29/12/2023
Miarahaba !
MBOLA MITOHY ny OPÉRATIONS CHOCOLAT sy GÂTEAUX ( EFA LASA ny NOËL , TSY BÛCHES intsony no ATAONTSIKA , fa GÂTEAUX BORIBORY IRENY indray izao ) izay AHAFAHANTSIKA MIFANOME TANANA HANAMPIANA ny TENA SAHIRANA eto AMIN'NY FIRENENTSIKA !!!
VITA omaly ALAKAMISY 28 décembre ny FIZARANA VOALOHANY manodidina IZAO FETY IZAO !!!
IREO HITA NITSIMPONA FAKO TENY AMIN'NY BACC À ORDURES no TENA NATAO CIBLES , NOTADIAVINA erak ' ANTANANARIVO RENIVOHITRA , ka NIZARANA ny SURPRISES , KELY Dia KELY , saingy NY FO MANOLOTRA NO MAMENO AZY !!!
FALY ny FO , RAVORAVO ny SAINA AMAMPANAHY , fa AFAKA MANAMPY ny MPIARA-BELONA MILA izany !!!
FITAFIANA sy MBA VATSY KELY HIVIDIANANA M**O SY DITE , CAFE no NATOLOTRA ho AZY IREO ...
MISAOTRA indrindra ANTSIKA REHETRA MIFANOME TANANA , TSY MPANAO MIRACLES ISIKA , fa JUSTE MPIZARA HAFALIANA KELY , FITAOVAN ' ANDRIAMANITRA HIFAMPITSIMBINA satria IZY NO TENA MANOME ...
'NDAO HIFANOME TANANA HATRANY !!!
Avec
Lanto Voahangy Angele Angie
Assoa Lva Randrianarisoa
Soangel's Fashion 'n Beauty
SoAngel's Randrianarisoa
Association SOA - ASSOA - pour l ' Education et le Tourisme