BTDLC Bureau de Traitement de Dolรฉance et de la Lutte Contre la Corruption

29/07/2026
๐Ÿ“Œ ๐‘ฏ๐’†๐’๐’๐’Œ๐’‚ ๐’‡๐’‚๐’‰๐’‚-9: ๐‘ญ๐’‚๐’๐’Œ๐’‚๐’Ž-๐’ƒ๐’๐’๐’‚ ๐’•๐’”๐’š ๐’‚๐’“๐’‚-๐’…๐’‚๐’๐’‚ฬ€๐’๐’‚ ๐’‚๐’•๐’‚๐’๐’โ€™๐’๐’š ๐’Ž๐’‘๐’Š๐’“๐’‚๐’Œ๐’Š-๐’…๐’“๐’‚๐’‰๐’‚๐’“๐’‚๐’‰๐’‚๐’Ž-๐’‘๐’Š๐’•๐’”๐’‚๐’“๐’‚๐’๐’‚Fitakiana na fandraisanโ€™ny mpiraki-dra...
03/07/2026

๐Ÿ“Œ ๐‘ฏ๐’†๐’๐’๐’Œ๐’‚ ๐’‡๐’‚๐’‰๐’‚-9: ๐‘ญ๐’‚๐’๐’Œ๐’‚๐’Ž-๐’ƒ๐’๐’๐’‚ ๐’•๐’”๐’š ๐’‚๐’“๐’‚-๐’…๐’‚๐’๐’‚ฬ€๐’๐’‚ ๐’‚๐’•๐’‚๐’๐’โ€™๐’๐’š ๐’Ž๐’‘๐’Š๐’“๐’‚๐’Œ๐’Š-๐’…๐’“๐’‚๐’‰๐’‚๐’“๐’‚๐’‰๐’‚๐’Ž-๐’‘๐’Š๐’•๐’”๐’‚๐’“๐’‚๐’๐’‚
Fitakiana na fandraisanโ€™ny mpiraki-draharaha vola ho sara, na hetra, na tambin-karama, izay fantany fa tsy tokony haloa, na mihoatra ny tokony haloa.

๐Ÿ”Ž ๐‘ฐ๐’๐’๐’๐’‚ ๐’๐’ ๐’๐’‚๐’›๐’‚๐’Š๐’โ€™๐’๐’š ๐’๐’‚๐’๐’‚ฬ€๐’๐’‚ ?
Ny lalร na dia milaza fa:
๐ŸšซTsy mahazo mitaky na mandray vola ny mpiraki-draharaha raha:
๐ŸšซTsy voafaritry ny lalร na izany, na
๐ŸšซMihoatra noho ny vola tokony haloa ara-dalร na
Izay manao izany dia manitsakitsaka ny lalร na ary azo saziana

๐Ÿ‘‰ Midika: voarara ny maka vola tsy ara-drariny aminโ€™ny raharaha ara-pitsarana

โš ๏ธ ๐‘ญ๐’Š๐’‰๐’†๐’•๐’”๐’Š๐’Œ๐’‚ ๐’•๐’๐’Œ๐’๐’๐’š ๐’Š๐’‚๐’๐’‚๐’๐’‚ :
โŒMangataka โ€œsara fanampinyโ€ tsy ara-dalร na
โŒMandray vola miafina (kolikoly)
โŒMampitahotra na manararaotra olona mila tolotra ara-pitsarana
โŒMampiakatra vola mihoatra noho ny voatondro

๐Ÿ‘‰ Raha tsorina: Aza maka vola tsy tokony ho raisina

โœ… ๐‘จ๐‘ต๐‘ฑ๐‘จ๐‘น๐‘จ ๐‘ฉ๐‘ฐ๐‘น๐‘ฐ๐‘ฒ๐’€ ๐‘จ๐’๐‘ถ๐‘ตโ€™๐‘ต๐’€ ๐‘ถ๐‘ณ๐‘ถ๐‘ต๐‘จ ๐‘ป๐‘บ๐‘ฐ๐‘น๐‘จ๐‘ฐ๐‘น๐‘จ๐’€ ๐‘จ๐‘ป๐‘จ๐‘ถ :
โ˜‘๏ธTsy manaiky hanome kolikoly
โ˜‘๏ธMangataka hatrany ny taratasy manamarina ny fandoavana vola
โ˜‘๏ธMitatitra aminโ€™ny tomponโ€™andraikitra raha misy tsy ara-dalร na
โ˜‘๏ธMampahafantatra ny hafa momba ny zony sy ny lalร na

