26/11/2025
👉25 novambra no fanamarihana ny andro maneran-tany hiadiana amin’ny herisetra mianjady amin'ny vehivavy sy ny ankizivavy.
👉Ny 25 novambra - 10 desambra 2023 kosa dia 16 andro hanaovana hetsika sy fanentanana hisorohana sy hiadina amin'ny herisetra mifototra amin'ny mahalahy na mahavavy
💪Resentsika miaraka ny herisetra
👉Ireo fandaharanasa fiahiana mpiara-belona dia manome lanja manokana ny vehivavy, manohana ny fampiatiana ara-tsosialy ary manentana ireo vondrom-pirahamaonina hisoroka ny herisetra mifototra amin'ny mahalahy na mahavavy.