Antilin'i Madagasikara Fivondronana faha XXII Mangasoavina

Antilin'i Madagasikara Fivondronana faha XXII Mangasoavina scout catholique de Madagascar fanabeazana ho olom-banona

en commentaire daholo ary maneho ny heviny
06/03/2026

en commentaire daholo ary maneho ny heviny

Tanana havia daholo,Andao isika hanao SkotoNy Antilin'i Madagasikara fivondronana faha XXII Mangasoavina dia  mandray an...
06/03/2026

Tanana havia daholo,
Andao isika hanao Skoto
Ny Antilin'i Madagasikara fivondronana faha XXII Mangasoavina dia mandray ankizy, tanora, lehibe vonona hikatroka sy hanovo fanabeazana skotisma ka toy izao ny zara-taona Antily eto aminy fivondranana
- Lovitao (Sampana Mavo): zazalahy 06 taona- 11 taona
- Mpianjoria (Sampana Maintso): zazalahy 12 taona- 15 taona
- Mpamakilay (Sampana Manga): tanora lehilahy 15 taona- 18 taona
- Mpiandalana (Sampana Mena): tanora lehilahy 19 taona- faha 21 taona
Ny Antily eto aminy fivondronana dia mampihatra ny fanabeazana skotisma manaraka ny fenitra lazain'ny OMMS sy ny FSM
Ka raha maniry ny hanatevin-daharana ianareo dia manasa sy manentana ho tonga isaky ny Sabotsy hariva aminy 02 ora tolakandro ao aminy Eglizy Katôlika Mangasoavina
Veloma Antily

Address

Antananarivo

Telephone

+261329098819

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Antilin'i Madagasikara Fivondronana faha XXII Mangasoavina posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share