๐Ÿ‘‰ Ny tsirairay dia afaka manampy aminโ€™ny ady aminโ€™ny kolikoly

โš ๏ธ ๐“๐’๐€๐‘๐Ž๐•๐˜ :
โš–๏ธNy vola rehetra aloa aminโ€™ny birao-mpanjakana dia tsy maintsy ara-dalร na sy mazava
โš–๏ธNy mpiasam-panjakana dia tokony hanaja ny lalร na sy ny etika
Kolikoly = heloka bevava

๐Ÿ“ข ๐‘ฏ๐‘จ๐‘ญ๐‘จ๐‘ป๐‘น๐‘จ:
๐‘ต๐’š ๐’“๐’‚๐’“๐’Š๐’๐’š ๐’•๐’”๐’š ๐’‚๐’Ž๐’Š๐’…๐’š, ๐’‚๐’“๐’š ๐’๐’š ๐’๐’‚๐’๐’‚ฬ€๐’๐’‚ ๐’•๐’”๐’š ๐’‚๐’›๐’ ๐’‰๐’Š๐’—๐’Š๐’๐’Š๐’‚๐’๐’‚.
Aoka samy hanaja ny lalร na isika, tsy hanaiky kolikoly, ary hijoro aminโ€™ny fahamarinana hatrany.




๐Ÿ“Œ ๐‡๐ž๐ฅ๐จ๐ค๐š ๐Ÿ๐š๐ก๐š-๐Ÿ– : ๐…๐š๐ง๐š๐Ÿ๐š๐ก๐š๐ง๐š ๐ฌ๐ฒ ๐Ÿ๐š๐ฆ๐ž๐ฅ๐š๐ง-๐ค๐ž๐ญ๐ซ๐š ๐ญ๐ฌ๐ฒ ๐š๐ซ๐š-๐๐šฬ€๐ฅ๐š๐ง๐šFanomezanโ€™ny olona nametrahana fahefam-panjakana fanafahana...
15/06/2026

๐Ÿ“Œ ๐‡๐ž๐ฅ๐จ๐ค๐š ๐Ÿ๐š๐ก๐š-๐Ÿ– : ๐…๐š๐ง๐š๐Ÿ๐š๐ก๐š๐ง๐š ๐ฌ๐ฒ ๐Ÿ๐š๐ฆ๐ž๐ฅ๐š๐ง-๐ค๐ž๐ญ๐ซ๐š ๐ญ๐ฌ๐ฒ ๐š๐ซ๐š-๐๐šฬ€๐ฅ๐š๐ง๐š
Fanomezanโ€™ny olona nametrahana fahefam-panjakana fanafahana sy famelร na tsy ara-dalana handoa vola ho sara, na hambam-panjakana, na famoahana maimaim poana ny vokatra avy aminโ€™ny antokon-ndraharaham panjakana.

๐Ÿ”Ž ๐‘ฐ๐’๐’๐’๐’‚ ๐’๐’ ๐’๐’‚๐’›๐’‚๐’Š๐’โ€™๐’๐’š ๐’๐’‚๐’๐’‚ฬ€๐’๐’‚ ?
Fanaovanโ€™ny olona manana fahefam-panjakana:
- Manome halalana tsy mandoa hetra na sara,
- Na mamafa trosa aminโ€™ny fanjakana,
- Na manome maimaim-poana ny vokatra na tolotra,
๐Ÿ‘‰ nefa tsy ara-dalร na izany fa noho ny tombontsoa manokana (kolikoly, favoritisme, fifandraisana).

