa 💬
🎯 Torohevitra sy fanoroana lalana ho an'ny ankizy 👧👦 sy ny tanora 🧑‍🎓 mba hanatratrarana ny tanjona sy vinan'izy ireo🚀.
🛍️ Fitsarana sy fanombanana ny kalitaon'ny entam-barotry ny mpikambana 🏆 mba hanintona ny mpanjifa 🛒
-----------------------------------------------------------

📸 Quelques photos de notre rencontre 🤝, placée sous le signe du partage et du développement.

Au programme :
✨ Partage d'expériences et de bonnes pratiques 💬
🎯 Conseils et accompagnement des enfants 👧👦 et des jeunes 🧑‍🎓 afin de les aider à atteindre leurs objectifs et à concrétiser leurs projets. 🚀
🛍️ Évaluation de la qualité des produits proposés par nos membres 🏆, avec des recommandations pour mieux répondre aux attentes des clients 🛒 et renforcer leur attractivité sur le marché. 💼🌟

✨📦 Te hanafatra entana avy any Chine ve ianao? 🇨🇳🤝 Ny Fikambanana NY ANDRAINA dia manasa anao hanaraka fiofanana manokan...
17/07/2026

✨📦 Te hanafatra entana avy any Chine ve ianao? 🇨🇳
🤝 Ny Fikambanana NY ANDRAINA dia manasa anao hanaraka fiofanana manokana hianarana ny fomba fanafarana entana avy any Chine.
🛒 Tonga dia pratique avy hatrany! Hanao ny achat-nao voalohany ianao mandritra ny fiofanana.
📚 Hianatra ny dingana rehetra ianao:
🔍 Fitadiavana fournisseurs
🛍️ Fanaovana commande
🚢 Fanaraha-maso ny fandefasana
📦 Ary hatramin'ny handraisanao ny entana eto Madagasikara.
🗓️ Sabotsy 25Jolay
🕣 08h30 – 16h00
📍 Toerana: Ambatolampy Antehiroka
📶 misy Wi-Fi ny toerana entina anaovana ny pratique avy hatrany.
📱 Fepetra: Téléphone Android sy Visa Orange Money hanaovana ny achat-nao voalohany.
💰 Saram-pandraisana: 20 000 Ar
⚠️ Voafetra ny toerana, koa misorata anarana dieny izao!
📞 Fisoratana anarana: Mp na 034 07 106 33 ☎️

𝐅𝐎𝐑𝐌𝐀𝐓𝐈𝐎𝐍 𝐀𝐂𝐇𝐀𝐓 𝐄𝐍 𝐋𝐈𝐆𝐍𝐄 𝐄𝐍 𝐂𝐇𝐈𝐍𝐄𝒊𝒛𝒂𝒚 𝒎𝒊𝒗𝒐𝒚 𝒉𝒂𝒕𝒓𝒂𝒏𝒚 𝒏𝒚 𝒕𝒂𝒏𝒋𝒐𝒏'𝒏𝒚 𝑭𝒊𝒌𝒂𝒎𝒃𝒂𝒏𝒂𝒏𝒂 𝒂𝒎𝒊𝒏'𝒏𝒚 𝗮𝗺𝗶𝗻'𝗻𝘆 𝐅𝐀𝐌𝐏𝐀𝐍𝐀𝐍𝐀𝐍'𝐀𝐒𝐀 𝒆𝒕𝒐 𝑴𝒂𝒅𝒂𝒈𝒂𝒔𝒊...
16/07/2026

𝐅𝐎𝐑𝐌𝐀𝐓𝐈𝐎𝐍 𝐀𝐂𝐇𝐀𝐓 𝐄𝐍 𝐋𝐈𝐆𝐍𝐄 𝐄𝐍 𝐂𝐇𝐈𝐍𝐄
𝒊𝒛𝒂𝒚 𝒎𝒊𝒗𝒐𝒚 𝒉𝒂𝒕𝒓𝒂𝒏𝒚 𝒏𝒚 𝒕𝒂𝒏𝒋𝒐𝒏'𝒏𝒚 𝑭𝒊𝒌𝒂𝒎𝒃𝒂𝒏𝒂𝒏𝒂 𝒂𝒎𝒊𝒏'𝒏𝒚 𝗮𝗺𝗶𝗻'𝗻𝘆 𝐅𝐀𝐌𝐏𝐀𝐍𝐀𝐍𝐀𝐍'𝐀𝐒𝐀 𝒆𝒕𝒐 𝑴𝒂𝒅𝒂𝒈𝒂𝒔𝒊𝒌𝒂𝒓𝒂.
Ny TAPANY HARIVA no nanaovana ny "🟢𝐏𝐑𝐀𝐓𝐈𝐐𝐔𝐄 " avy hatrany :

📲⚙️ Nampidirana (installation) ny application isaky ny findain'ny mpiofana tsirairay.
👤📝 Nanokafana ny compte an'ireo mpiofana, ka nampidirana ny pseudo sy ny moyen de paiement nosafidiana.
🚚🤝 Nampidirana ny transitaire iarahana miasa.
🛍️🎉 Nanaovan'ireo izay efa vonona hividy ny 1er achat (commande voalohany).
❓🤝 Ny famaliana ireo fanontaniana rehetra manitikitika sy mahaliana ny mpandray anjara.

