02/08/2026
🇫🇷« L'avenir du peuple commence par sa jeunesse. Un peuple construit son avenir en valorisant son identité, sa culture et sa jeunesse. C'est la vision de Makai Innovation. »
🇲🇬 « Ny ho avin'ny vahoaka dia miainga amin'ny tanora. Miara manorina ny ho aviny amin'ny fanomezana lanja ny maha-izy azy, ny kolontsainy ary ny tanorany. Izany no vina entin'ny Makai Innovation. »