โš ๏ธ ๐‘ญ๐’Š๐’‰๐’†๐’•๐’”๐’Š๐’Œ๐’‚ ๐’•๐’๐’Œ๐’๐’๐’š ๐’Š๐’‚๐’๐’‚๐’๐’‚ :
โš”๏ธManome fanafahana hetra ho anโ€™olona tsy manan-jo
โš”๏ธMandray vola na tombontsoa mba hanaovana โ€œfamelan-ketraโ€
โš”๏ธMamafa trosa aminโ€™ny fanjakana tsy misy antony ara-dalร na
โš”๏ธManao โ€œfavoritismeโ€ aminโ€™ny fanomezana tombontsoa ara-bola
โš”๏ธMampiasa fahefana hanitsakitsahana ny fitsipika

โœ… ๐‘จ๐‘ต๐‘ฑ๐‘จ๐‘น๐‘จ ๐‘ฉ๐‘ฐ๐‘น๐‘ฐ๐‘ฒ๐’€ ๐‘จ๐’๐‘ถ๐‘ตโ€™๐‘ต๐’€ ๐‘ถ๐‘ณ๐‘ถ๐‘ต๐‘จ ๐‘ป๐‘บ๐‘ฐ๐‘น๐‘จ๐‘ฐ๐‘น๐‘จ๐’€ ๐‘จ๐‘ป๐‘จ๐‘ถ :
๐Ÿ‘‰Manaja sy manaraka ny lalร na momba ny hetra sy ny sara
๐Ÿ‘‰Mandร  ny kolikoly sy ny fangatahana tsy ara-dalร na
๐Ÿ‘‰Mitatitra tranga mampiahiahy aminโ€™ny tomponโ€™andraikitra
๐Ÿ‘‰Miaro ny mangarahara sy ny fahitsiana
๐Ÿ‘‰Miara-mientana hiady aminโ€™ny kolikoly

โš ๏ธ ๐“๐’๐€๐‘๐Ž๐•๐˜ :
Ny hetra aloantsika dia mitondra fampandrosoana ny firenena.
Ny fanodikodinana azy dia manimba ny tombontsoa iombonana.

๐Ÿ“ข ๐‘ฏ๐‘จ๐‘ญ๐‘จ๐‘ป๐‘น๐‘จ:
โ€œ๐‘จ๐’›๐’‚ ๐’Ž๐’‚๐’๐’‚๐’Š๐’Œ๐’š ๐’Œ๐’๐’๐’Š๐’Œ๐’๐’๐’š โ€” ๐‘จ๐’“๐’๐’—๐’š ๐’๐’š ๐’“๐’‚๐’“๐’Š๐’๐’š ๐’”๐’š ๐’๐’š ๐’Ž๐’‚๐’๐’ˆ๐’‚๐’“๐’‚๐’‰๐’‚๐’“๐’‚ !โ€

Voir moins

โš–๏ธ๐‡๐ž๐ฅ๐จ๐ค๐š ๐Ÿ๐š๐ก๐š-๐Ÿ•. ๐…๐š๐ค๐š๐ฆ-๐›๐จ๐ฅ๐š ๐ญ๐ฌ๐ฒ ๐š๐ซ๐š-๐๐š๐ฅ๐šฬ€๐ง๐šFanomezanโ€™ny olona nametrahana fahefam-panjakana fanafahana sy famelร na tsy a...
08/06/2026

โš–๏ธ๐‡๐ž๐ฅ๐จ๐ค๐š ๐Ÿ๐š๐ก๐š-๐Ÿ•. ๐…๐š๐ค๐š๐ฆ-๐›๐จ๐ฅ๐š ๐ญ๐ฌ๐ฒ ๐š๐ซ๐š-๐๐š๐ฅ๐šฬ€๐ง๐š
Fanomezanโ€™ny olona nametrahana fahefam-panjakana fanafahana sy famelร na tsy ara-dalana handoa vola ho sara, na hambam-panjakana, na famoahana maimaim poana ny vokatra avy aminโ€™ny antokon-ndraharaham panjakana.