Ny mpampiavaka ny fiofanana ato amin’ny Fikambanana moa araka ny tanjona izay efa napetraka hatrizay dia ny mba hampananana asa ny tsirairay , ary tsy mijanona eo amin’ny fiofanana fotsiny fa ho fanarahana akaiky dia nosokafana ny Groupe Whatsapp hifanakalozan’ireo mpiofana sy ny mpampiofana raha toa ka mbola misy fanontaniana sy mba handefasan’ny tsirairay ny fandrosoany eo amin’ny sehatr’ilay fanafarana.

𝐻𝑜 𝑎𝑣𝑦 𝑡𝑠𝑦 ℎ𝑜 𝑒𝑙𝑎 𝑛𝑦 𝑣𝑎𝑔𝑢𝑒 𝑚𝑎𝑛𝑎𝑟𝑎𝑘𝑎 fa 𝑣𝑜𝑎𝑓𝑒𝑡𝑟𝑎 ℎ𝑜 30 𝑛𝑦 𝑖𝑠𝑎𝑛'𝑛𝑦 𝑚𝑝𝑖𝑜𝑓𝑎𝑛𝑎 𝑛𝑜ℎ𝑜 𝑛𝑦 fanaraha-maso 𝑖𝑧𝑎𝑦 𝑡𝑠𝑦 𝑚𝑎𝑖𝑛𝑡𝑠𝑦 𝑎𝑡𝑎𝑜 𝑎𝑚𝑖𝑛'𝑛𝑦 𝑡𝑠𝑖𝑟𝑎𝑖𝑟𝑎𝑦

𝐅𝐎𝐑𝐌𝐀𝐓𝐈𝐎𝐍 𝐀𝐂𝐇𝐀𝐓 𝐄𝐍 𝐋𝐈𝐆𝐍𝐄 𝐄𝐍 𝐂𝐇𝐈𝐍𝐄𝒊𝒛𝒂𝒚 𝒎𝒊𝒗𝒐𝒚 𝒉𝒂𝒕𝒓𝒂𝒏𝒚 𝒏𝒚 𝒕𝒂𝒏𝒋𝒐𝒏'𝒏𝒚 𝑭𝒊𝒌𝒂𝒎𝒃𝒂𝒏𝒂𝒏𝒂 𝒂𝒎𝒊𝒏'𝒏𝒚 𝗮𝗺𝗶𝗻'𝗻𝘆 𝐅𝐀𝐌𝐏𝐀𝐍𝐀𝐍𝐀𝐍'𝐀𝐒𝐀 𝒆𝒕𝒐 𝑴𝒂𝒅𝒂𝒈𝒂𝒔𝒊...
14/07/2026

𝐅𝐎𝐑𝐌𝐀𝐓𝐈𝐎𝐍 𝐀𝐂𝐇𝐀𝐓 𝐄𝐍 𝐋𝐈𝐆𝐍𝐄 𝐄𝐍 𝐂𝐇𝐈𝐍𝐄
𝒊𝒛𝒂𝒚 𝒎𝒊𝒗𝒐𝒚 𝒉𝒂𝒕𝒓𝒂𝒏𝒚 𝒏𝒚 𝒕𝒂𝒏𝒋𝒐𝒏'𝒏𝒚 𝑭𝒊𝒌𝒂𝒎𝒃𝒂𝒏𝒂𝒏𝒂 𝒂𝒎𝒊𝒏'𝒏𝒚 𝗮𝗺𝗶𝗻'𝗻𝘆 𝐅𝐀𝐌𝐏𝐀𝐍𝐀𝐍𝐀𝐍'𝐀𝐒𝐀 𝒆𝒕𝒐 𝑴𝒂𝒅𝒂𝒈𝒂𝒔𝒊𝒌𝒂𝒓𝒂.

