Gasy Mobilisation pour les Animaux-GMA

Gasy Mobilisation pour les Animaux-GMA Association à but non lucratif à Madagascar, sise à Antananarivo.

Ry Namana. Nanao opération chien accidenté izahay teo. Misy ny efa nivoaka any amn refuge, misy ny mbola ao amn Sos véto...
09/08/2026

Ry Namana. Nanao opération chien accidenté izahay teo. Misy ny efa nivoaka any amn refuge, misy ny mbola ao amn Sos véto, misy ny hiditra androany.
Be dia be koa ianareo no nampanatena fa hanampy anay.
Efa misy facture nivoaka ity fa mbola misy ny ho avy.
Averiko eto ny andefasanareo izany.
Mvola 03464 151 64 GMA,
Orange Money 03268 953 50
Mankasitraka anareo hatrany.

Salama isika. Matetika pihavy mihitsy tato ho ato. Hanome vaovao an i Pilou izay nalaintsika tamin ity herinandro ity. E...
08/08/2026

Salama isika. Matetika pihavy mihitsy tato ho ato. Hanome vaovao an i Pilou izay nalaintsika tamin ity herinandro ity. Efa hivoaka ny clinique izy. Natao radio Ary fantatra fa voa ny colonne vertébrale. Tsy afaka ny andeha intsony izy fa mila chariot.
Nangataka ianareo ny hakana azy ary nampanantena anay fa hanampy amn fikarakarana azy. Koa mamerina ny fangatahiny i Pilou mba ifandrimbona amn ahazoany chariot.

Mvola au nom de la GMA 03464 151 64,
Orange Money au nom de Razafintsalama Nirina Olisoa 03268 953 50
Manantena anareo tia alika Ary mankasitraka hatrany tompoko.

Salama isika. Isaorana eto i Karen sy i Kim fa nalainy ilay alika tany Namontana. Pilou no nataony anarana. Nojerena ny ...
05/08/2026

Salama isika. Isaorana eto i Karen sy i Kim fa nalainy ilay alika tany Namontana. Pilou no nataony anarana. Nojerena ny fahafahana haka azy fa be dia be koa ianareo no nangataka ny hakana azy.
Manantena sy miandry anareo i Pilou hanampy azy amn fitsaboana. Efa any amn SOS Veto izy amn izao.
Mvola 03474 15164 au nom de GMA
Orange Money 03268 95350 au nom de Razafintsalama Nirina Olisoa
Mankasitraka indridra tompoko.

Salama daholo isika o ! Satry dia satry hanome vaovao tsara amn izao maraina izao. Indrisy ! Lasa ihany ilay alika novon...
31/07/2026

Salama daholo isika o ! Satry dia satry hanome vaovao tsara amn izao maraina izao. Indrisy ! Lasa ihany ilay alika novonjena omaly après midi. 😢😢😢. Voahitsaky n'y fiara efa ela izany izy io ary nanao hémorragie interne. Izy hitantsika farany iny Sady efa reraka fa tsy misakafo. Niezaka be ny Sos véto hanavotra azy fa tsy vita intsony. Farany, nivalana mainty bé izy. Ilay hémorragie interne io.
Eto izany dia misaotra ilay naka azy nankany amn SOS veto, ny olona nieritreritra ny haka azy ihany koa, ny olona vonona ny hanampy amn fikarakarana azy, ny Sos véto.
Mieritreritra aho fa be loatra ny alika mirenireny mijaly eto amintsika ka tsy ho vitan ny refuge, izay efa sempotra daholo. Mila action hafa kokoa mba ahafahana mikarakara azy ireo. Tsy mañana hafa tsy isika Gasy tia alika ry zareo. Inona no ho ataontsika ?