๐Ÿ”Ž ๐‘ฐ๐’๐’๐’๐’‚ ๐’๐’ ๐’๐’‚๐’›๐’‚๐’Š๐’โ€™๐’๐’š ๐’๐’‚๐’๐’‚ฬ€๐’๐’‚ ?
Voararanโ€™ny lalร na ny fanomezana fanafahana na famelร na tsy ara-dalร na ataonโ€™ny tomponโ€™andraikitra iray, izay mitarika tsy fandoavana sara, haba na vola tokony haloanโ€™ny olona na fikambanana aminโ€™ny fanjakana. Tafiditra ao anatinโ€™izany koa ny famoahana maimaim-poana tsy ara-dalร na ny vokatra na tolotra avy aminโ€™ny sampan-draharaham-panjakana.

โš ๏ธ ๐‘ญ๐’Š๐’‰๐’†๐’•๐’”๐’Š๐’Œ๐’‚ ๐’•๐’๐’Œ๐’๐’๐’š ๐’Š๐’‚๐’๐’‚๐’๐’‚ :
โŒ Mangataka na mandray vola โ€œambadikaโ€ mba hahazoana fanafahana haba/sara
โŒ Manome alalana tsy ara-dalร na mba tsy handoavanโ€™ny olona vola tokony haloany
โŒ Mamoaka vokatra na tolotra maimaim-poana tsy ara-dalร na
โŒ Mampiasa fahefana hanomezana tombontsoa manokana ny hafa
โŒ Miara-manao kolikoly aminโ€™ny olon-kafa

โœ… ๐‘จ๐’๐’‹๐’‚๐’“๐’‚ ๐’ƒ๐’Š๐’“๐’Š๐’Œ๐’š ๐’‚๐’›๐’๐’โ€™๐’๐’š ๐’•๐’”๐’Š๐’“๐’‚๐’Š๐’“๐’‚๐’š ๐’‚๐’•๐’‚๐’ :
โœ”๏ธ Manaja ny lalร na momba ny hetra sy sara
โœ”๏ธ Mandร  tsy handray na hanome vola tsy ara-dalร na
โœ”๏ธ Mitatitra raha misy fakam-bola na fanararaotam-pahefana
โœ”๏ธ Mampiroborobo ny fahitsiana sy ny mangarahara
โœ”๏ธ Miaro ny tombontsoam-bahoaka

๐Ÿ’ฌ ๐‘ป๐’”๐’‚๐’“๐’๐’—๐’š : Ny vola miditra aminโ€™ny fanjakana dia ho anโ€™ny fampandrosoana ny firenena. Aoka tsy ho very aminโ€™ny kolikoly izany!

Nisitraka fampitomboana ny fahaiza-manao avy aminโ€™ny ยซ ๐‘ฉ๐’Š๐’“๐’‚๐’ ๐’Ž๐’‚๐’‰๐’‚๐’๐’†๐’๐’•๐’†๐’๐’‚ ๐’Ž๐’Š๐’‚๐’…๐’š ๐’‚๐’Ž๐’Š๐’โ€™๐’๐’š ๐’Œ๐’๐’๐’Š๐’Œ๐’๐’๐’š ยป na ๐‘ฉ๐‘ฐ๐‘จ๐‘ต๐‘ช๐‘ถ ireo mpiasan...
16/04/2026

