Association AVANÀ Madagascar

Association AVANÀ Madagascar Organisme qui se consacre à l'action humanitaire.

Tolo-tànana ho an’i MiatrikaMba mila ny fanampiantsika re ity zazakely 7 volana tratran'ny HTAP Hypertension artérielle ...
25/11/2025

Tolo-tànana ho an’i Miatrika

Mba mila ny fanampiantsika re ity zazakely 7 volana tratran'ny HTAP Hypertension artérielle pulmonaire sévère. Miatrika no anarany.

Fito volana hoy ny dokotera ny sisa no ananany raha tsisy transplantation any Inde.

19500 euros no ilaina ahafahany makany Inde.
Ary misy ity cagnotte ity : https://www.leetchi.com/fr/c/sauver-miatrika-un-bebe-de-4-mois-atteint-dhtap-1099253?utm_source=copylink&utm_medium=social_sharing .

Hatreto aloha dia mbola 2000 euros no ao.

Efa sous oxygène en permanence izy amin’izao.
Ireto ny laharana raha handefa fanampiana amin’ny mobile money:
NIRYTSANTA Mvola : 034 08 242 00
Orange Money : 032 92 865 77

Raha sitrakao dia mba Zarao ity publication ity

📌 TOLO-TANANA MAIKA HO AN’I MATHIEU –CANCER DU SANG STADE 4Mathieu, 4 taona, zanaka tokana, dia voan’ny cancer lymphome ...
24/11/2025

📌 TOLO-TANANA MAIKA HO AN’I MATHIEU –CANCER DU SANG STADE 4

Mathieu, 4 taona, zanaka tokana, dia voan’ny cancer lymphome Burkitt – stade 4. Efa mandalo chimiothérapie izy, ary misaotra an’Andriamanitra sy ny mpitsabo eto an-toerana izahay izay miezaka hatrany amin’ny fikarakarana azy.

Saingy noho ny hamafin’ny aretina sy ny dingana misy azy, dia ilaina ny mitohy manao fitsaboana any ivelany araka ny tolo-kevitry ny mpitsabo mba hanomezana azy vintana lehibe hivelomana. Indrisy anefa fa lany tanteraka ny teo ampelatan’ny ray aman-dreniny
Amin’izao Krismasy izao, fotoana tokony ho an’ny hafaliana, dia mbola miady amin’ny cancer i Mathieu.
Ho an’ny aman-dreny, indrindra fa amin’ny maha zanaka tokana azy, dia mafy ny mahita azy miatrika izany. Kanefa mbola manantena

Noho izany dia mangataka tolo-tanana am-panetren-tena hanampy azy ireo hahafahana manohy ny fitsaboana any ivelany.
Na kely na lehibe, ny fanampianao dia mety ho aina ho an’i Mathieu.

📞 Mvola 0340684528 andoniaina/

Orange money 0376582834 nirintsoa Yolande

Mankasitraka anareo rehetra. Andriamanitra hamaly fitia.
Afaka miantso na mihaona mivantana.

Mety hoe depuis za lasa reny ve fa tena lasa sensible be za vao resaka zaza Indrindra akaiky krisimasy izao.

Address

Antananarivo
101

Telephone

+261325025159

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Association AVANÀ Madagascar posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share