18/02/2026
vaovao mahafaly 🥳🎉🎊
Fiarahabana taona SAMPATI 214 ny sabotsy 21/02/2026 ho avy izao, entano ny namana ho avy tsy misy fidim-pidirana fa rakitra ny ho tatazana amin'izany. HIzara fifaliana, tsikitsiky ary firariantsoa be 😊
Tongava maro an, zavatra ho entina :
SAMPANA MAVO: tsakitsaky mamy 😋😋
SAMPANA MAITSO-MENA-MENAFIFY: tsakitsaky masira 😋😋
KP: JUS
Hisy surprise fa mila eo ise mahita azy 🥳🥳🥳