Nisitraka fampitomboana ny fahaiza-manao avy aminโ€™ny ยซ ๐‘ฉ๐’Š๐’“๐’‚๐’ ๐’Ž๐’‚๐’‰๐’‚๐’๐’†๐’๐’•๐’†๐’๐’‚ ๐’Ž๐’Š๐’‚๐’…๐’š ๐’‚๐’Ž๐’Š๐’โ€™๐’๐’š ๐’Œ๐’๐’๐’Š๐’Œ๐’๐’๐’š ยป na ๐‘ฉ๐‘ฐ๐‘จ๐‘ต๐‘ช๐‘ถ ireo mpiasanโ€™ny biraonโ€™ny ยซ ๐‘ฉ๐’Š๐’“๐’‚๐’ ๐’Ž๐’Š๐’”๐’‚๐’‰๐’‚๐’๐’‚ ๐’๐’š ๐’‡๐’Š๐’•๐’‚๐’“๐’‚๐’Š๐’๐’‚๐’๐’‚ ๐’”๐’š ๐’๐’š ๐’‚๐’…๐’š ๐’‚๐’Ž๐’Š๐’โ€™๐’๐’š ๐’Œ๐’๐’๐’Š๐’Œ๐’๐’๐’š ๐’†๐’•๐’ ๐’‚๐’Ž๐’Š๐’โ€™๐’๐’š ๐‘ด๐’Š๐’๐’Š๐’”๐’Š๐’•๐’†๐’“๐’‚๐’โ€™๐’๐’š ๐‘จ๐’”๐’‚ ๐‘ฝ๐’‚๐’—๐’†๐’๐’•๐’š ยป na ๐‘ฉ๐‘ป๐‘ซ๐‘ณ๐‘ช.
Tanjona ny mba ho sehatra lavitry ny kolikoly ny asam-panjakana ka hamaly tanteraka ny filanโ€™ny vahoaka.
Niompana taminโ€™ny lafiny roa ny fiofanana dia ny fanabeazana sy ny fisorohana.
Hevi-dehibe maromaro no noresahina tao anatinโ€™ny fanabeazana. Nanomboka taminโ€™ny fanolorana ny famaritana ny kolikoly ireo mpampiofana mba hisianโ€™ny fahatakarana mazava sy iombonanโ€™ny rehetra. Manaraka izany dia nohazavaina ireo endrika kolikoly isan-karazany, ahafahanโ€™ny mpandray anjara mamantatra ireo toe-javatra mampidi-doza eo aminโ€™ny tontolonโ€™ny asa aman-draharahany. Farany, novolavolaina ny foto-kevitra ankapobeny momba ny ady amin'ny kolikoly, nanasongadina ny foto-kevitra, ny rafitra ary ny maha-zava-dehibe ny fanoloran-tenan'ny tsirairay amin'ity ady ity.
Niompana taminโ€™ny famerenana ny fitsipi-pitondran-tena sy ny fepetra tokony horaisina aminโ€™ny ady aminโ€™ny kolikoly ary ny torolalana aminโ€™ny fisorohana aminโ€™ny fizotry ny tsenam-baro-panjakana, indrindra ny eo anivonโ€™ny Minisiteranโ€™ny Asa Vaventy, ny singa fisorohana. Natolotra ihany koa ny drafitry ny hetsika mikendry ny hanamafisana ny filaminana aminโ€™ity dingana ity sy ireo fifanarahana lehibe, mifanaraka aminโ€™ny andrinโ€™ny ady aminโ€™ny kolikoly.
Aorianโ€™izao fihaonana izao, dia hisy ny fanavaozana izay hiompana aminโ€™ny fanentanana ny mpiasanโ€™ny Minisiteranโ€™ny Asa Vaventy sy ny fisorohana ny kolikoly aminโ€™ny tsenam-baro-panjakana.






