La Grâce de Dieu

La Grâce  de Dieu NATOKANA HO FIDERANA SY FANKALAZANA AN'I JESOSY IRERY IHANY🌟

15/08/2026

Aza mahafoy ny fiarahana mivavaka , hafa foana ny eo @ fanatrehany💒

🥳🎉🎉REVEIL SPIRITUEL 04 🔥🔥AMBOARY DIENY IZAO ARY NY FOTOANAAsabotsy 05 & ALAHADY 06 septembre @ 8:30 maraina / @ 2ora n'y...
12/08/2026

🥳🎉🎉REVEIL SPIRITUEL 04 🔥🔥
AMBOARY DIENY IZAO ARY NY FOTOANA
Asabotsy 05 & ALAHADY 06 septembre
@ 8:30 maraina / @ 2ora n'y hariva
🎉🎉🎉🎉🔥🔥🔥🔥🔥

ANDROANY 'LAY FANDALINAM-PINOANA LEHIBE (tapany faha 02)➡️@ 2 ora tolak'andro➡️💒La Grâce de Dieu 67ha boulevard (100 m m...
12/08/2026

ANDROANY 'LAY FANDALINAM-PINOANA LEHIBE (tapany faha 02)

➡️@ 2 ora tolak'andro
➡️💒La Grâce de Dieu 67ha boulevard (100 m miala @ rond point Madinox manarak n'y lalam-baovao)

Izay iarahana @ mpanompon'Andriamanitra Dimison Andriamalanjaona AVY ao @ fiangonana vie glorieuse en Christ

Manasa n'y rehetra izay te hitombo ara-panahy

10/08/2026

TONONINA HO ANAO NY FIAROVANA, FAHASOAVANA ARY FITAHIANA @ LAFINY REHETRA

✝️✍️FISAORANA Pasteur Andriamahefa mivady dia MISAOTRA ANTSIKA REHETRA T@ VOKA-DEHIBE ANDROANY ALAHADY 09 AOÛT NATAO MOA...
09/08/2026

✝️✍️FISAORANA

Pasteur Andriamahefa mivady dia
MISAOTRA ANTSIKA REHETRA T@ VOKA-DEHIBE ANDROANY ALAHADY 09 AOÛT
NATAO MOA IZANY HO FANOHIZANA NY FANORENANA NY FIANGONANA LA Grâce eto 67ha boulevard

Misaotra antsika pastera sy sampana isan-tsokajiny avy eto anivon'ny fiangonana , mankasitraka t@ famafazana isan-karazany izay nafoinareo ho an'ny fanorenana
Izahay mivady dia faly mañana anareo ary mivavaka hatrany izahay hijoro ara-panahy sy ho tahiana @ zavtr rehetra hianareo

Misaotra iany koa an'ireo namana , pasteur...izay Tonga nanotrona 🙏

Ho @ tsika rehetra anie ny fitiavan'Andriamanitra Ray n'y fahasoavan'iJesosy kristy Tompo Ary ny firaisana @ Fanahy Masina

➡️ ALAHADY 09 AOÛT ✝️🔥MANDRESY ANATY , MANDRESY IVELANY Jao 14/17 ➡️asan'Fanahy Masina ny mampandresy olona 1 manomboka ...
08/08/2026

➡️ ALAHADY 09 AOÛT

✝️🔥MANDRESY ANATY , MANDRESY IVELANY Jao 14/17

➡️asan'Fanahy Masina ny mampandresy olona 1 manomboka ao anaty ,

➡️N'y vraie FANDRESENA dia tsy manomboka ety IVELANY fa AVY any anaty makaty IVELANY

➡️N'inona n'inona fiainana iainanao androany dia tadidio fa HERY miainga ao anaty no ilainao ,manaraka ho azy n'y ety IVELANY AVY eo

➡️Manasa ny rehetra izay te handresy anaty handresy IVELANY

🛑ALAHADY 09 août
⏰@ 7ora , @ 9 ora @ 2:30
💒La Grâce de Dieu 67ha boulevard ( 100 m miala @ rond point Madinox manarak n'y lalam-baovao)

📱033.17.658.50 / 034.37.943.11

🛑NY FAHATONGAVANAO DIA FANDRESENA HO ANAO

07/08/2026

Ho feno ny fanatrehan'Andriamanitra anie ity faran'ny herinandronao ity

05/08/2026

NY LOHARANOKO REHETRA DIA AO AMINAO
Sal 87/7✨

04/08/2026

EO @ 'LAY TSISY AZO ALEHA ,MANAO LALANA IZY ✨

Address

Boulevard De L'europe , 67ha Ankasina , (rocade)
Antananarivo

Telephone

+261331765850

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when La Grâce de Dieu posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share