Kung fu club volamena

Kung fu club volamena Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Kung fu club volamena, Nonprofit Organization, Isoavimasoandro, Antananarivo.

Amin'ny alahelo lehibe no hilazana an-tsika rehetra fa nody mandry androany maraina ny SA-DO-HI Roman Armand,prezida Kwo...
01/08/2025

Amin'ny alahelo lehibe no hilazana an-tsika rehetra fa nody mandry androany maraina ny SA-DO-HI Roman Armand,prezida Kwoon Anony
Mirary fiononana feno ho any fianakaviana ary Andriamanitra hanasitrana ny fery sy hampitony ny fo

Faly miarahaba ny Si-Hi-Hou Lova RAKOTOARIJAONA iza fondateur ny Kung-Fu Club VOLAMENA  fetin'ny reny izaoMiarahaba ireo...
25/05/2025

Faly miarahaba ny Si-Hi-Hou Lova RAKOTOARIJAONA iza fondateur ny Kung-Fu Club VOLAMENA fetin'ny reny izao
Miarahaba ireo reny rehetra ihany koa manerana ny madagasikara
Ho tahin'Andriamanitra sahanina,ho vehivavy mahery sy mendrika
Mirary soa sy fahombiazana ho anareo

🙏🏻FITROTRONA AM-BAVAKA SY FAHATSIAROVANA NY ALINA MAINTY NATREHAN'NY KUNG-FU🙏🏻Aogositra 1985-Aogositra 202439 taona ny a...
04/08/2024

🙏🏻FITROTRONA AM-BAVAKA SY FAHATSIAROVANA NY ALINA MAINTY NATREHAN'NY KUNG-FU🙏🏻
Aogositra 1985-Aogositra 2024
39 taona ny alina mainty
Fotoam-pivavahana notronony solotenam-pianakaviana,ireo mpikatroka kung-fu t@izany fotoana sy ny ankehitriny
Solotenany federasiona,ray aman-dreny,olon-tsotra
Izay notanterahina tao Ambatomilita androany alahady 4aout 2024
Mankasitraka mankatelina
Ho ela velonany kung-fu
MANDRESY MANDRAKARIVA

30juillet-1aout 198530juillet-1aout 2024Fahatsiarovana namotehana ny Kung-fu (Alina mainty) 39taona lasaAry mbola ireto ...
01/08/2024

30juillet-1aout 1985
30juillet-1aout 2024
Fahatsiarovana namotehana ny Kung-fu (Alina mainty) 39taona lasa
Ary mbola ireto taranaka mbola mijoro sy manohy ny asa

KUNG-FU WISA MANDRESY MANDRAKARIVA

07/06/2024

✨FAHATSIAROVANA✨
Anio dia tsingerin'taona nahaterahan'i Maitre Fanilo izay mpanorina ny kung-fu wisa fanilo
Mbola mahatsiaro,manembona ary tsy afaka ato am-po ny anaranao
Miezaka mitraka,manohy sy manatanteraka ny hafatrao ihany koa zahay
Tianay be foana ianao ary manandram-bavaka ho anao zahay
Entina hatsiarovana anao ity horonan-tsary fohy ity

MANDRESY MANDRAKARIVA KUNG-FU

✨Miarahaba an'i Grand Maitre RAKOTOARIJAONA Pierre MizaëlFondateur Kung-Fu WISA  andro nahaterahany izao✨🙏🏻Mirary ny soa...
06/04/2024

✨Miarahaba an'i Grand Maitre RAKOTOARIJAONA Pierre Mizaël
Fondateur Kung-Fu WISA andro nahaterahany izao✨
🙏🏻Mirary ny soa ny tsara ho anao ary ahavita ny adidy masina izay hatreanao🙏🏻
KUNG -FU WISA MANDRESY MANDRAKARIVA

Ho anareo ankadikely sy ny manodidina indray izaoMisorata anarana ary dia alaivo ny andinindininy
12/03/2024

Ho anareo ankadikely sy ny manodidina indray izao
Misorata anarana ary dia alaivo ny andinindininy

Salama daholoEfa misokatra ho an-tsika eto ankadikely sy ny manodidina ny KUNG-FU CLUB VOLAMENAMandray ny zaza 5taona mi...
02/03/2024

Salama daholo
Efa misokatra ho an-tsika eto ankadikely sy ny manodidina ny KUNG-FU CLUB VOLAMENA
Mandray ny zaza 5taona miakatra ary olon-dehibe 70taona farany zokiny
Afaka miantso na mandefa hafatra miafina raha mila fanazavana fanampiny

🔥FIARAHANA🔥                  🇲🇬Kung-Fu Club VOLAMENA🇲🇬             ☯Si-Hi-Hou Lova RAKOTOARIJAONA☯✨Antananarivo✨Amparafa...
12/02/2024

🔥FIARAHANA🔥
🇲🇬Kung-Fu Club VOLAMENA🇲🇬
☯Si-Hi-Hou Lova RAKOTOARIJAONA☯

✨Antananarivo
✨Amparafaravola
✨Antsirabe

KUNG-FU WISA MANDRESY MANDRAKARIVA

Address

Isoavimasoandro
Antananarivo

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Kung fu club volamena posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share