***********************************************************************

Les personnels du ยซ ๐‘ฉ๐’–๐’“๐’†๐’‚๐’– ๐’…๐’† ๐‘ป๐’“๐’‚๐’Š๐’•๐’†๐’Ž๐’†๐’๐’• ๐’…๐’†๐’” ๐‘ซ๐’๐’๐’†ฬ๐’‚๐’๐’„๐’†๐’” ๐’†๐’• ๐’…๐’† ๐’๐’‚ ๐‘ณ๐’–๐’•๐’•๐’† ๐‘ช๐’๐’๐’•๐’“๐’† ๐’๐’‚ ๐‘ช๐’๐’“๐’“๐’–๐’‘๐’•๐’Š๐’๐’ (๐‘ฉ๐‘ป๐‘ซ๐‘ณ๐‘ช) ยป au sein du Ministรจre des Travaux publics ont bรฉnรฉficiรฉ d'une session de renforcement des capacitรฉs animรฉe par le ๐‘ฉ๐’–๐’“๐’†๐’‚๐’– ๐‘ฐ๐’๐’…๐’†ฬ๐’‘๐’†๐’๐’…๐’‚๐’๐’• ๐‘จ๐’๐’•๐’Š-๐’„๐’๐’“๐’“๐’–๐’‘๐’•๐’Š๐’๐’ (๐‘ฉ๐‘ฐ๐‘จ๐‘ต๐‘ช๐‘ถ). Cette initiative vise ร  promouvoir un dรฉpartement ministรฉriel intรจgre, รฉloignรฉ de toute forme de corruption qui rรฉpond pleinement aux besoins de la population.
La formation รฉtait axรฉe sur deux volets : l'รฉducation et la prรฉvention.
Plusieurs points clรฉs ont รฉtรฉ abordรฉs dans le volet รฉducation. Les formateurs ont commencรฉ par une dรฉfinition de la corruption afin d'assurer une comprรฉhension claire et partagรฉe. Ensuite, les diffรฉrentes formes de corruption ont รฉtรฉ expliquรฉes, permettant aux participants d'identifier les situations ร  risque dans leur environnement professionnel. Enfin, une prรฉsentation gรฉnรฉrale de la lutte contre la corruption a รฉtรฉ รฉlaborรฉe, notamment concernant le concept, le cadre et l'importance de l'engagement individuel dans ce combat.
Le volet prรฉvention a portรฉ sur le rappel du code de conduite et des mesures ร  prendre en matiรจre de lutte contre la corruption, ainsi que sur les lignes directrices de prรฉvention dans le cadre des marchรฉs publics, notamment au sein du Ministรจre des Travaux Publics. Un plan d'action a รฉgalement รฉtรฉ prรฉsentรฉ afin de renforcer la sรฉcurisation de ce processus et des grands contrats, conformรฉment aux pilles de la lutte contre la corruption.
ร€ la suite de cette rรฉunion, des rรฉorientations des activitรฉs seront mises en ล“uvre afin de sensibiliser les employรฉs du MTP et de prรฉvenir la corruption dans le processus de passation de marchรฉs publics.




โš–๏ธ๐‡๐ž๐ฅ๐จ๐ค๐š ๐Ÿ๐š๐ก๐š-๐Ÿ”. ๐…๐š๐ง๐จ๐๐ข๐ง๐ค๐จ๐๐ข๐ง๐š๐ง๐š ๐Ÿ๐š๐ง๐š๐ง๐š๐ง-๐จ๐ฅ๐จ๐ง-๐ญ๐ฌ๐จ๐ญ๐ซ๐š : ๐น๐‘Ž๐‘š๐‘๐‘–โ„Ž๐‘’๐‘›๐‘Ž๐‘›๐‘Ž , ๐‘“๐‘Ž๐‘›๐‘œ๐‘‘๐‘–๐‘›๐‘˜๐‘œ๐‘‘๐‘–๐‘›๐‘Ž๐‘›๐‘Ž, ๐‘“๐‘Ž๐‘›๐‘–๐‘š๐‘๐‘Ž๐‘›๐‘Ž ๐‘›๐‘Ž ๐‘“๐‘Ž๐‘›๐‘Ž๐‘“๐‘œ๐‘Ž๐‘›๐‘Ž๐‘›๐‘Ž ๐‘Ž๐‘œ ๐‘Ž๐‘›๐‘Ž๐‘ก๐‘–๐‘›...
07/04/2026

