Zanaka Ampielezana Fjkm Ambatomanoina Filadelfia

Call Directions Website Contact the organization

Zanaka Ampielezana Fjkm Ambatomanoina Filadelfia FIKAMBANAN'NY ZANAK'AMPIELEZANA FJKM AMBATOMANOINA FILADELFIA.

22/08/2026

Alahady 11 octobre ndao tsika ho any Ambatomanoina daholo isika rehetra réf hoe zanak ampielezana

20/08/2026

Fetin ny ankohonana ,fianakaviana 11/10/26 Z A Ambatomanoina

19/08/2026

Fampatsiahivana isaky ny Alahady faha telo ny fotoampivavahana am 10 ora EPP Amboditsiry

18/08/2026
"Fa fahasoavana no namonjena anareo avy amin ny finoana ; fa tsy avy aminareo izany, fa fanomezana avy amin Andriamanitr...
18/08/2026

"Fa fahasoavana no namonjena anareo avy amin ny finoana ; fa tsy avy aminareo izany, fa fanomezana avy amin Andriamanitra " Efesiana 2:8
💒Alahady 16 Août 2026
🔥💥Fotoam -pivavahana sy Alahadin ny Mpitandrina . 💥💥Fikambanan ny zanak ampielezana FJKM Ambatomanoina Filadelfia💥💥
"

13/05/2026

Fotoambavaka ho antsika Zanak ampielezana Alahady 17 Mai 2026 EPP Amboditsiry

Fotoam pivavahana ny Alahady 19 Avril notarihin ny Ray aman dreny  Sahondra Katekista. Délégué Fjkm Rasalama manjakaray ...
20/04/2026

Fotoam pivavahana ny Alahady 19 Avril notarihin ny Ray aman dreny Sahondra Katekista. Délégué Fjkm Rasalama manjakaray
Nahafinaritra ny fotoana
Ianao koa aza misalasala intsony tongava miaraka aminay
Fintina an tsary

19/04/2026
Fanomanana ny tetikasa  2026 ny biraon ny zanak ampielezana FJKM Ambatomanoina Filadelfia
17/04/2026

Fanomanana ny tetikasa 2026 ny biraon ny zanak ampielezana FJKM Ambatomanoina Filadelfia

16/04/2026

💒 Fotoam - Pivavahana ⛪
💥💥Matio 18:20 " Fa na aiza na aiza no hiangonan ny roa na Telo amin ny anarako dia ao afovoany aho "💥💥
💥💥Salamo 115 : 1 "Jéhovah o aza izahay no omena voninahitra fa ny anaranao ihany"💥💥
💥💥Ilazana isika zanak ampielezana rehetra💥💥
➡️ izay rehetra notezaina sy nandray fahasoavana ,na nandalo sy efa nivavaka tao , tsy hanavahana na Iza na Iza teto amin 'ny fiangonana FJKM Ambatomanoina Filadelfia mba ho Tonga hiara mivavaka aminay💥💥
➡️ ny Alahady 19 Avril amin'ny 10 ora maraina ao amin 'ny EPP Amboditsiry.
Andriamanitra Ray Zanaka Fanahy masina mihintsy no miantso anao satria mila antsika izy hampandroso ny fanjakany sy ny Ezaka Katedraly izay mbola adidy lehibe miandry antsika.
➡️Entano ny namana sy ny fianakaviana dia andao hiaraka aminay fa Tao trano tsy efan ', irery fa mila antsika rehetra ny Tompo.Andao hifanohana sy hifanome tanana Amin ny asan Andriamanitra
➡️Aoka hifampilaza tongava maro fa miandry anao ny Tompo

Address

Antananarivo

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Zanaka Ampielezana Fjkm Ambatomanoina Filadelfia posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Organization

Send a message to Zanaka Ampielezana Fjkm Ambatomanoina Filadelfia:

Shortcuts

Share