Association Gazela pour le développement social

Association Gazela pour le développement social Avec optimisme, nous travaillons à Madagascar pour améliorer les conditions socio-éducatives des jeunes et enfants.

24/07/2026

Miezaka hatrany ny fikambanana Gazela mampandray anjara ny Tanora amin'ny sehatra rehetra mampandroso azy ireo.
Mankasitraka manokana ny mampamirapiratra ny Tanora malagasy.
Mitohy hatrany ny fiaraha-miasa.

Mandeha lavitra kokoa, mikendry ny avo kokoa.

23/07/2026

AROVANA NY AINTSIKA !

Un grand merci à mes nouveaux followers ! Herimampionona Zeze Franckie, Miandry Ny Aina, Malagasy Blessing, Mirantsoa Ra...
23/07/2026

Un grand merci à mes nouveaux followers ! Herimampionona Zeze Franckie, Miandry Ny Aina, Malagasy Blessing, Mirantsoa Rasoavololonirina, Nyavo Christianah, Eco Miaro-mateza

07/07/2026
TOURNOI FOOT A 7 ⚽Asabotsy 4️⃣ jolay 2️⃣0️⃣2️⃣6️⃣✨Ny fandraisana anjara no zava-dehibe. 🟢Misaotra azy 15 mirahalahy, tan...
07/07/2026

TOURNOI FOOT A 7 ⚽
Asabotsy 4️⃣ jolay 2️⃣0️⃣2️⃣6️⃣

✨Ny fandraisana anjara no zava-dehibe. 🟢Misaotra azy 15 mirahalahy, tanoran'i Association Gazela pour le développement social, nilalao teny ambony kianja, sahy nifanehatra tamin'ireo mpilalao avy amin'ny clubs samihafa, izay efa saika matihanina ary kalaza.

🟢FAHASAHIANA, FIRAISAN-KINA, FIOMBONANA, SAINA SY FANAHY SAHY MISEDRA, SAHY MIFANINANA 💪(esprit challenger, esprit compétitif), FIALAM-BOLY, FANATANJAHANTENA ..

▶️Ireo no teny sombiny mahafehy ny saina sy fanahy nanentana ireo tanoran'i Gazela nilalao teny ambony kianja.

✊MPANDRESY ianareo ho an'ny tenanareo niombona 🏅na dia avy amin'ny andiany samihafa avy ato amin'i Gazela aza, fa indrindra ✊MPANDRESY ho an'ny tenanareo tsirairay avy. 🏆

🤝Misaotra ny coach roa lahy, Zoky Jean Eric sy Zoky Gabriel, nanohana azy ireo nandritra ny lalao.

👋Amin'ny manaraka indray manao misimisy kokoa e ! 🥅

Mandeha lavitra kokoa🏃🧑‍🦽, mikendry ny avo kokoa. 🤾🧗

https://www.facebook.com/share/1DmZ66NV3Q/

https://www.facebook.com/share/p/1D6pULHVqn/

Atrikasa : FIVELARANA AMIN'NY MAHA-OLONA📍Famantsihana izay efa azon'ireo Tanora nandalo teto @ Association Gazela pour l...
03/07/2026

Atrikasa : FIVELARANA AMIN'NY MAHA-OLONA

📍Famantsihana izay efa azon'ireo Tanora nandalo teto @ Association Gazela pour le développement social mikasika io lohahevitra io no nifampizarana niarahana tamin'ireo ekipa avy ao @ MADA MATTERS.

📍Nandray anjara mavitrika ireo Tanora Ary tao anaty fifaliana ny fiarahana.

Misaotra ny ekipa avy ao amin'ny MADA MATTERS nanolo-tena mba hampitomboana izany traikefa izany teo amin'ireo Tanora.

Mandeha lavitra kokoa🏃🧑‍🦽, mikendry ny avo kokoa🚀🤾.