โš–๏ธ๐‡๐ž๐ฅ๐จ๐ค๐š ๐Ÿ๐š๐ก๐š-๐Ÿ”. ๐…๐š๐ง๐จ๐๐ข๐ง๐ค๐จ๐๐ข๐ง๐š๐ง๐š ๐Ÿ๐š๐ง๐š๐ง๐š๐ง-๐จ๐ฅ๐จ๐ง-๐ญ๐ฌ๐จ๐ญ๐ซ๐š :
๐น๐‘Ž๐‘š๐‘๐‘–โ„Ž๐‘’๐‘›๐‘Ž๐‘›๐‘Ž , ๐‘“๐‘Ž๐‘›๐‘œ๐‘‘๐‘–๐‘›๐‘˜๐‘œ๐‘‘๐‘–๐‘›๐‘Ž๐‘›๐‘Ž, ๐‘“๐‘Ž๐‘›๐‘–๐‘š๐‘๐‘Ž๐‘›๐‘Ž ๐‘›๐‘Ž ๐‘“๐‘Ž๐‘›๐‘Ž๐‘“๐‘œ๐‘Ž๐‘›๐‘Ž๐‘›๐‘Ž ๐‘Ž๐‘œ ๐‘Ž๐‘›๐‘Ž๐‘ก๐‘–๐‘›โ€™๐‘›๐‘ฆ ๐‘ ๐‘’โ„Ž๐‘Ž-๐‘๐‘–โ„Ž๐‘Ž๐‘Ÿ๐‘–๐‘›๐‘Ž ๐‘Ž๐‘Ÿ๐‘Ž-๐‘ก๐‘œ๐‘’๐‘˜๐‘Ž๐‘Ÿ๐‘’๐‘›๐‘Ž, ๐‘Ž๐‘Ÿ๐‘Ž-๐‘๐‘œ๐‘™๐‘Ž ๐‘›๐‘Ž ๐‘Ž๐‘Ÿ๐‘Ž-๐‘๐‘Ž๐‘Ÿ๐‘œ๐‘ก๐‘Ÿ๐‘Ž, ๐‘›๐‘ฆ ๐‘“๐‘Ž๐‘›๐‘Ž๐‘›๐‘Ž๐‘›๐‘Ž, ๐‘›๐‘ฆ ๐‘ฃ๐‘œ๐‘™๐‘Ž ๐‘›๐‘Ž ๐‘›๐‘ฆ ๐‘ ๐‘Ž๐‘›๐‘‘๐‘Ž โ„Ž๐‘œ ๐‘Ž๐‘›โ€™๐‘›๐‘ฆ ๐‘œ๐‘™๐‘œ๐‘›-๐‘ก๐‘ ๐‘œ๐‘ก๐‘Ÿ๐‘Ž ๐‘›๐‘Ž ๐‘ ๐‘Ž๐‘›๐‘‘๐‘Ž โ„Ž๐‘œ ๐‘Ž๐‘›โ€™๐‘›๐‘ฆ ๐‘œ๐‘Ÿ๐‘–๐‘›โ€™๐‘Ž๐‘ ๐‘Ž ๐‘–๐‘Ÿ๐‘Ž๐‘ฆ ๐‘Ž๐‘œ ๐‘Ž๐‘š๐‘–๐‘›โ€™๐‘›๐‘ฆ ๐‘ ๐‘’โ„Ž๐‘Ž๐‘ก๐‘Ÿโ€™๐‘Ž๐‘ ๐‘Ž ๐‘ก๐‘ ๐‘ฆ ๐‘š๐‘–๐‘Ž๐‘›๐‘˜๐‘–๐‘›๐‘Ž ๐‘Ž๐‘š๐‘–๐‘›โ€™๐‘›๐‘ฆ ๐‘“๐‘Ž๐‘›๐‘—๐‘Ž๐‘˜๐‘Ž๐‘›๐‘Ž.

๐Ÿ”Ž ๐‘ฐ๐’๐’๐’๐’‚ ๐’๐’ ๐’๐’‚๐’›๐’‚๐’Š๐’โ€™๐’๐’š ๐’๐’‚๐’๐’‚ฬ€๐’๐’‚ ?
Voararanโ€™ny lalร na ny fanodinkodinana, fanimbana na fanafoanana fananana, vola na sanda anananโ€™olon-tsotra na orinasa. Heloka izany satria manitsakitsaka ny zonโ€™ny hafa sy manimba ny fahamarinana ara-barotra.