❤️ A adopter ❤️Vavy daholo izy ireto, mbola mitady fianakaviana 😊 Omena maimaimpoana fa kosa misy condition tsy miova: m...
30/07/2026

❤️ A adopter ❤️
Vavy daholo izy ireto, mbola mitady fianakaviana 😊
Omena maimaimpoana fa kosa misy condition tsy miova: mahavita mikarakara sy manome sakafo sahaza azy ireo, manana tokotany mifefy 😊

Tonga dia aza misalasala manoratra am mp avy hatrany

Salama indray isika o ! Misaotra antsika nanampy an i Max, alika izay nalain ny olona teny Andranomena. Singaniko manoka...
29/07/2026

Salama indray isika o ! Misaotra antsika nanampy an i Max, alika izay nalain ny olona teny Andranomena. Singaniko manokana eto i Mme Bako Rakotoson sy i Mme Voahirana Rakotomalala izay nanohina ny antsonay.
Efa nody aty amn refuge i Max Ary manohy ny fitsaboana. Tena mizaka ny tsy eran ny aina, marary, mangirifiry. Mbola ho avy ny contrôle.
Ondes positives ho azy. Mankasitraka antsika.

Salama harivariva isika. Tsy mety tapitra mihitsy ity alika voahitsaky n'y fiara ity. Io hariva io dia nisy alika natao ...
24/07/2026

Salama harivariva isika. Tsy mety tapitra mihitsy ity alika voahitsaky n'y fiara ity. Io hariva io dia nisy alika natao signalement Teo Andranomena. Voavofy mihitsy ny hodi tànana. Mbola ho hamarinina na tapaka na tsia. Izay eo ihany fa mbola tapaka koa ny mâchoire ny.
Tsy dia afaka ny iahy azy iray manontolo izahay fa mba mangataka tolo tànana hikarakarana azy.Max no nataon Ilay nanao signalement azy ary nanatitra azy any amn SOS véto. Na 1000 Ar re tompoko ho ataontsika tsirairay mba anavotana an i Max :
_ Mvola au nom de GMA 03464 151 64,
_ Orange Money au nom de Razafintsalama Nirina Olisoa 03268 953 50.
Misaotra indridra tompoko

💗 Ensemble, faisons entendre la voix des animaux 💗 Miarahaba antsika rehetra Efa mendrika ny hanana fianakaviana ireto t...
22/07/2026

💗 Ensemble, faisons entendre la voix des animaux 💗
Miarahaba antsika rehetra
Efa mendrika ny hanana fianakaviana ireto toutou kely ireto 😊

Vonona handray azy ho fianakaviana ve ianao, hanome fitiavana, hikarakara, hanome sakafo sahaza azy? Manana tokotany malalaka sy mifefy? Ato amin'ny refuge GMA Ambohimanga no misy anay, efa miandry anareo 😊

Aza misalasala manoratra MP aminay ary raha vonona ianao. 🙏

BonjourUn grand merci a MOBIVET et a tsoa pour la sterilisation benevolle de 3 chiens du refuge une collaboration et un ...
18/07/2026

Bonjour

Un grand merci a MOBIVET et a tsoa pour la sterilisation benevolle de 3 chiens du refuge une collaboration et un investissement de la part de MOBIVET qui nous aides enormement pour la vie du refuge

Lasa io maraina io i Tôh ! Omaly no nampandrenesin i SOS veto fa be loatra ny fracture ny Ary sarotsarotra ny opération ...
11/07/2026

Lasa io maraina io i Tôh ! Omaly no nampandrenesin i SOS veto fa be loatra ny fracture ny Ary sarotsarotra ny opération mila ho atao azy. Téo ampandinihina ny atao ho azy izahay membres.
Indrisy ! Tsy vitany intsony. Vaka ihany ny fo sy ny saina mijery ny vitantsika olombelona. Misaotra anareo nanao signalement, ny Sos véto nanao ny ainy tsy ho zavatra, ireo nanampy ara bola, Ary ireo nanome ondes positives azy. Vas _ y en paix mon cher petit Tôh ! ♥️♥️♥️

Address

Antananarivo

Telephone

+261340495908

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Gasy Mobilisation pour les Animaux-GMA posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share