22/08/2026
❌❌❌25 Septembre 2025, nitolona, nanova tantara ny tanora. ❌❌❌
Fanovana…
Hikiaka, marary i Madagasikara 🥹
Nomena sehatra ny tanora haneho hevitra,hanome soso-kevitra ho fanatsarana ny fiainany.
Tsy te hiova firenena fa te hiova fiainana.
Fikaonandoham-pirenen’ny tanora no sehatra lehibe nahafahana nanagona ny hevitry ny tanora tsy an-kanavaka avy amin’ny lafy valon’ny nosy.
Tsapa fa samihafa fihaviana tokoa, samy manana ny foto-keviny fa kosa nampiraisin’ny fitiavan-tanindrazana… fitiavana an’i Madagasikara 🇲🇬.
Tsy mbola tapitra ny tolona, andao hiara-mientana isika tanora hampandroso an’i Madagasikara.
Avy amin’ny Tanora, ho an’ny Tanora.
✨ Komity Mpikarakara Nasionaly
Ministère de la Jeunesse et des Sports