Help for Development Association

Help for Development Association Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Help for Development Association, Nonprofit Organization, Antananarivo.

๐Ÿ’ฆ๐Ÿšจ MARO NY TANANA DOBORANO ๐ŸŒŠ๐Ÿ˜๏ธ๐Ÿ‘‰ DIA MIANDRY FANJAKANA ๐Ÿ‡ฒ๐Ÿ‡ฌ NA POMPIER ๐Ÿš’ HISITONA ILAY RANO...โ“ FA MANINONA RAHA SAMY MITAT...
01/03/2025

๐Ÿ’ฆ๐Ÿšจ MARO NY TANANA DOBORANO ๐ŸŒŠ๐Ÿ˜๏ธ
๐Ÿ‘‰ DIA MIANDRY FANJAKANA ๐Ÿ‡ฒ๐Ÿ‡ฌ NA POMPIER ๐Ÿš’ HISITONA ILAY RANO...
โ“ FA MANINONA RAHA SAMY MITATITRA ๐Ÿชฃ๐Ÿ‘ AMIN'NY SIHOA ๐Ÿ’ช ALOHA ?

๐Ÿ’ญ Fiaraha-mientana no vahaolana! ๐Ÿ”ฅโค๏ธ

๐ŸŒฑ๐Ÿšœ Fampandrosoana ny fambolena eto Madagasikara ๐ŸŒพ๐ŸŒRaha mbola amin'ny tanana na amin'ny fomba fambolena nentim-paharazana...
26/02/2025

๐ŸŒฑ๐Ÿšœ Fampandrosoana ny fambolena eto Madagasikara ๐ŸŒพ๐ŸŒ

Raha mbola amin'ny tanana na amin'ny fomba fambolena nentim-paharazana no iankinanโ€™ny mpamboly eto Madagasikara, dia tsy ho tratra velively ny fahaleovantena ara-tsakafo. ๐Ÿ’ญ๐Ÿฝ๏ธ

Izaho tenako dia efa nahita izany taminโ€™ny traikefa manokana. Na dia mazoto mamboly aza aho, dia tsy afaka hamboly hamatsy olona maro fa ho anโ€™ny fivelomako fotsiny ihany. ๐Ÿง‘โ€๐ŸŒพ๐Ÿ’ฐ Amin'ny maha-mpamboly ahy, dia tsapako fa sarotra ny mampifandanja ny vokatra sy ny filร na arampiarahamonina misy ankehitriny: misy minisitera maro na vahoaka tsy mamboly nefa mandray ravin-taratasy (vola) isam-bolana ๐Ÿ’ต๐Ÿ“„, kanefa izahay mpamboly dia hamatsy vary sy laoka azy ireo nefa angady sy omby no fitaovana misy. ๐Ÿ‚โ›๏ธ โš ๏ธEtsy ankilany mihena ny tany ambolena๐Ÿ’ฆ fa totofana na anorenanatrano๐Ÿ˜ nefa NY filร na mihamitombo๐ŸŒพ๐ŸŒฑ

Ny tena zava-doza, maro aminโ€™ny tantsaha no tsy manana omby akory na dia tany hambolena aza! ๐Ÿ˜”๐Ÿž๏ธ Noho izany, tokony homena fitaovana maoderina ๐Ÿšœ๐Ÿ”ง sy tany hambolena ๐Ÿšœ๐Ÿก ny tantsaha eto Madagasikara, mba hahafahantsika mamokatra ampy sy manatratra fahaleovantena ara-tsakafo! ๐Ÿ’ช๐ŸŒพ๐Ÿ‡ฒ๐Ÿ‡ฌ

Address

Antananarivo

Telephone

+261349483938

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Help for Development Association posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share