16/09/2025
👂✨ Fantatrao ve ?
Tsy midika ho olana ara-pandrenesana fotsiny ny maha marenina, fa midika ihany koa olona miezaka hifandray sy hivelona na misy ary ny olana. Eto Madagasikara dia mbola maro ny olona marenina voahilika noho ny tsy fahalalan’ny fiarahamonina azy. Kanefa manana ny fiteniny izy ireo : ny tenin'ny tanana malagasy 🤟🇲🇬.
👂✨ Le saviez-vous ?
La surdité ne signifie pas seulement « ne pas entendre », mais aussi une autre manière de communiquer et de vivre le monde. À Madagascar, de nombreuses personnes sourdes sont encore marginalisées, alors qu’elles ont leur propre langue : la langue des signes malgache 🤟🇲🇬.
👂✨ Did you know?
Deafness is not just about “not hearing”, it is also another way of communicating and experiencing the world. In Madagascar, many Deaf people still face exclusion, even though they have their own language: Malagasy Sign Language 🤟🇲🇬.