HUmanity Generosity HUG

HUmanity Generosity HUG Crée en 1998 dans le but de
donner un cadre juridique aux actions spontanées des fans club et initiées par Bodo.

Engagée, elle met ses actes en adéquation avec ses écrits et mettre ses talents au service du collectif.

Nisakambina ireo Ray aman-dreny sy zanaka marary maso indray androany isika.Operation solomaso niaraka tamin’i Opti chic...
05/11/2025

Nisakambina ireo Ray aman-dreny sy zanaka marary maso indray androany isika.
Operation solomaso niaraka tamin’i Opti chic..
Solomaso 150 no nisitrahan’izy ireo

18/02/2025

Salama daholo.
Faly ery hifanena aminareo eto La Réunion Sady mihantahanta amin'i Tonton Henri Ratsimbazafy. Miasa miaraka amin'i BIOMAS. Mpikarakara izy sady mampamiratra an'i MADAGASIKARA aty ivelany no antom-pisiany.

Miandry anareo o
Zarao Dia aparitaho


🚨🚨🚨🚨🚨"SAKAMBINO ......🤔🤔Iza @ ireo Ary o ?Ny iray zafikeliko ( zafin'anadahy)🤔?  ZFNy iray zanako!🤔?  ZNKVALINY : Ao ana...
19/01/2025

🚨🚨🚨🚨🚨"SAKAMBINO ......🤔🤔

Iza @ ireo Ary o ?
Ny iray zafikeliko ( zafin'anadahy)🤔? ZF
Ny iray zanako!🤔? ZNK

VALINY : Ao anaty commentaire miaraka @ sary manamarina Azy
À VOS CLAVIERS

Dia zarao, aparitao FA izay mizara betsaka indrindra Dia omena fanomezana 🎁🎁👜👜👜

🤔🤔.......MADAGASIKARA "🇲🇬

Aza miala lavitra an 🚨🚨🚨

MIOMANA ISIKA!!

Rdv ce dimanche 19 janvier 2025 à 15h🇨🇵 17h🇲🇬

Salama daholo isika rehetra.Tonga ny fidiran'ny mpianatra. Anio no zaraina ny fitaovan'ny ankizy 435 sahanin'ny fikamban...
11/09/2024

Salama daholo isika rehetra.
Tonga ny fidiran'ny mpianatra. Anio no zaraina ny fitaovan'ny ankizy 435 sahanin'ny fikambanana SAKAMBINO MADAGASIKARA na HUG FOR MADAGASIKARA. Misaotra ireo nanampy ahatontosana izany. Na ny eto na ny any Dilambato. Misaotra ny mpilatsaka an-tsitrapo tsy ankanavaka. Mbola mitohy ny ezaka Ary tsy amelantsika raha tsy tafita ireo . Matoky Isika. Tsofin-drano hahaleo hahalasana ny Zaza Malagasy rehetra
, , , , ,

Address

Antananarivo
101

Telephone

+261341405794

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when HUmanity Generosity HUG posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Organization

Send a message to HUmanity Generosity HUG:

Share