25/12/2025
Andriamanitra tsy miova omaly sy anio ary Mandrakizay. 😊
Raha vitany tamin'izy ireo, eny vitany aminao ihany koa izany. 💥
Aza votsotra amin'ny fotoana hanovan'Andriamanitra ny fiainanao. ✨
🗓️ Fotoana : Isaky ny Alahady
🕘 Ora : 9 ora 30 maraina
📍Toerana : Analakely (Tranom-pokonolona)
📞Téléphone : 034 - 41- 682 - 47 / 033-11-414-75
Mientanentana ny hahita anao izahay 🤗