Nizara roa (2) mazava tsara ny fandaharam-potoana
Ny TAPANY MARAINA no nanaovana ny "🔵𝐓𝐇𝐄𝐎𝐑𝐈𝐄" rehetra nampianarana ny :
🌏 Maha samihafa ireo "sites chinois" fividianana entana.
🏪 Ny fisafidianana ireo mpivarotra na ireo "fournisseurs" azo itokisana.
📖 Ny famakiana sy fahazoana ireo "informations sur écran".
⚠️ Ny karazana fitaka na "arnaques" tokony ho fantatra sy ialana.
🚚 Ireo transitaires efa nofantenana tsara iarahana miasa, sady efa niarahan'ny mpampiofana niasa ka nahafa-po.
🚢✈️ Ny safidy momba ny fitaterana na ny "moyen de transport" (maritime / aérien – express / normal / sensible).
💳 Ny safidy momba ny fomba fandoavam-bola na "moyen de paiement".
📦🔍 Ny fomba fanaraha-maso ny colis (tracking).
💬🛒 Ny fomba fametrahana ireo fanontaniana tsara apetraka alohan'ny hanaovana commande.
❓🤝 Ny famaliana ireo fanontaniana rehetra manitikitika sy mahaliana ny mpandray anjara.

Teo am-panaovana ny atrikasa dia 𝐍𝐈𝐒𝐘 ny 𝐅𝐀𝐍𝐀𝐎𝐕𝐀𝐍𝐀 𝐀𝐂𝐇𝐀𝐓 𝐃𝐈𝐑𝐄𝐂𝐓 (fividianana entana) AVY HATRANY mba hampisehoana amin'ny mpiofana ny fampiharana araka izay nampianarina.

(Manasa anao hanaraka hatrany ny pejy🙏 ny amin'ny sombin-tsary tapany HARIVA nandritra ny 🟢𝐏𝐑𝐀𝐓𝐈𝐐𝐔𝐄 ranoray )

𝐻𝑜 𝑎𝑣𝑦 𝑡𝑠𝑦 ℎ𝑜 𝑒𝑙𝑎 𝑛𝑦 𝑣𝑎𝑔𝑢𝑒 𝑚𝑎𝑛𝑎𝑟𝑎𝑘𝑎 fa 𝑣𝑜𝑎𝑓𝑒𝑡𝑟𝑎 ℎ𝑜 30 𝑛𝑦 𝑖𝑠𝑎𝑛'𝑛𝑦 𝑚𝑝𝑖𝑜𝑓𝑎𝑛𝑎 𝑛𝑜ℎ𝑜 𝑛𝑦 fanaraha-maso 𝑖𝑧𝑎𝑦 𝑡𝑠𝑦 𝑚𝑎𝑖𝑛𝑡𝑠𝑦 𝑎𝑡𝑎𝑜 𝑎𝑚𝑖𝑛'𝑛𝑦 𝑡𝑠𝑖𝑟𝑎𝑖𝑟𝑎𝑦

🤝💙 Nandray anjara mavitrika tamin'ny fanatanterahana ny didimpoitra faobe nokarakarain'ny Solombavambahoaka Dr Miharisoa...
07/07/2026

🤝💙 Nandray anjara mavitrika tamin'ny fanatanterahana ny didimpoitra faobe nokarakarain'ny Solombavambahoaka Dr Miharisoa teny amin'ny Les Rossignols Antanety Ambohimanarina ny mpikambana ao amin'ny Association NY ANDRAINA, indrindra fa ireo avy amin'ny sampana fahasalamana AUXISANTE. 🩺👨‍⚕️👩‍

🥰✨ Vonona hatrany ny fikambanana hitondra ny anjara birikiny ho fampandrosoana sy ho fanasoavana ny mpiara-belona, indrindra ho an'ny vahoakan'Ambohimanarina. 🌱🤝💚

💙🇲🇬

Mirary soa ho an'ireo zanaka, zandry hanala BEPC sy BEP 🙏Santionan'ny sary tamin'ny Fanolorana "testamenta vaovao" izay ...
05/07/2026

Mirary soa ho an'ireo zanaka, zandry hanala BEPC sy BEP 🙏

Santionan'ny sary tamin'ny Fanolorana "testamenta vaovao" izay avy ao amin'ny GIDEONS INTERNATIONAL ho an'ireo mpiadina fanadinana nationaly izay manaraka ny "cours gratuits" ao amin'ny ICM Antsararay Ambohimanarina
Nanodidina ny 600isa ny mpianatra nisitraka izany 🙏
"Fanilon'ny tongotro Sy fanazavana ny lalako ny teninao" Salamo 119:10

✨📦 Te hanafatra entana avy any Chine ve ianao? 🇨🇳🤝 Ny Fikambanana NY ANDRAINA dia manasa anao hanaraka fiofanana manokan...
05/07/2026

✨📦 Te hanafatra entana avy any Chine ve ianao? 🇨🇳

🤝 Ny Fikambanana NY ANDRAINA dia manasa anao hanaraka fiofanana manokana hianarana ny fomba fanafarana entana avy any Chine.