โš ๏ธ ๐‘ญ๐’Š๐’‰๐’†๐’•๐’”๐’Š๐’Œ๐’‚ ๐’•๐’๐’Œ๐’๐’๐’š ๐’Š๐’‚๐’๐’‚๐’๐’‚ :
โŒ Maka na mampiasa fananana tsy nahazoana alalana
โŒ Manova na manodinkodina antontan-taratasy ara-bola
โŒ Mampiasa fanananโ€™orinasa ho tombontsoa manokana
โŒ Manimba na manafina porofo
โŒ Mampihena an-tsokosoko ny sanda tokony ho anโ€™ny hafa

โœ… ๐‘จ๐’๐’‹๐’‚๐’“๐’‚ ๐’ƒ๐’Š๐’“๐’Š๐’Œ๐’š ๐’‚๐’›๐’๐’โ€™๐’๐’š ๐’•๐’”๐’Š๐’“๐’‚๐’Š๐’“๐’‚๐’š ๐’‚๐’•๐’‚๐’ :
โœ”๏ธ Manaja sy miaro ny fanananโ€™ny hafa
โœ”๏ธ Mitandrina aminโ€™ny fitantanana vola sy antontan-taratasy
โœ”๏ธ Mitatitra raha misy tsy ara-dalร na
โœ”๏ธ Mandร  tsy handray anjara aminโ€™ny kolikoly
โœ”๏ธ Mampiroborobo ny fahitsiana sy mangarahara

๐Ÿ’ฌ ๐“๐ฌ๐š๐ซ๐จ๐ฏ๐ฒ : ๐๐ฒ ๐Ÿ๐ข๐š๐ซ๐จ๐ฏ๐š๐ง๐š ๐ง๐ฒ ๐Ÿ๐š๐ง๐š๐ง๐š๐งโ€™๐ง๐ฒ ๐ก๐š๐Ÿ๐š ๐๐ข๐š ๐š๐ง๐๐ซ๐š๐ข๐ค๐ข๐ญ๐ซ๐š ๐ข๐จ๐ฆ๐›๐จ๐ง๐š๐ง๐š. ๐Œ๐ข๐š๐ซ๐š-๐ฆ๐ข๐ฌ๐š๐ฅ๐š๐ก๐ฒ ๐ข๐ฌ๐ข๐ค๐š ๐ก๐ข๐š๐๐ฒ ๐š๐ฆ๐ข๐งโ€™๐ง๐ฒ ๐ค๐จ๐ฅ๐ข๐ค๐จ๐ฅ๐ฒ!

19/03/2026
17/03/2026

๐Ÿšจ ๐— ๐—˜๐—Ÿ๐—ข๐—›๐—œ๐—ก๐—” ๐—ง๐—”๐—ก๐—ง๐—˜๐—ฅ๐—”๐—ž๐—” ๐—ก๐—ฌ ๐—™๐—œ๐—Ÿ๐—”๐—ญ๐—”๐—ก๐—” ๐—ง๐—ฆ๐—ฌ ๐— ๐—”๐—ฅ๐—œ๐—ก๐—” ๐—ฆ๐—ฌ ๐—ก๐—ฌ ๐—™๐—œ๐—ฆ๐—”๐—ก๐——๐—ข๐—›๐—”๐—ก๐—” ๐—”๐—ก๐—”๐—ฅ๐—”๐—ก๐—”

๐Ÿšซ Manameloka tanteraka ny fanononana, ny fampiasana ary ny fisandohana ny anaranโ€™ny mpiasanโ€™ny Minisiteranโ€™ny Asa Vaventy ao anatinโ€™ity vaovao tsy marina sy tsy voamarina niely teto aminโ€™ny tambajotran-tserasera ity. โš ๏ธ

๐Ÿ“ข Miantso ny rehetra mba hanaja ny fahamarinana sy tsy hampiely vaovao tsy voamarina. โš–๏ธ

Address

Rue Jules RANAIVO Anosy
Antananarivo
101

Opening Hours

Monday 08:00 - 16:00
Tuesday 08:00 - 16:00
Wednesday 08:00 - 16:00
Thursday 08:00 - 16:00
Friday 08:00 - 16:00

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when BTDLC posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share