Mahatsangy ofisialy

Mahatsangy ofisialy MAHATSANGY est une association à but non lucratif. ii - chaque individu sait transformer les menaces en opportunités.

Ses objectifs principaux: chaque individu sait utiliser durablement les ressources naturelles qui lui sont offertes.

FANTATRAO VE i   ☺️🥰 ?Izy no   ato amin'ny MAHATSANGY amin'izao fotoana izao  🤩🌼🌼  izy, izany hoe, injenieran'ny toetry ...
04/03/2026

FANTATRAO VE i ☺️🥰 ?

Izy no ato amin'ny MAHATSANGY amin'izao fotoana izao 🤩

🌼🌼 izy, izany hoe, injenieran'ny toetry ny andro : nianatra manokana momba ny toetry ny andro sy toetrandro teny anivon'ny Sekoly ambony Polyteknikan'Antananarivo (ESPA) nandritra ny 5 taona.

🌼🌼 zany rey olona a 🤩 ! 😁 Amin'izao fotoana izao, sady miasa amina tetikasa miompana amin'ny fiarovana ny izy an, no manohy fianarana hahazoana en Agroécologie, Biodiversité et Changement climatique (ABC).

🌼🌼 Tena tia mizara izy, feno tsiky, manana amin'ny fiainana, amin'ny sehatry ny asa,...amin'ny sehatra rehetra e☺️

Mialisoa Tiana Ravaka misy 🙏. Mankasitraka amin'ny fahafoizanao fotoana sy ny fitiavanao ny MAHATSANGY. Mirary fahombiazana feno sy tanteraka ho anao amin'ny lafiny rehetra an 🥰.

Marianno Toavinjanahary,Misaotra lesy e,Misaotra mizara, manome aingam-panahy.... 🔥🔥Mankasitraka ny Hope Madagascar hatr...
25/02/2026

Marianno Toavinjanahary,
Misaotra lesy e,
Misaotra mizara, manome aingam-panahy.... 🔥🔥
Mankasitraka ny Hope Madagascar hatrany amin'ny fahatokisana

RAIKITRA ity 😉Marianno Toavinjanahary no mpikambana   nizara ny ASANY tamin'ny mpianatra tamin'ity indray mitoraka ity, ...
25/02/2026

RAIKITRA ity 😉

Marianno Toavinjanahary no mpikambana nizara ny ASANY tamin'ny mpianatra tamin'ity indray mitoraka ity, anatin'ny fiaraha-miasa amin'ny Hope Madagascar : izy. , mpanao 😊.

Dia faly anie ireto tanora niaraka taminy e🥳🌳

Inona moa no mety ifandraisan'izany ASA izany amin'ny FIAROVANA TONTOLO IAINANA hoy ianareo ?

🤩 Amin'ny alalan'ny sangan'asany ny mpanakanto an, dia mampita , mampita , mampita .

🤩 Dia izao, izay kolokoloin'ny saintsika, nofisintsika matetika anie ka lasa miorina tsikelikely sy tonga fiainana e ! TSY ALEO mba manofy tontolo kanto, mirindra, milamina, madio,... e🤩

🤩Mino zahay fa anisan'ny NOFINOFY tian'i Marianno Toavinjanahary hozaraina amintsika, amin'ny maha-MAHATSANGY sy MPANAKANTO azy, dia mba ho sy ny , ny daholo isika rehetra🥰💚🍀🍃....Ao aoriana kely ao dia hozarainy amintsika ny sangan'asany miompana amin'izany.

🤩 Izao aloha an, manasa anao MAHATSANGY hitsidika ny izay ataon'i Marianno Toavinjanahary ao amin'ny . hatramin'ny : "Quand l'amour est surréaliste". Tsy misy vidim-pidirana an 😊.

Manja retsy a 🌹, Any amin'ny isika mihaona 🥳

Misaotra Marianno Toavinjanahary
Misaotra ny Hope Madagascar amin'ny fahatokisana.

Crédit photo: Hope Madagascar

Salanitra e 😊FANTATRAO VE ?Nanasonia Fiaraha-miasa vaovao tsara be MAHATSANGY ☺️ : An-kafaliana no iarahan'i MAHATSANGY ...
24/02/2026

Salanitra e 😊

FANTATRAO VE ?
Nanasonia Fiaraha-miasa vaovao tsara be MAHATSANGY ☺️ :

An-kafaliana no iarahan'i MAHATSANGY amin'ny Hope Madagascar mandritra ity taom-pianarana 2025-2026 ity, mampahafantatra ireo tanora mpianatra amin'ny lisea, ireo karazana manampy amin'ny fiarovana tontolo iainana maro isan-karazany 🤩

🖲️TANJONA ?

