15/09/2025
Salama harivahariva eh,
Rehefa tapitra moa ny taom-panabeazana dia tsy maintsy mandalo amin'ny tombana foana eh☺️
Rehefa vita kosa anefa ny tombana sy fanatsarana rehetra dia miroso amin'ny firalahina ny menafify izay anisany mampiavaka ity sampana iray ity
Manomana zavatra tsaratsara kokoa hoan'ny taom-panabeazana vaovao