Dian-tanantsika

Dian-tanantsika Organisation Non Gouvernementale
Environnement-Education Primaire-Humanitaire

Atananarivo renivohitraTsy hifankahitana ny setroka, enjana tena enjana ilay zavon-tany.Hiandry rahoviana vao tsy handor...
22/10/2025

Atananarivo renivohitra
Tsy hifankahitana ny setroka, enjana tena enjana ilay zavon-tany.
Hiandry rahoviana vao tsy handoro ala intsony?
Maika ary tena maika ny fanabehazana ny olom-pirenena.
Anaty fiovana daholo izany.

Herinandro izay no nambolena azy ireto, tena isaorana feno Ilay Nahary fa vao avy namboly dia avy ny orana, faly aho ani...
08/10/2025

Herinandro izay no nambolena azy ireto, tena isaorana feno Ilay Nahary fa vao avy namboly dia avy ny orana, faly aho anio fa efa maniry tsara zareo, miezaka manao izay vita na tsy misy tany be aza fa dia atao amin'ny gony izay tiana ambolena.

22/01/2025
Tena marina loatra
21/01/2025

Tena marina loatra

21/01/2025

Indro, ny marina aza dia valiana ety an-tany, Koa mainka fa ny ratsy fanahy sy ny mpanota! — Ohabolana 11 : 31

21/01/2025

Mijere(ny zava-boary)
Minoa
Misaora (an'Andriamanitra)

20/01/2025

MIVERINA INDRAY NGA RA DELESTAZY??

19/01/2025

Oay ireto izy 😮

18/01/2025

Vao tsy avy ilay orana dia enjana be ny hafanana.

17/01/2025

NY FINIAVANA DIA ANISAN'NY FANALAHIDIN'NY FAHOMBIAZANA

Address

Antananarivo

Opening Hours

Monday 08:00 - 18:00
Tuesday 08:00 - 18:00
Wednesday 08:00 - 18:00
Thursday 08:00 - 18:00
Friday 08:00 - 18:00
Saturday 08:00 - 18:00

Telephone

+261339075418

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Dian-tanantsika posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Organization

Send a message to Dian-tanantsika:

Share