✊ Hanampy ny tanorantsika amin'ny fisafidianana ireo sy hahombiazana ao aoriana kely ao.
✊ Haneho amin'izy ireo fa anatin'ny ankamaroan'ny (mba tsy hilazana hoe izy rehetra 😁), dia azo atao tsara ny MIARO TONTOLO IAINANA mandrakariva.😊

🖲️FIZOTRAN'NY FIARAHA-MIASA ?

✊Hisy " " na "atrik'asa" ho an'ireo mpianatra hotontosain'ireo mpikambana MAHATSANGY efa misehatra amin'ny mandritra ny taom-pianarana
✊ Hisy " ", hokarakarain'ireo mpikambana MAHATSANGY sy Hope Madagascar amin'ny faran'ny taom-pianarana, hankafizan'ireo mpianatra ireo sehatr'asa manodidina ny tontolo iainana.

Manja kely e ?😇🥰

Aza misalasala fa misokatra amin'ny fiaraha-miasa MAHATSANGY, rehefa hahasoa ny tanora malagasy, sy hiarovantsika ny tranobe iombonantsika ity.

Mankasitraka Hope Madagascar amin'ny .



Finaritra o ☺️Lavalava izay fahanginana izay ?Nisy antony isankarazany tao, fa ny azo antoka an, manomana zavatra tsara ...
24/02/2026

Finaritra o ☺️

Lavalava izay fahanginana izay ?

Nisy antony isankarazany tao, fa ny azo antoka an, manomana zavatra tsara be ho anareo zahay 😘.

Ho eto anilanareo foana amin'izay izahay🥰.
Misaotra teo foana.☺️🙏

Aleo tara toy izay tsy misy o ?☺️ MIRARY TAONA ZINA ho an'ny rehetra i MAHATSANGY.

Mino sy manantena fa ho sy ho anie ny mandritra ity taona 2026 sy ireto mbola ho avy rehetra. 🥳🤩

🇲🇬📢 FANAMBARANA OFISIALY – Fiarahamonim-pirenena Tanora📢Manoloana ny toe-draharaha misy ankehitriny eto Madagasikara, ny...
29/09/2025

🇲🇬📢 FANAMBARANA OFISIALY – Fiarahamonim-pirenena Tanora📢
Manoloana ny toe-draharaha misy ankehitriny eto Madagasikara, ny Fiarahamonim-pirenena Tanora mivondrona ao amin’i Aika sy ireo miara-dia amin’izy ireo dia :
- Manameloka ny herisetra, fanimbana fananana ary ny fanararaotana ny tanora.
- Mampatsiahy ny andraikitry ny fitondrana amin’ny fiarovana zo fototra: zo hiaina, fahalalahana, fiarovana ny tena, fahalalahana maneho hevitra, hivory sy hikambana am-pilaminana, handray anjara amin’ny raharaham-panjakana, hahazo fanabeazana sy fahasalamana, fari-piainana mendrika ary tontolo iainana salama.
- Miantso ny tanora sy ny olom-pirenena rehetra hanamarina ny vaovao alohan’ny hizarana azy sy hiara-miasa amin’ny fiarovana ny filaminana sy ny fandriampahalemana.
- Mitaky amin’ireo mpitandro filaminana ny hanao ny asany amin’ny fiarovana ny mponina sy ny fananany, tsy amin’ny herisetra.
📆Antananarivo, 29 septambra 2025
……..
🇫🇷📢 COMMUNIQUÉ OFFICIEL – Société Civile Jeunesse📢
Face à la situation actuelle à Madagascar, la société civile jeune rassemblée au sein de Aika et amie de l’alliance:
- Condamnent toute forme de violence, de vandalisme et d’exploitation des jeunes.
- Rappellent que l’État a le devoir de protéger et garantir les droits fondamentaux : droit à la vie, liberté, sécurité, liberté d’expression, réunion pacifique, participation citoyenne, accès à l’éducation, à la santé, à un niveau de vie décent et à un environnement sain.
- Appellent les jeunes et les citoyens à vérifier les informations avant de les partager et à s’engager activement pour la paix et la cohésion sociale.
- Exigent que les forces de l’ordre assurent la protection des citoyens et de leurs biens, sans recours à la violence.
📆Antananarivo, 29 septembre 2025
……..
🇬🇧📢 OFFICIAL STATEMENT – Youth Civil Society📢
in response to the current situation in Madagascar, Youth Civil Society:
- Condemn all forms of violence, vandalism, and the exploitation of youth.
- Remind the government of its duty to protect and uphold fundamental rights: the right to life, freedom, personal security, freedom of expression, peaceful assembly, participation in public affairs, access to education, health, adequate living standards, and a healthy environment.
- Call on youth and citizens to fact-check information before sharing and to actively work for peace and social cohesion.
- Urge the forces of law and order to fulfill their duty of protecting citizens and their property, without using violence.
📆Antananarivo, 29th September 2025

