Porofo Hala-bato

Porofo Hala-bato Sampana fanaraha-maso ny fifidianana:
Mahita tsy fanarahan-dalàna ianao? Raiso ny andraikitra!

❌ Vao nanambara ny Fitsarana Avo momban'ny Lalàmpanorenana na HCC fa kandida i Andry Rajoelina, dia ny Minisitry ny Fana...
20/11/2023

❌ Vao nanambara ny Fitsarana Avo momban'ny Lalàmpanorenana na HCC fa kandida i Andry Rajoelina, dia ny Minisitry ny Fanabeazam-pirenena no hisan'ny nihoraka voalohany.

Fantatra ankehitriny fa nampiasaina ny minisitera sy ny mpiasam-panjakana rehetra manerana ny nosy hampandaniana ny kandida faha-3.

Araho hatrany ny pejy > Porofo Hala-bato

Décision avy amin'ny   irery ihany no ahafahana manova ny toeran'ny Bureau de vote.
16/11/2023

Décision avy amin'ny irery ihany no ahafahana manova ny toeran'ny Bureau de vote.

Doublon ‼️ sady afaka mifidy ao @ CEG Ambohipo salle 13 no mifidy ao @ salle 7.
16/11/2023

Doublon ‼️ sady afaka mifidy ao @ CEG Ambohipo salle 13 no mifidy ao @ salle 7.

❌ Samihafa ny bileta tokana (bulletin unique) naseho tamin'ireo kandida sy ny bileta tokana tonga avy any Afrika atsimoA...
15/11/2023

❌ Samihafa ny bileta tokana (bulletin unique) naseho tamin'ireo kandida sy ny bileta tokana tonga avy any Afrika atsimo

Araho hatrany ny pejy > Porofo Hala-bato

❌ Corruption électorale ny hatao fividianana vato. voarara ny lalàna izany ary rehefa hanana porofo tahak'izao dia tokon...
15/11/2023

❌ Corruption électorale ny hatao fividianana vato. voarara ny lalàna izany ary rehefa hanana porofo tahak'izao dia tokony sazain'ny fitsara izay nanao izany.

Araho hatrany ny pejy > Porofo Hala-bato

❌ Raha ny lalàna dia ny CENI no mikarakaraka ny fitanterana manokana ny fitaovam-pifidianana. Manana teti-bola manokana ...
15/11/2023

❌ Raha ny lalàna dia ny CENI no mikarakaraka ny fitanterana manokana ny fitaovam-pifidianana. Manana teti-bola manokana amin'izany ny CENI

Araho hatrany ny pejy > Porofo Hala-bato

❌ Voarara ny lalàna ny fitakiana vola any amin'ny orinasa privées hanatanterahana fifidianana satria efa manana teti-bol...
15/11/2023

❌ Voarara ny lalàna ny fitakiana vola any amin'ny orinasa privées hanatanterahana fifidianana satria efa manana teti-bola hanaovana izany ny CENI. Lasa aiza ny vola tokony natokana ho an'izany?

Araho hatrany ny pejy > Porofo Hala-bato

❌ Doublons, triplons, quadruplons...Araho hatrany ny pejy > Porofo Hala-bato
15/11/2023

❌ Doublons, triplons, quadruplons...

Araho hatrany ny pejy > Porofo Hala-bato

❌ Ny CENI no namaritra fa ho vitany anaty 3 volana ny fanavaozana tanteraka (refonte totale) ny lisim-pifidiana.Imbetsak...
15/11/2023

❌ Ny CENI no namaritra fa ho vitany anaty 3 volana ny fanavaozana tanteraka (refonte totale) ny lisim-pifidiana.

Imbetsaka nanitatra io fehimpotoana io ny CENI, nefa indrisy fa mbola doublons sy triplons foana no vokany. Ny olona tokony hifidy tsy mety tafiditra anaty lisitra.

Araho hatrany ny pejy > Porofo Hala-bato

❌ Tsy azon'ny   atao ny manao fampielezan-kevitra, raha te hanao izany izy dia afaka mametra-pialana. Tamin'ity fifidian...
15/11/2023

❌ Tsy azon'ny atao ny manao fampielezan-kevitra, raha te hanao izany izy dia afaka mametra-pialana.

Tamin'ity fifidianana ity dia maro ireo mpampianatra noteraina hanao fampielezankevitra sy hiditra mpikambana anaty biraom-pifidianana.

Araho hatrany ny pejy > Porofo Hala-bato

❌Tsy azo hanaovana   ny  . Tao Antsirabe dia trano hofain'ny Ministeran'ny vola no navadika QG de campagne. Araho hatran...
14/11/2023

❌Tsy azo hanaovana ny . Tao Antsirabe dia trano hofain'ny Ministeran'ny vola no navadika QG de campagne.

Araho hatrany ny pejy > Porofo Hala-bato

❌Tsy azon'ny   atao ny manao fampielezan-kevitra, raha te hanao izany izy dia afaka mametra-pialana. Eto amin'ny sary di...
14/11/2023

❌Tsy azon'ny atao ny manao fampielezan-kevitra, raha te hanao izany izy dia afaka mametra-pialana. Eto amin'ny sary dia ny Chef CISCO an'Antananarivo Renivohitra am-perinasa, Lalaina Ramananantony, no manao fampielezan-kevitra.

Araho hatrany ny pejy > Porofo Hala-bato

Address

Antananarivo
101

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Porofo Hala-bato posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Organization

Send a message to Porofo Hala-bato:

Share