Andiany Fody Anosivavaka

Andiany Fody Anosivavaka ๐Ÿ’›Sampana mavo Mpanazava๐Ÿ’› (Voronkely) ๐Ÿฆ
๐Ÿ’›๐Ÿ’œEto amin'ny fivondronana Anosivavaka Ambalamiraisaina๐Ÿ’›๐Ÿ’œ

JMP 2026 โœจTontosa omaly sabotsy 21 febroary 2026 ny fankalazana ny faha 100 taonanโ€™ny andronโ€™ ny fifampahatsiarovana na ...
22/02/2026

JMP 2026
โœจTontosa omaly sabotsy 21 febroary 2026 ny fankalazana ny faha 100 taonanโ€™ny andronโ€™ ny fifampahatsiarovana na ny Journรฉe Mondiale de la pensรฉe tao aminโ€™ny gymnase couvert Mahamasina. ๐Ÿค—
โœจIty fankalazana ity izay nampitondraina ny lohahevitra hoe ยซ NY FINAMANANTSIKA ยป izay niraisanโ€™ ny Skotisma zazavavy Malagasy๐Ÿ‘ญ.
โœจAnio 22 febroary kosa no andro ahatsiarovantsika manokana ny Mpamorona ny skotisma, koa miarahaba sy mirary soa ny skoto rehetra nahatratra ity andro anio ityโšœ๏ธ
๐Ÿ‘‡Fintina an-tsarinโ€™ ny tontolo andro omalyโค๏ธ

Krismasy Fitiavana๐ŸŽ„โค๏ธ
25/12/2025

Krismasy Fitiavana๐ŸŽ„โค๏ธ

โœจโค๏ธ๐™บ๐š›๐š’๐šœ๐š–๐šŠ๐šœ๐šข ๐™ต๐™ธ๐šƒ๐™ธ๐™ฐ๐š…๐™ฐ๐™ฝ๐™ฐโค๏ธโœจ

โ€œ๐‘ญ๐’‚ ๐’•๐’๐’š ๐’Š๐’›๐’‚๐’ ๐’๐’ ๐’๐’Š๐’•๐’Š๐’‚๐’—๐’‚๐’โ€™ ๐‘จ๐’๐’…๐’“๐’Š๐’‚๐’Ž๐’‚๐’๐’Š๐’•๐’“๐’‚ ๐’Š๐’›๐’‚๐’ ๐’•๐’๐’๐’•๐’๐’๐’ ๐’Š๐’›๐’‚๐’: ๐’๐’๐’Ž๐’†๐’๐’š ๐’๐’š ๐’๐’‚๐’๐’‚๐’๐’Š-๐’๐’‚๐’‰๐’š ๐‘ป๐’๐’Œ๐’‚๐’๐’‚, ๐’Ž๐’ƒ๐’‚ ๐’•๐’”๐’š ๐’‰๐’ ๐’—๐’†๐’“๐’š ๐’Š๐’›๐’‚๐’š ๐’“๐’†๐’‰๐’†๐’•๐’“๐’‚ ๐’Ž๐’Š๐’๐’ ๐‘จ๐’›๐’š, ๐’‡๐’‚ ๐’‰๐’‚๐’๐’‚๐’๐’‚ ๐’‡๐’Š๐’‚๐’Š๐’๐’‚๐’๐’‚ ๐’Ž๐’‚๐’๐’…๐’“๐’‚๐’Œ๐’Š๐’›๐’‚๐’š.โ€ ๐‘ฑ๐’‚๐’๐’๐’‚ 3 : 16

Mirary fety sambatra ho antsika dia ho Noely hifampizarana fitiavana amin'ny fianakaviana, ny namana ary ny olona rehetra anieโค๏ธ


๐Ÿ’›๐Ÿ’œ
15/11/2025

๐Ÿ’›๐Ÿ’œ

Aza adino fotoanatsika manaraka e!!!
Ento daholo ny havana aman-tsakaiza ๐Ÿ’œ๐Ÿ’›

Seho hafa kely no atolotray hoan'ise ๐Ÿค—๐Ÿ™
Hisy koa fizarana fanomezana ๐ŸŽ hoan'ireo izay tonga manotrona ny fotoana.

''Mazotoa fa aza malaina ary aoka hafana fo amin'ny fanompoana ny Tompo''
Rom12.11

ยซ Mazotoa fa aza malaina, ary aoka hafana fo aminโ€™ ny fanompoana ny Tompo ยป Romana 12: 11Misaotra anโ€™ Andriamanitra lehi...
10/11/2025

ยซ Mazotoa fa aza malaina, ary aoka hafana fo aminโ€™ ny fanompoana ny Tompo ยป Romana 12: 11
Misaotra anโ€™ Andriamanitra lehibe isika fa tontosa soa aman-tsara ny alahady 09 novambra 2025 teo ny fankalazana ny faha 65 taona nijoroanโ€™ ny fivondronana Ambalamiraisaina Anosivavaka ๐Ÿ’›๐Ÿ’œ.