for Community and Biodiversity; (English spoken American Association); AJET Alt'istik ; Art Green; Ascendio; AEIAM - Association des Élèves Ingénieurs en Agronomie de Madagascar; Association Mamelona Officiel; Association MAEVA; VAHATRA Ambovombe; Associations des Jeunes Créatifs et Innovateurs; Avijoro Madagascar; Civilian Madagasikara; CliMates Madagascar; CEERE; Coopérative Manampy; mirary.coop; ANDRIAMBELONIAINA; Gasy Forestry Students' Association; Think green Madagascar - Green N Kool; Green for a Healthy Madagascar -GHM; Green HOPE Madagascar; GreenPark Bembary; IRARI; ; Madagascar; Chambre Internationale Antsiranana; kinga; Youth Biodiversity Network; Masàky; Mahatsangy ofisialy; ; Mouvement Jeunesse et Citoyenneté; Move Up Madagascar; Natiora Defenders, Nikita CORPS; Madagascar; HAFA; Ong Hari; de Miel; Réseau des Jeunes Engagés pour le Développement de Madagascar- RJEDM; S'Health; Saramba Initiative; SAVE "Sustainable Action for a Vital Environment"; STCV; Solidarité des Élèves Ingénieurs en Génie Chimique de Madagascar, , Solidarité Progressiste (Sehatry ny Olona Liam-Pandrosoana); Tihary; Tily eto Madagasikara; Unis Vers Vintsy Tana UVVT; ; YMCA Madagascar ; YPARD Madagascar; Y'Dago
Alternatives Madagascar; FALAS Madagascar ONG Ivorary; ONG Tolotsoa; Toliara Plateforme; Wake Up Madagascar

21/05/2025

Salama daholo ooo 🥰😊

Haintsika ve fa ny volana dia volan'ny ?

"FANILO MAHATSILO NY DIA ny Teny Malagasy, ary TEHINA NATAO HISAVANA ny lalana."

🌳🌳🌳Noho izany indrindra dia niketrika izahay eto amin'ny sy ny Fikambanan'ny Mpikabary Malagasy ( ), Frantsa. Inoanay fa mahafinaritra be sy mahasoa izany.😊

🌟🌟 Ny ? 🌟🌟

🌳🌳🌳Maniry izahay raha maniry ny hamerenantsika an'i Madagasikara ho indray. Mino izahay fa manana ny heriny ny anatin'izany. 😊

🌟🌟 Inona no ? 🌟🌟

🌳🌳🌳Manomboka ny , hizara amintsika izahay : hahitantsika na fomba , na , miaraka amin'ny fanazavana ny fototra , sy ny fifandraisan'izany amin'ny tontolo iainana nivoaran'ny Ntaolo fahiny.

🌟🌟 Ny ? 🌟🌟

🌳🌳🌳Hampitsiry anatintsika ny fitiavana ny sy ny raiketiny, ary indrindra koa, hamelombelona ao amintsika ny fitiavana ny tontolo iainana : satria ihany no .

🌟🌟 🌟🌟

🌳🌳🌳Araho àry ity kabary fanentanana ity hahitantsika ny antsipiriany e 😉,
🌳🌳🌳Raha sitrakao dia, mba hiomanan'ny namantsika rehetra 😉
Amin'ny ny fotoanantsika ooo !

Address

Lot 212 MC Mandrosoa Ivato
Antananarivo
105

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Mahatsangy ofisialy posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share