Sandie&Safidy Page officiel

Sandie&Safidy Page officiel Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Sandie&Safidy Page officiel, Youth Organization, Antananarivo.

Heureuses de vous acceuillir sur notre page officielle❤️ Pour toute collaboration ,veuillez nous envoyer directement un DM pour plus d’info pour les conditions😘

25/07/2026

Efa tara ve raha izao vao mi pilé ? 😂❤️ Bon weekend à tous 🥰
dc:❤️Sandie&Safidy❤️

19/07/2026

Hira vaovao😍

🎶 Omeo aty an’iTwokii 🥰

DC: ❤️Sandie&Safidy❤️

Mirary soa ho anareo izay hanala fanadinana BEPC dia aza manao ohatran'ito Zoky ito'👇😅❤️ Toraka bisous 😘
06/07/2026

Mirary soa ho anareo izay hanala fanadinana BEPC dia aza manao ohatran'ito Zoky ito'👇😅❤️ Toraka bisous 😘

Mirary soa foana   an❤️Bizouille😘
04/07/2026

Mirary soa foana an❤️

Bizouille😘

01/07/2026

Merci Juin🇲🇬❤️❤️❤️
Izahay moa zany dia niaraka fona nandritra ny fety ✨✨
Misaotra manokana an’i Yvanna 😘 Nouvelle danseuse manampy anay mirahavavy 🥰 Twokii 🇲🇬

Alefaaaaaaa🇲🇬🇲🇬🇲🇬
29/06/2026

Alefaaaaaaa🇲🇬🇲🇬🇲🇬

🛍️Habillé par : KISS MAN 🇲🇬

Tratry ny Asaramanitra Daholo🇲🇬❤️ nanao ahoana ny fety?
26/06/2026

Tratry ny Asaramanitra Daholo🇲🇬❤️ nanao ahoana ny fety?

Nareo ve rehefa le mifanao fotoana am olona dia ilay iandrasana sa ilay miandry?🙄🤔 Dia inona le excuse an olona tara lav...
24/06/2026

Nareo ve rehefa le mifanao fotoana am olona dia ilay iandrasana sa ilay miandry?🙄🤔 Dia inona le excuse an olona tara lava reny?😂😂

23/06/2026

❤️ cliquez puis réagissez svp❤️

🚫ALERTE ANNONCE 🚫Hoanareo Ilay mimenomenina hoe izahay tsy mamaly Ilay *CC* s'y *BJR* dia hoe miavona,amanjatony ianareo...
23/06/2026

🚫ALERTE ANNONCE 🚫
Hoanareo Ilay mimenomenina hoe izahay tsy mamaly Ilay *CC* s'y *BJR* dia hoe miavona,amanjatony ianareo no mandefa message anay ao ka Raha tianay n'y amalinay anareo dia mba Tonga dia resaka ohatrinzao vantanina fa Ilay miandry anay amaly Cc sns aloha tena Kely n'y chance anareo hoe voavaly !

Na Tonga dia afaka miantso ity nomerao tokana an'ny *manager* anay ity ianareo raha matahotra ny tsy hisy ahitana Ilay message : +261376000892 ( Manager de Sandie & Safidy)

Mankasitraka indrindra 😘

Address

Antananarivo
101

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Sandie&Safidy Page officiel posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Organization

Send a message to Sandie&Safidy Page officiel:

Shortcuts

Share