02/06/2025
๐ฃ๏ธ Takelaka vaovao aminโny tantaranโny Tily eto Madagasikara no hosokafana!
๐
Sabotsy 07 Jona 2025, ho tokanana ny Lalan'ny Tily eto Madagasikara sy ny Tsangambato faha-100 taonan'ny Tily eto Madagasikara ๐
๐ Andao r'ise :
๐ถโโ๏ธ Carnaval โ Diabe โ Tohivakanโny fiara
๐ Miainga avy eny Arrรชt Bus Ambatofotsy Avaradrano
๐ค Aminโny 9 ora sy sasany maraina โ 3,5Km no ho diavina miaraka!
๐ฟ Ary avy eo, hanatrika ny Fitokanana ny Tsangambatonโny faha-100 taona eny aminโny Tranombitsika aminโny 12 ora sy sasany atoandro.
๐ฝ Hetsika ho anโny Tily rehetra, na tranainy na amperinasa !
โผ๏ธ ๐๐๐๐๐ ๐ข๐ก๐๐ง๐ฒ ๐ค๐จ๐ ๐๐ฆ๐ข๐ง'๐ข๐จ ๐๐จ๐ญ๐จ๐๐ง๐ ๐ข๐จ ๐ก๐จ ๐๐ง๐ญ๐ฌ๐ข๐ค๐ ๐๐ญ๐จ ๐๐ง๐๐ฅ๐๐ฆ๐๐ง๐ ๐ ๐๐๐จ๐ฏ๐จ๐๐ง๐ฒ ๐ค๐จ๐ ๐๐ง๐ญ๐๐ง๐ข๐ง๐ ๐ข๐ซ๐๐จ ๐ซ๐๐ก๐๐ญ๐ซ๐ ๐ฏ๐จ๐๐ฅ๐๐ฌ๐ข๐ค'๐ข๐ณ๐๐ง๐ฒ ๐ก๐จ ๐ญ๐จ๐ง๐ ๐ ๐ฆ๐๐ซ๐จ