Mankasitraka sy mankatelina ihany koa ny:
โœจ Komitim-pivondronana
โœจ Tonia mpanazava sy tily
โœจ FMT2S
โœจ Ireo Anciens
โœจ Ireo mpanohana rehetra
โœจ Mpiandraikitra
โœจ Beazina rehetra

Misaotra ihany koa anareo Ray aman-dreny nandefa ny ankizy nanatrika anโ€™ iny fotoan-dehibe iny๐Ÿค—

Ho anโ€™ Andriamanitra irery ihany ny voninahitra๐Ÿ™

ยซ Mba handehananareo mendrika ny Tompo, hanaovana ny sitrapony aminโ€™ ny zavatra rehetra, dia mahavokatra aminโ€™ ny asa ts...
25/08/2025

ยซ Mba handehananareo mendrika ny Tompo, hanaovana ny sitrapony aminโ€™ ny zavatra rehetra, dia mahavokatra aminโ€™ ny asa tsara rehetra, sady mitombo aminโ€™ ny fahalalana anโ€™ Andriamanitra ยป kolosiana 1: 10 ๐Ÿ˜‡

โœจMisaotra anโ€™Andriamanitra lehibe izahay fa tontosa soa aman-tsara ny lasy lehibe ยซ MIHANGY ยป teto anivonโ€™ ny vondrona mpanazava Anosivavaka ๐Ÿ’›๐Ÿ’œ izay notontosaina tany Analamazaotra Andasibe๐Ÿ•
โœจ Tao anatinโ€™ izany ihany koa no nanatanterahina ny lasy ยซ AKATRA ยป, ho anโ€™ ny Andiany Fody. ๐Ÿค—

๐ŸŸก Isaorana ireo Rafitra rehetra isanโ€™ ambaratongany avy nahafahana nanatontosana ny lasy.
๐ŸŸฃ Isaorana ireo mpanohana rehetra ny vondrona sy ny andiany.
๐ŸŸก Ankasitrahana ihany koa ny Ray aman-dreny nandefa ny ankizy.
๐ŸŸฃIsaorana ny filohanโ€™ny lasy sy ny mpiandraikitra ary indrindra ireo beazina.

โœจVoninahitra ho anโ€™ Andriamanitra irery ihany๐Ÿ™

Am-pitia ๐Ÿ’›
16/07/2025

Am-pitia ๐Ÿ’›

โœจโœจMisaotra an' Andriamanitra lehibe fa vita soamatsara ny lasa fankalazana ny faha 60 taona ny voronkely sy ny tsiambara...
14/07/2025

โœจโœจMisaotra an' Andriamanitra lehibe fa vita soamatsara ny lasa fankalazana ny faha 60 taona ny voronkely sy ny tsiambaratelony โœจโœจ

Misaotra ireo mpikarakara ny lasy Am-pitia ๐Ÿ’›
Misaotra ireo nanohana rehetra ๐Ÿ’›
Misaotra ireo Ray aman-dReny nandefa ny ankizy ๐Ÿ’›
Misaotra an'i Loholona Fitiavana Sarobidy nanampy an'ny Andiany Fody Anosivavaka ๐Ÿ’›
Misaotra ireo mpiandraikitra rehetra ๐Ÿ’›
Misaotra ireo beazina izay nanatrika ๐Ÿ’›

Ireto ary ny sary nanamarika izany fotoana izany๐Ÿ“ท๐Ÿ‘‡

๐—œ๐—ฅ๐—”๐—ฌ ๐—”๐—ก๐—”๐—ง๐—œ๐—กโ€™๐—ก๐—ฌ ๐—™๐—”๐—›๐—”๐—ฆ๐—”๐— ๐—œ๐—›๐—”๐—™๐—”๐—ก๐—” ๐Ÿซ‚
20/05/2025

๐—œ๐—ฅ๐—”๐—ฌ ๐—”๐—ก๐—”๐—ง๐—œ๐—กโ€™๐—ก๐—ฌ ๐—™๐—”๐—›๐—”๐—ฆ๐—”๐— ๐—œ๐—›๐—”๐—™๐—”๐—ก๐—” ๐Ÿซ‚

ยซMba ho iray ihany izy rehetra ยป Jaona 17: 21โœจMisaotra anโ€™Andriamanitra lehibe izahay fa tontosa soamantsara ny LASY MIR...
05/05/2025

ยซMba ho iray ihany izy rehetra ยป Jaona 17: 21
โœจMisaotra anโ€™Andriamanitra lehibe izahay fa tontosa soamantsara ny LASY MIRAY izay notanterahina ny 02 hatraminโ€™ny 04 mai 2025 tany Ambohibe Ilafy ๐Ÿ•.
โœจMisaotra ireo rehetra nanohana sy nanampy ny voronkely๐Ÿค
โœจMankasitraka ihany koa ireo Ray aman-dReny nandefa ny ankizy๐Ÿค
โœจ Mankatelina ireo mpiandraikitra sy ireo beazina rehetra๐Ÿค
๐Ÿ“ŒMiarahaba manokana ireo ankizy nahavita ny dingana mavovava, manintsanโ€™elatra, hary elatra, ary ny fanekena๐Ÿ’›๐Ÿ’œ
ยซ Ho anโ€™ Andriamanitra irery ihany ny voninahitra โค๏ธ ยป

โฌ‡๏ธManasa anโ€™ise hanaraka hatraminโ€™ny farany ireo sombin-tsary nandritra ny lasy๐Ÿค—
๐Ÿค
๐Ÿ’›๐Ÿ’œ
๐Ÿค—

27/04/2025

Voronkely mizara Fitiavana โค๏ธ

Ny Alahadinayโœจ๐Ÿ’›

Address

Anosivavaka Ambohimanarina
Antananarivo

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Andiany Fody Anosivavaka posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share