MAYF - Malagasy Association for Young's Future

MAYF - Malagasy Association for Young's Future Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from MAYF - Malagasy Association for Young's Future, Nonprofit Organization, Ambatomaro, Antananarivo.

Ny firaisankina no afahana mandroso ho amin’ny hoavy tsaratsara kokoa! 🫶Alohan’ny anombohana ny adidy sy ny asa lehibe a...
21/03/2026

Ny firaisankina no afahana mandroso ho amin’ny hoavy tsaratsara kokoa! 🫶

Alohan’ny anombohana ny adidy sy ny asa lehibe atao eo anivon’ny fiaraha-monina sy ho an’ireo zandry dia niaraka mifaly kely izahay ato anatin’ny association hanamafisana ny fankafantarana sy ny fifandraisana🥰🥰


“The strength of the team is each individual member. The strength of each member is the team. “ Phil Jackson 🥰🥰Misaotra ...
12/03/2026

“The strength of the team is each individual member. The strength of each member is the team. “ Phil Jackson 🥰🥰

Misaotra manokana ny ekipan’ny MAYF ny amin’ny fahaiza-mitarika, fandavan-tena hanampy ireo zandry, fahaizana miara-miasa, ary indrindra ny fazotoana lalandava. 👏🏻👏🏻

Tanora vonona hiatrika ny hoavy ao anatin’ny dingana telo ?🤞1- Miatomboka amin’ny fahasahiana manofy ny tanjonao🥰2- Mama...
05/03/2026

Tanora vonona hiatrika ny hoavy ao anatin’ny dingana telo ?🤞

1- Miatomboka amin’ny fahasahiana manofy ny tanjonao🥰

2- Mamantatra ny lalana rehetra ahatongavana ilay tanjona. Sady mametraka planina mazava tsara.🤞

3- Mihezaka isanandro isanandro manao zavatra voafaritra manampy amin’ny fanatanterahina ilay tanjona tiana ho tratrarina. 👌🏼

Eto izahay zoky ato amin’ny MAYF association vonona ny hanampy anao amin’ny fanatanterina an’izany rehetra zany🥰🥰

26/02/2026

Faly izahay rehefa mahare “feedback “ avy amin’ny ankizy avy hanaovana orientation tahaka izao!😍🥰

Aza misalasala mandefa hafatra na miantso ny laharana 034 25 592 08 raha manana zandry tiana hisitraka ny “orientation” avy amin’ny Association MAYF ianao😉😉

Mihezaka manakaiky ireo ankizy izahay, mba tsy hisy elanelana eo aminay sy izy ireo.Izany fifamatorana izany no ahafahan...
20/02/2026

Mihezaka manakaiky ireo ankizy izahay, mba tsy hisy elanelana eo aminay sy izy ireo.
Izany fifamatorana izany no ahafahanay mahafantatra azy ireo bebe kokoa ka afaka mitari-dalana azy amin’ny nofinofiny!🤞🥰

We build a strong bond with our mentees so there’s no distance between us. 🥰🥰
That connection allows us to truly guide, support, and understand them.🤞

Yes, if you’d like to join our team,

If you’d like to help shape the future of our youth,

you can still apply today to BECOME A VOLUNTEER ! ☺️🥰


Ankizy 67 tao amin’ny “lycée le VINET” Ambohimalaza no nisitraka ny “orientation Scolaire' tamin’ny 13 Febroary 2025 las...
14/02/2026

Ankizy 67 tao amin’ny “lycée le VINET” Ambohimalaza no nisitraka ny “orientation Scolaire' tamin’ny 13 Febroary 2025 lasa teo.

Maro amin’ireo ankizy no mbola tsy nahalala izay tokony ho ataony aorian’ny BACC,
Koa faly izahay nizara izany sy nampahafantatra azy ireo ny lalana tokony alehany mba ahatongavany amin’ny tanjona tiany ho tratrarina.🥰😌

ny Hoavy mamiratra ny famaritana ny anio!

👉Misokatra hatrany ny fikambanana amin’izay fiaraha-miasa amin’ireo sekoly maniry hikarakara hetsika mitovy amin’izany.