🛒 Tonga dia pratique avy hatrany! Hanao ny achat-nao voalohany ianao mandritra ny fiofanana.

📚 Hianatra ny dingana rehetra ianao:
🔍 Fitadiavana fournisseurs
🛍️ Fanaovana commande
🚢 Fanaraha-maso ny fandefasana
📦 Ary hatramin'ny handraisanao ny entana eto Madagasikara.

🗓️ Sabotsy 11 Jolay
🕣 08h30 – 14h30
📍 Toerana: Ambatolampy Antehiroka
📶 misy Wi-Fi ny toerana entina anaovana ny pratique avy hatrany.
📱 Fepetra: Téléphone Android sy Visa Orange Money hanaovana ny achat-nao voalohany.

💰 Saram-pandraisana: 20 000 Ar
⚠️ Voafetra ny toerana, koa misorata anarana dieny izao!

📞 Fisoratana anarana: Mp na 034 07 106 33 ☎️

📸 Topimaso an-tsary tamin'ny atrikasa Speed Business Meeting, nokarakarain'ny Madagascar Entreprises Développement (MED)...
04/07/2026

📸 Topimaso an-tsary tamin'ny atrikasa Speed Business Meeting, nokarakarain'ny Madagascar Entreprises Développement (MED) : 💬 fifanakalozana nahasoa, 🌐 fifandraisana vaovao ary 🚀 fiaraha-miasa mampandroso.
----------------------------------------------------------------
🤝 Des échanges constructifs, 🌐 de nouvelles connexions et 🚀 une dynamique de collaboration : retour en images 📸 sur l'atelier de réseautage du Speed Business Meeting organisé par Madagascar Entreprises Développement. ✨

🌱 Miezaha mahafantatra ny tenanao, fa hanampy anao eo amin'ny fomba itondranao ny fiainanao izany. 💡✨💚 Mirary volana Jol...
01/07/2026

🌱 Miezaha mahafantatra ny tenanao, fa hanampy anao eo amin'ny fomba itondranao ny fiainanao izany. 💡✨

💚 Mirary volana Jolay feno fanantenana, fahombiazana, ary fitahiana ho antsika tsirairay avy ny Fikambanana NY ANDRAINA. 🌿

Mankasitraka ny mpampiakanjo🙏 : Rado rasamimanana (marque RaiZ) https://www.facebook.com/rado.rasamimanana.5
----------------------------------------------------
🌱 Efforcez-vous de mieux vous connaître, car la connaissance de soi vous aidera à mieux orienter votre vie. 💡✨

💚 L'Association NY ANDRAINA vous souhaite à toutes et à tous un merveilleux mois de juillet, rempli d'espoir, de réussite et de bénédictions. 🌿

🙏 Nos sincères remerciements à notre styliste Rado Rasamimanana https://www.facebook.com/rado.rasamimanana.5(marque RaiZ) pour sa précieuse contribution.

🩺 Fanentanana ara-pahasalamana nomen'ny ekipan'ny AUXI SANTE ireo tanora miofana ao amin'ny Skill Boost ✨ Mahafinaritra ...
30/06/2026

🩺 Fanentanana ara-pahasalamana nomen'ny ekipan'ny AUXI SANTE ireo tanora miofana ao amin'ny Skill Boost
✨ Mahafinaritra foana ny fifampizarana sy fifanakalozana 🤝

Ny Fikambanana Ny Andraina Association dia miezaka manabe, mampiofana ary manampy ireo tanora hahatratra ny tanjon'izy ireo tsirairay avy.

🚨 Raha misy ilana ireo ekipa momba ny fahasalamana ireo dia aza misalasala miantso ny ☎️ 038 62 126 17
----------------------------------------------------------
🩺 Sensibilisation à la santé organisée par AUXI SANTE auprès des jeunes en formation de Skill Boost

✨ Les moments de partage, d'apprentissage et d'échange sont toujours une véritable richesse. 🤝

À travers ses différentes branches d'activités, Ny Andraina Association poursuit sa mission d'éduquer, de former et d'accompagner les jeunes afin de leur donner les moyens de construire leur avenir et d'atteindre leurs objectifs.

Cette séance de sensibilisation, animée par l'équipe d'AUXI SANTE , a permis aux jeunes de Skill Boost de bénéficier de précieux conseils en matière de prévention, de santé et de bien-être, dans une ambiance conviviale et interactive.

👏 Ensemble, nous investissons dans une jeunesse mieux informée, plus responsable et en meilleure santé.

🚨 L'équipe d'AUXI SANTÉ est à votre disposition☎️ 038 62 126 17

Address

Ambatolampy Ambohimanarina
Antananarivo
101

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Ny Andraina Association posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Organization

Send a message to Ny Andraina Association:

Shortcuts

Share