17/11/2024
🔎🔎OSN ?
🔎🔎ASN??
‼️Toa heno matetika eo amin'ny sehatra nasionaly, any amin' ny tambajotran-tserasera sy boky ireo teny roa ireo‼️
☘️ ity ary misy fanazavana kely fohifohy atolotra an'i ise mahakasika ireo voambolana ireo:
✔️ OSN (Organisation Scoute Nationale) iray isaky ny firenena ihany, dia mampivondrona ireo fikambanana skoto ara-dalàna rehetra ao anatin’ny firenena iray.
Ho antsika eto Madagasikara dia ny Firaisan’ny Skotisma eto Madagasikara manabe zazalahy(FSM-ZL) no OSN
✔️ASN (Association Scoute Nationale) kosa dia fikambanana skoto iray ao anatin’ny firenena iray.
ASN telo no fikambanana skoto ara-dalàna mivondrona eto Madagasikara : Tily eto Madagasikara, Antilin’i Madagasikara ary Kiadin’i Madagasikara.