05/02/2026

📣✨ AVIS DE RECRUTEMENTS ✨📣

Nous recrutons des 𝐯𝐨𝐥𝐨𝐧𝐭𝐚𝐢𝐫𝐞𝐬 𝐩𝐫𝐨𝐟𝐞𝐬𝐬𝐢𝐨𝐧𝐧𝐞𝐥𝐬 𝐬𝐩𝐞𝐜𝐢𝐚𝐥𝐢𝐬𝐞́𝐬 𝐞𝐧 𝐨𝐫𝐢𝐞𝐧𝐭𝐚𝐭𝐢𝐨𝐧 𝐬𝐜𝐨𝐥𝐚𝐢𝐫𝐞. Veillez retrouver dans l'annonce la description du poste.

♦ Les bénévoles bénéficierons de :
- une expérience reconnue en bénévolat
- une occasion de progresser professionnellement en mettant en œuvre leurs compétences acquises durant leurs études
- divers formations et ateliers professionnels
- un environnement dynamique et évolutif

Intéressez ? 😉
Envoyez votre CV et LM sur : [email protected]
Avant le 20 février 2026

Ensemble, agissons pour nos futures générations.

https://www.facebook.com/share/p/17kWkSjkFv/
11/01/2026

https://www.facebook.com/share/p/17kWkSjkFv/

Bourse mafana be 😍🙏

1. Bourse Ajinomoto (Japon) : Alimentation, nutrition, santé
👉 https://ajischolarship.com/

2. Bourse BAD-JADS – Université de Kyoto (Japon) : Sciences agricoles
👉 https://www.afdb.org/fr/propos/carrieres/japan-africa-dream-scholarship-jads-program

3. Bourse CSC (Chine) : Toutes les sciences agricoles et agronomiques
👉 https://www.csc.edu.cn/

4. Bourse DAAD (Allemagne) : Agriculture et sciences agricoles
👉 https://www.daad.de/en/study-and-research-in-germany/scholarships/

5. Bourse Eiffel (France) : Toutes les sciences agricoles, sans exception
👉 https://www.leboursier.net/bourse-eiffel

6. Bourse ESOP – ETH Zurich (Suisse) :
Sciences de l’alimentation, sciences de la terre, sciences de l’environnement, sciences agricoles
👉 https://ethz.ch/students/en/studies/financial/scholarships/excellencescholarship.html

7. Bourse IDIL (France) :
Sciences végétales et microbiologiques pour l’agro-environnement, terre et eau face aux changements globaux
👉 https://idil.edu.umontpellier.fr/accueil-des-etudiants-internationaux-2/la-prise-en-charge-idil/

8. Bourse IsDB – Banque Islamique de Développement : Agriculture
👉 https://urlr.me/khYxb4

9. Bourse Joint Japan / World Bank : Agriculture, alimentation
👉 https://www.worldbank.org/en/programs/scholarships/jj-wbgsp

10. Bourse King Abdulaziz University (Arabie Saoudite) :
Agriculture des terres arides, environnement et agriculture en zones arides, météorologie
👉 https://kau.edu.sa/en/page/scholarship

11. Bourse MAFEN – Implanteus (France) : Agriculture, filières agricoles (Campus France obligatoire)
👉 https://implanteus.univ-avignon.fr/2024/10/14/bourse-dexcellence-internationale-master-imas-implanteus/

12. Bourse Mastercard – EARTH University (Costa Rica) :
Sciences agricoles, agroécologie, gestion des ressources naturelles
👉 https://www.earth.ac.cr/friends-allies/mastercard-foundation-scholars-program/

13. Bourse Mastercard – McGill University (Canada) :
Génie des bioressources, gestion intégrée de l’eau, sciences alimentaires, chimie agricole, sécurité alimentaire, nutrition humaine, transformation alimentaire, bioprocédés, sciences animales
👉 https://www.mcgill.ca/mastercardfdn-scholars/

14. Bourse Mastercard – University of British Columbia (Canada) :
Sciences alimentaires, économie des aliments et des ressources, foresterie internationale, gestion durable des forêts, systèmes terrestres et hydriques
👉 https://mastercardfdn.scholars.ubc.ca/

