05/10/2026
J-3 Stand TSIAHY NY TOLONA 🇲🇬✊
Raki-tsary
Nanamarika teto ny fandalovan’ny Minisitry ny Mponina teto amin’ny tranoeva.
Tsy latsa-danja koa anefa ireo olom-pirenena rehetra liana tamin’ny Fehikevitry ny Fikaonandoham-pirenen’ny tanora.
Avy amin’ny tanora, ho an’ny tanora
Ministère de la Jeunesse et des Sports
Présidence de la Refondation de la République de Madagascar - PRRM
Alain Rasambany