Gen Z Madagascar

Gen Z Madagascar Pour Madagascar

Gen Z Vitsika Madagascar 🇲🇬

Mpitolona ho an’i Madagasikara✊️🇲🇬

Ny tanjon’ny Pejy :
⭕️ Mitondra ny feon’ny Malagasy manontolo
⭕️ Mizara fahalalana sy vaovao
⭕️ Mampiala voly

➡️ Jery Manonga : Ny marina iany ✅️

✊️🇲🇬 Ho an’ny Tanindrazana !

🚨🚨 LEHIBEN’NY MPANOHITRA MANOHANA NY FITONDRANA : MBOLA MPANOHITRA VE ⁉️➡️ Ny fanoherana dia tsy toerana na anarana fots...
17/08/2026

🚨🚨 LEHIBEN’NY MPANOHITRA MANOHANA NY FITONDRANA : MBOLA MPANOHITRA VE ⁉️

➡️ Ny fanoherana dia tsy toerana na anarana fotsiny fa andraikitra apetraky ny lalàna ho contre-pouvoir, fanaraha-maso ny fitondrana ary fanolorana vahaolana hafa.

⚖️ Araka ny Lalàna n°2011-013, « ny mpanohitra dia natao hampifandanja ny fahefana sy hisolo tena ireo olom-pirenena tsy mitovy hevitra amin’ny fitondrana. »

➡️ Nilaza ny Lehiben’ny Mpanohitra fa vonona hiaraka amin’ny fitondrana, ka mipetraka ny fanontaniana : Mbola mitana ny tena andraikitry ny Lehiben’ny Mpanohitra ve izy, sa efa lasa mpanohana ny fitondrana?

⚖️ Ny Lalàna n°2021-006, andininy faha-9, dia mametraka fa raha “adhère au Gouvernement” ny Lehiben’ny Mpanohitra, dia very ho azy ny maha-Lehiben’ny Mpanohitra azy.

➡️Noho izany, tsy resaka olona, fihaviana na famitram-pihavanana izy ity, fa resaka fahaleovantenan’ny fanoherana sy fanajana ny lalàna.

➡️Raha lasa manohana tsy misy fepetra ny fitondrana ny Lehiben’ny Mpanohitra, iza intsony no hisolo tena ireo vahoaka tsy mitovy hevitra amin’ny fitondrana ?

Rajerison Antoine, Solombavambahoakan’ Arivonimamo

Source : 𝐌𝐚𝐥𝐚𝐠𝐚𝐬𝐲 𝐭𝐬𝐚𝐫𝐚

🔴 Député Johnny Nirina Fenohery  : Tsy eo intsony i Rajoelina izay mpandany anao amin'ny tsy ara-dalàna ‼️➡️  Misaotra f...
17/08/2026

🔴 Député Johnny Nirina Fenohery : Tsy eo intsony i Rajoelina izay mpandany anao amin'ny tsy ara-dalàna ‼️

➡️ Misaotra fa voaray ny hafatra fa TSY DIA TENA MAHALIANA ANAY LOATRA NY HEVITRAO SATRIA HEVITRA MANIDINTSIDINA ✅️

➡️ Mbola manofy ve ianao sa mihevitra fa ho lany ihany, kanefa i Rajoelina izay nanampy anao nangala-bato dia tsy eo intsony ❓️

Tsy ho ela :

⭕️ Rava ny Antenimierampirenena
⭕️ Miala i Bouldozera
⭕️ Miala i Rajoelina
⭕️ Tsy tafaverina eto izany i Ravatomanga



17/08/2026

Aza matahotra , minoa fotsiny ihany fa tsy maintsy vitantsika ny mampandroso an’i Madagasikara 💪🇲🇬

17/08/2026

Avokanay iany koa ve Bouldozera ilay teninao t@ tanora ny 29 Sept hoe " mandehana dory ny Villa Pradon Antanimena" ? 😏

17/08/2026

Tsy misy fifidianana mande izany eo raha tsy madio ny lalao ✅️
Tsy te hahita 2018 Bis izahay ‼️

Fampihavanam-pirenena 😁Jeneraly Kapsily 🤝 Ravatomanga 🤝 Rajojo 🤝 Charle 😂Sary indrana
16/08/2026

Fampihavanam-pirenena 😁

Jeneraly Kapsily 🤝 Ravatomanga 🤝 Rajojo 🤝 Charle 😂

Sary indrana

16/08/2026

Servir-MADA

16/08/2026

Tsy mila Ravatomanga iany koa , nanao "Ny kely tsy mba mamindro " iny ‼️

🚨🚨 Miezaka mandoto ny Gen Z indray ireo mpanao politika fangorika, mpangalatra eto amin’ny firenena, kanefa eto izahay d...
16/08/2026

🚨🚨 Miezaka mandoto ny Gen Z indray ireo mpanao politika fangorika, mpangalatra eto amin’ny firenena, kanefa eto izahay dia manambara fa tsy hilavo lefona fa handray andraikitra hatramin'ny farany
‼️

​🔴 Koa mampitandrina dien’izao izahay fa efa fotoana andraisanay tanora an-tànana ny ho avinay izao ka tsy azon’iza na iza sakatsakanana izany ✅️

​⚠️ Aza adino fa ny tanora no betsaka kokoa eo anatrehanareo tsy nahavita inona na inona ‼️

​Ho an’ny Tanindrazana ✊🏽🇲🇬
Ho an’ny Taranakany ✊🏽🇲🇬
Ho an’i Madagasikara ✊🏽🇲🇬

​《 An’ny vahoaka ny fahefana 》 ~ Gen Z



ℹ️ Tena efa manankarena be tokoa i Madagasikara izany ah , mahavita mizarazara vola sy fanampiana erakin’ny tanàna 🤔Sary...
16/08/2026

ℹ️ Tena efa manankarena be tokoa i Madagasikara izany ah , mahavita mizarazara vola sy fanampiana erakin’ny tanàna 🤔

Sary indrana

Address

Madagascar
Antananarivo
110

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Gen Z Madagascar posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share