15. Bourse Mastercard – UM6P (Maroc) : Agriculture
👉 https://www.um6p.ma/fr/programme-de-bourses-de-la-fondation-mastercard-lum6p

16. Bourse Mastercard – Université d’Abomey-Calavi (Bénin) :
Agronomie, production animale, production végétale
👉 https://fondationmastercard-uac.org/fr

17. Bourse Mastercard – Université de Makerere (Ouganda) : Agriculture
👉 https://mastercardfoundation.mak.ac.ug/

18. Bourse Mastercard – Université Gaston Berger (Sénégal) : Agriculture
👉 https://mastercardfdn.ugb.sn/

11/09/2025
05/09/2025

FANTATRAO VE ❓

𝗡𝗬 𝗥𝗔𝗙𝗜𝗧𝗥𝗔 "𝗟𝗠𝗗", 𝗡𝗬 𝗧𝗦𝗔𝗥𝗔 𝗛𝗢 𝗙𝗔𝗡𝗧𝗔𝗧𝗥𝗔 𝗛𝗢 𝗔𝗡'𝗜𝗥𝗘𝗢 𝗠𝗜𝗞𝗔𝗦𝗔 𝗛𝗔𝗡𝗗𝗥𝗔𝗧𝗢 𝗙𝗜𝗔𝗡𝗔𝗥𝗔𝗡𝗔 𝗔𝗠𝗕𝗢𝗡𝗬

1️⃣𝗜𝗻𝗼𝗻𝗮 𝗶𝘇𝗮𝗻𝘆 𝗟𝗠𝗗?

Ny LMD dia fanafohezana ny hoe: 𝗟𝗶𝗰𝗲𝗻𝗰𝗲 – 𝗠𝗮𝘀𝘁𝗲𝗿 – 𝗗𝗼𝗰𝘁𝗼𝗿𝗮𝘁.

Licence: 3 taona aorian’ny bac (Bac+3)

Master: 5 taona (Bac+5)

Doctorat: 8 taona (Bac+8)

👉 Ny taom-pianarana iray dia mizara ho semestre roa (S1 sy S2 ho an’ny L1, S3 sy S4 ho an’ny L2, sns.).

2️⃣ 𝗥𝗮𝗳𝗶𝘁𝗿𝗮 𝗮𝗼 𝗮𝗺𝗶𝗻’𝗻𝘆 𝗢𝗻𝗶𝘃𝗲𝗿𝘀𝗶𝘁𝗲

Ny Oniversite dia ahitana Sehatra (Domaine) maromaro .
Ohatra ao amin’ny Oniversiten’Antananarivo:

✔️ Sciences et Technologies

✔️ Arts, Lettres et Sciences Humaines

✔️ Sciences de l’Ingénieur

✔️ Sciences de la Santé

✔️ Sciences de l’Éducation

✔️ Sciences de la Société

Ao anatin’ny Sehatra dia misy 𝗭𝗮𝗻𝗮-𝘀𝗲𝗵𝗮𝘁𝗿𝗮 (𝗠𝗲𝗻𝘁𝗶𝗼𝗻) maro.

➡️ Ohatra: Ao amin’ny Sciences de la santé dia ahitana Mention Médecine humaine, Pharmacie, Vétérinaire, Sciences paramédicales…
Ny Mention indray dia mizarazara ho Parcours (lalam-piofanana).
➡️ Ohatra: Ao amin’ny Mention Sciences paramédicales dia misy Parcours Infirmier, Anesthésie, Electroradiologie, sns.

👉 Raha fintinina dia:
𝗨𝗻𝗶𝘃𝗲𝗿𝘀𝗶𝘁é ➡️ 𝗗𝗼𝗺𝗮𝗶𝗻𝗲 ➡️ 𝗠𝗲𝗻𝘁𝗶𝗼𝗻 ➡️ 𝗣𝗮𝗿𝗰𝗼𝘂𝗿𝘀.

