22/01/2025
📌 Tsara ho fantatra 📌
LA MICROFINANCE SOLIDAIRE
Antananarivo
101
| Monday | 08:00 - 17:00 |
| Tuesday | 08:00 - 17:00 |
| Wednesday | 08:00 - 17:00 |
| Thursday | 08:00 - 17:00 |
| Friday | 08:00 - 17:00 |
Be the first to know and let us send you an email when Institution de Microfinance ¤ Vola Mahasoa SA ¤ posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.
Niorina tamin’ny taona 1993 tany amin’ny Faritr’i Toliara ny Orinasa Vola Mahasoa. Mbola tetikasam-panjakana izy tamin’izany fotoana izany fa taty amin’ny taona 2007 izy vao lasa orinasa mahaleotena. Fampindramam-bola ho an’ny tantsaha no niantombohany ka ny Rafitra Frantsay momba ny Fampandrosoana (AFD) no namatsy vola azy.
Orinasa ara-dalana ary nahazo fankatoavana tamin’ny Commission de Supervision Bancaire et Financière na ny CSBF hisahana ny asa fandraharahana ara-bola ny Vola Mahasoa.
Ankehitriny dia misandrahaka ao anatin’ny faritra enina eto Madagasikara ny orinasa : Atsimo Andrefana, Matsiatra Ambony, Vatovavy Fitovinany, Betsiboka, Boeny ary Atsinanana.