23 jiona 2026📍Famalifaliana ireo kilonga madinika teo amin'ny manodidina ny foiben'ny Association Gazela pour le dévelop...
24/06/2026

23 jiona 2026

📍Famalifaliana ireo kilonga madinika teo amin'ny manodidina ny foiben'ny Association Gazela pour le développement social, fanentanana mikasika ny firenena malagasy amin'izao ankatoky ny fetim-pirenena 🇲🇬 26 jiona izao, sy fizaràna izay mamy kely avy amin'ny namana malala-tanana. Misaotra azy ireo, ny tanoran'i Gazela ary ireo mpiara-miasa nifarimbona nahatontosana iny asa iny. 👯‍♀️

📍Nahazo ihany koa ireo ray aman-dreny tamin'ny alalan'ny fizaràna mahakasika ny lohahevitra Herisetra. 🤱👩‍❤️‍👨

👋 Amin'ny faran'ny taona any indray mihaona rankizy a raha sitraky ny Ao Ambony !🙏

Mandeha lavitra kokoa 🧑‍🦽🏃, mikendry ny avo kokoa 🤾↗️ ! 🇲🇬🇲🇬🇲🇬

1️⃣9️⃣jona 2️⃣0️⃣2️⃣6️⃣ ANDRO FAMPIHAONANA NY TANORA SY NY ORINASAandiany faharoaJournée de rencontre JEUNES ENTREPRISES...
20/06/2026

1️⃣9️⃣jona 2️⃣0️⃣2️⃣6️⃣
ANDRO FAMPIHAONANA NY TANORA SY NY ORINASA
andiany faharoa
Journée de rencontre JEUNES ENTREPRISES (RJE), 2ème édition

Tontosa soa aman-tsara ny RJE natao tao amin'ny foiben'ny fikambanana Gazela.

LOHAHEVITRA :
📌Fizaràna mikasika ny andrasan'ny orinasa amin'ny mpiasa mitady asa ankehitriny ;
📌Fijoroana vavolombelona mikasika ny lalana nodiavina : tanora, orinasa, mpandraharaha, ray aman-dreny ;
📌Hafatra samihafa 🎤ho fampaherazana ireo tanora nivoaka avy tao amin'ny fikambanana Gazela manoloana ny zava-misy sy ny sedra tsy maintsy ho lalovana ;
📌Fitsidihana ny fampiratian'ireo mpandraharaha 🥼 nivoaka avy tao amin'ny fikambanana Gazela .
📌Fifanakalozan-kevitra 💥samihafa.

🌞Misaotra an'ireo rehetra nandray anjara 💚
🥰. Amin'ny andiany fahatelo indray mihaona ! ⏳

Mandeha lavitra kokoa 🏃🏃‍♀️👨‍🦽‍➡️, mikendry 🎯ny avo kokoa !🤾🤾‍♀️🤾‍♂️↗️

-------------------------------------------

🌟 Journée de Rencontre Jeunes–Entreprises (RJE) – 2ᵉ édition

La 2ᵉ édition de la Journée de Rencontre Jeunes–Entreprises (RJE) s’est déroulée avec succès au siège de l’Association Gazela, dans une ambiance conviviale, enrichissante et pleine d’inspiration.

📌 Au programme :

✅Des échanges autour des attentes des entreprises vis-à-vis des jeunes en recherche d’emploi aujourd’hui ;
✅Des témoignages inspirants de jeunes, d’entrepreneurs, d’entreprises et de parents sur leurs parcours, leurs défis et leurs réussites ;
✅Des messages d’encouragement et de motivation adressés aux jeunes ayant achevé leur parcours au sein de l’Association Gazela, afin de les préparer aux réalités et aux défis du monde professionnel ;
✅La visite des stands d’exposition de jeunes entrepreneurs issus de Gazela, qui ont pu présenter leurs produits, partager leur savoir-faire et faire connaître leurs activités auprès des visiteurs ;
✅De riches moments d’échanges et de réseautage, favorisant les rencontres, les opportunités et les futures collaborations.

✨ Cette journée a permis aux jeunes d’élargir leurs horizons, de renforcer leur confiance en eux et de créer des liens précieux avec des acteurs du monde économique et entrepreneurial.

💚 Un immense merci à tous les participants, intervenants, entreprises, entrepreneurs, partenaires et jeunes présents pour leur engagement et leur enthousiasme.

🥰 Ensemble, continuons à construire un avenir prometteur pour la jeunesse malagasy !

⏳ Rendez-vous à la 3ᵉ édition, que nous espérons encore plus riche ✳️en découvertes, en rencontres et en opportunités.

Aller plus loin, viser plus haut !

Address

Lot IJJ 13126, Antanjona, Commune Rurale Ambavahaditokana
Antananarivo
102

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Association Gazela pour le développement social posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Organization

Send a message to Association Gazela pour le développement social:

Shortcuts

Share