Tanora Oliva Apokalypsy. Rez. Tana

Tanora Oliva Apokalypsy. Rez. Tana Sehatra ifaneraserana sy ifampitana vaovao.. ilazana ny hetsika, ny lesona sns mikasika ny Tanora at

20/05/2026

Mention spéciale à mes nouveaux(elles) super fans ! Joda Fanomezantsoa, Raitra Fitia Hasina Fandeferana

Any ny fotoana ! 😁
08/05/2026

Any ny fotoana ! 😁

Tic tac tic tac ⏱️⏳⌛⏱️😱
J-6 isika zao @ ity hetsika goavana ity an ☺🥰

Aza adino ny mampatsiahy ny namana fa ankoatran'ny fametrahana fanontaniana mivantana
na ao amin'ny Plateforme : http://bit.ly/4dm6o0k
dia hisy koa ny seho matihanina isan-karazany ohh 🙋‍♂️💃🕺👯🎙
Tsy misy ny vidim-pidirana io ry zareo an!


Ito 'lay rohy ahafahan'ise:- mametraka fanotaniana- maneho hevitra- manome soso-kevitraho fampandrosoana ny fikambanana ...
02/05/2026

Ito 'lay rohy ahafahan'ise:
- mametraka fanotaniana
- maneho hevitra
- manome soso-kevitra
ho fampandrosoana ny fikambanana FAM manerantany.

'zay tonga dia afaka mi'scanne 'lay QRcode dia mameno
PS: ho tsiambaratelo ny mombamomba izay mameno rehetra

Nahafinaritra tokoa aloha iny androany iny e 😁,  tena nahafa-po:- 🎥 kalitaon'ny fitaovana raitra (hisaorana manokana i 📷...
19/04/2026

Nahafinaritra tokoa aloha iny androany iny e 😁,
tena nahafa-po:

- 🎥 kalitaon'ny fitaovana raitra (hisaorana manokana i 📷 @⁨~avotra Andrianarivelo⁩ sy i 📷 Narindra)

- 💃🕺 tsara kalitao koa ny dihy sy ny "mise en scène" nataon'i @⁨zotarafinandrianina⁩ s @⁨~Fanirisoa Rakotonirina⁩ sy ny ekipa matanjaka 👌

- 🌟✨ary ko mbola nampiantsika mpanohana, t@'ny fikarakarana rehetra tety ambadika aza, toa an'i
💫 @⁨Haja⁩tiana Fy,
💫 @⁨Lahatra Safidiniaina⁩ ,
💫 @⁨Jarod Joel Ramanapanarivo⁩ ,
💫 @⁨Landry Razanajatovo
💫 sns tsy voatanisa...

- teo ihany koa ny fanatrehan'i
🙏SGN Lhl James Chapard sy
🙏Lhl Jean-Pierrot ralahiny
🙏Lhl Lanto Rabemanotrona MP5 nasionaly
🙏Pst Didier (mpandrindra ny lafiny ara-panahy ny fankalazana ny faha 30 taonan'ny FAM), ary ireo RAD maro tsy voatanisa tonga tao
izay nanome voninahitra ny hetsika sy ny Tanoran'ny FAM

- ary tsy azo adinoana ny fanampian'ireo nanentana mialoha toy ny 📻RFA, ny GTV sy ny VictoryDay ary ny rehetra 👨‍💻tao @ tambazotran-tserasera Facebook...

- indrindra indrindra moa ny namalian'ireo Tanora maro nanatrika sy nanatanteraka ny hetsika ONE DANCE (/FlashMob) androany Alahady 19-Aprily teo.

Mamerina ny fisaorana antsika rehetra e 😁.

Manarak'izany, ny lalantsika mbola mitohy, dingana iray iny no vita ary tsy maintsy lehibe sy tsara lavitra noho ireny no hezahintsika miaraka indray avy eo na mialoha na mandritry ny hetsika eny fa na ao aoriany aza.

********************

Save the date:
🏍️🛵 ONE BIKE (detailsOne Revelation 🥳 @ 1One RevelationNORA (by One Revelation
🥳 21-june Aufama - Aumônerie Universitaire Aumônerie Universitaire Aumônerie Universitaire
😉 and many other programs...

08/04/2026

A: Aiza ko n'isy an'zan miompy trondro anaty koveta-be zan e? 🤔🤨😮‍💨
B: Ao am Foibe Ambodinisotry 're a! 😅😂😁

Pisciculture hors-sol 2026

salle n°2 . 08-11h . Dim 12-avr 2026
5.000 Ar fotsiny
(2.000 Ar ho an'ireo efa inscrit taloha)

'zay no mandeha

De we "lafo be n légumes"Manin ko ono: "le atody mamay bé ref fety"De oz zay we: Ndw hianatra ary ko fans dieny 'zao dia...
02/03/2026

De we "lafo be n légumes"
Manin ko ono: "le atody mamay bé ref fety"

De oz zay we: Ndw hianatra ary ko

fans dieny 'zao dia mandefasa MP 'zay f'efa hatomotra ny daty fa misy fetrany hatrany ny toerana noho ny salle somary kely
Contact: 0349868597
MP: Jora Wendy Tongarivo / Sitrakiniavo Az Rak

Filazana manjo: @ alahelo lehibe no ampafatarana fa ny Pst Jean-Pierre RANDRIATSIRARANA (filoha lefitry ny Fikambanana A...
22/02/2026

Filazana manjo:

@ alahelo lehibe no ampafatarana fa ny Pst Jean-Pierre RANDRIATSIRARANA (filoha lefitry ny Fikambanana Apokalypsy eto Madagasikara),
(...) dia nodimandry anio Alahady 22-feb t@ 04 ora maraina.
Koa samia mahery

1 Tantara 19:13

Ho anao liana, midirà MP dieny 'zao am pdt Wendy. Contact: Jora Wendy Tongarivo Contact: 0349868597Les détails : - du 15...
16/02/2026

Ho anao liana, midirà MP dieny 'zao am pdt Wendy.
Contact: Jora Wendy Tongarivo
Contact: 0349868597

Les détails :
- du 15-mars au 26 Avril & tous les Dimanches
- de 08h à 11h sans faute
- portant sur 3 thématique :
* l' horticulture
* la pisciculture
* l'élevage de poule pondeuse et de chaire
PS: 2 Dimanches par catégorie
- au frais de 2000 Ariary la scéance
- dans la salle n*2 tjrs et au même endroit

13/02/2026

Address

Antananarivo

Opening Hours

Monday 09:00 - 17:00
Tuesday 09:00 - 17:00
Wednesday 09:00 - 17:00
Thursday 09:00 - 17:00
Friday 09:00 - 17:00
Sunday 09:00 - 17:00

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Tanora Oliva Apokalypsy. Rez. Tana posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Organization

Send a message to Tanora Oliva Apokalypsy. Rez. Tana:

Share