3️⃣ 𝗡𝘆 𝗮𝘁𝗮𝗼 𝗵𝗼𝗲 𝗨𝗘 (𝗨𝗻𝗶𝘁é 𝗱’𝗘𝗻𝘀𝗲𝗶𝗴𝗻𝗲𝗺𝗲𝗻𝘁)

Ny 𝗨𝗘 dia vondron-taranja. Ao anatiny dia misy 𝗘𝗖 (É𝗹é𝗺𝗲𝗻𝘁 𝗖𝗼𝗻𝘀𝘁𝗶𝘁𝘂𝘁𝗶𝗳).

➡️ Ohatra:
UE1 Biologie fondamentale → EC1 Chimie organique, EC2 Métabolisme cellulaire.

UE2 Législation et éthique → EC1 Droit de l’homme, EC2 Information des patients.

⚠️ Tsy mifanavotra ny naotin’ny UE samihafa (mila mahazo moyenne avokoa).
✅ Fa mifanavotra kosa ny EC ao anatin’ny UE iray.

4️⃣ 𝗡𝘆 𝗖𝗥𝗘𝗗𝗜𝗧𝗦 𝗻𝗮 𝗘𝗖𝗧𝗦

Ny 𝗘𝗖𝗧𝗦 (𝗘𝘂𝗿𝗼𝗽𝗲𝗮𝗻 𝗖𝗿𝗲𝗱𝗶𝘁 𝗧𝗿𝗮𝗻𝘀𝗳𝗲𝗿 𝗦𝘆𝘀𝘁𝗲𝗺) dia manome lanja ho an’ny UE tsirairay.

➡️ Mila 𝟭𝟴𝟬 crédits vao mahazo Licence.

➡️ Ny Master dia mila 𝟭𝟮𝟬 crédits fanampiny.

✔️ Midika izany fa ny zavatra rehetra ataonao (cours, fanadinana, stage) dia voa-angona ho crédit.

5️⃣ Tombontsoan’ny LMD

✔️ Manaraka fenitra iraisam-pirenena → mora tohizana fianarana any ivelany na miasa any ivelany.
✔️ Afaka manao rattrapage raha tsy tafita amin’ny UE iray.
✔️ Malalaka ny safidy: afaka mifindra parcours na mention misy ifandraisany, tsy mila miverina L1.
✔️ Azo angonina ny crédits → afaka manohy fianarana na dia nijanona taona maro aza.

👉 Raha fintina dia:

𝗟𝗶𝗰𝗲𝗻𝗰𝗲 = 𝗕𝗮𝗰+𝟯

𝗠𝗮𝘀𝘁𝗲𝗿 = 𝗕𝗮𝗰+𝟱

𝗗𝗼𝗰𝘁𝗼𝗿𝗮𝘁 = 𝗕𝗮𝗰+𝟴

𝗡𝘆 𝘁𝗮𝗼𝗺-𝗽𝗶𝗮𝗻𝗮𝗿𝗮𝗻𝗮 = 𝗺𝗶𝘇𝗮𝗿𝗮 𝗵𝗼 𝘀𝗲𝗺𝗲𝘀𝘁𝗿𝗲 𝗿𝗼𝗮.

𝗡𝘆 𝗹𝗮𝗹𝗮𝗻𝗮 = 𝗨𝗻𝗶𝘃𝗲𝗿𝘀𝗶𝘁é ➡️ 𝗗𝗼𝗺𝗮𝗶𝗻𝗲 ➡️ 𝗠𝗲𝗻𝘁𝗶𝗼𝗻 ➡️ 𝗣𝗮𝗿𝗰𝗼𝘂𝗿𝘀 ➡️ 𝗨𝗘 ➡️ 𝗘𝗖.

𝗔𝗿𝘆 𝗺𝗶𝗹𝗮 𝟭𝟴𝟬 𝗰𝗿é𝗱𝗶𝘁𝘀 𝘃𝗮𝗼 𝗺𝗮𝗵𝗮𝘇𝗼 𝗟𝗶𝗰𝗲𝗻𝗰𝗲.

04/09/2025

Address

Ambatomaro
Antananarivo
101

Telephone

+261342559208

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when MAYF - Malagasy Association for Young's Future posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share