Youth Light of the Future Association

Youth Light of the Future Association Fampianarana teny Anglisy Amerikana ho an'ny rehetra sy fanohanana ny tsirairay hanana tetik'asa man

Happy Easter Monday πŸ₯°Aiza ianareo no hitsangatsangana!? Aza adinoina ny fotoanantsika ho an'ireo izay nisafidy ny centre...
06/04/2026

Happy Easter Monday πŸ₯°
Aiza ianareo no hitsangatsangana!?

Aza adinoina ny fotoanantsika ho an'ireo izay nisafidy ny centre Nanisana fa amin'ny Sabotsy ho avy izao ny fidirana a! β£οΈπŸ‡±πŸ‡·
Miandry anareo izahay πŸ’«




Enjoy your day 😘

05/04/2026
GOOD FRIDAY πŸ•ŠοΈToday, we remember the sacrifice of Jesus Christ and his ultimate act of love for all of humanity. On this...
03/04/2026

GOOD FRIDAY πŸ•ŠοΈ

Today, we remember the sacrifice of Jesus Christ and his ultimate act of love for all of humanity. On this Good Friday, let us reflect on the significance of his death and the hope it brings for our future. May we all find peace and strength in his teachings.

"For God so loved the world that He gave us His one and only Son, that whoever believes in Him shall not perish but have eternal life." John 3:16

29/03/2026

Ambiance au DΓ©jeuner
Dansant
&
Sortie de promotion

πŸ’•Dear Madam MinistryπŸ’–β€πŸ’•Mother πŸ’•β€πŸ’–πŸ€With gentle wishes and deep appreciation what you have done!
25/03/2026

πŸ’•Dear Madam Ministry
πŸ’–β€πŸ’•Mother πŸ’•β€πŸ’–
🀝With gentle wishes and deep appreciation what you have done!

08/03/2026

π€π¦π’π§β€™π’π³πšπ¨ 𝐀𝐧𝐝𝐫𝐨 𝐈𝐫𝐚𝐒𝐬𝐚𝐦-𝐩𝐒𝐫𝐞𝐧𝐞𝐧𝐚 π‘π¨πšπ§β€™π§π² 𝐳𝐨𝐧’𝐧𝐲 π•πžπ‘π’π―πšπ―π² 𝐒𝐳𝐚𝐨, 𝐦𝐚𝐧𝐨𝐦𝐞 𝐯𝐨𝐧𝐒𝐧𝐚𝐑𝐒𝐭𝐫𝐚 𝐧𝐲 𝐯𝐞𝐑𝐒𝐯𝐚𝐯𝐲 𝐫𝐞𝐑𝐞𝐭𝐫𝐚, 𝐒𝐳𝐚𝐲 𝐦𝐒𝐭𝐨𝐧𝐝𝐫𝐚 𝐚𝐧𝐣𝐚𝐫𝐚 𝐛𝐒𝐫𝐒𝐀𝐲 π₯πžπ‘π’π›πž πšπ¦π’π§β€™π§π² 𝐭𝐨𝐧𝐭𝐨π₯𝐨𝐧’𝐧𝐲 π€π¬πš, 𝐧𝐲 π…πšπ¦π©πšπ§πšπ§πšπ§β€™πšπ¬πš 𝐚𝐫𝐲 𝐧𝐲 π€π¬πšπ¦-𝐩𝐚𝐧𝐣𝐚𝐀𝐚𝐧𝐚.

🌟Ianao koa ve nanana vina ny ahay teny anglisyπŸ‡±πŸ‡·  amin'ity taona ity nefa mbola tsy nanomboka mihitsy!? 🀫Aza mangatak' a...
06/03/2026

🌟Ianao koa ve nanana vina ny ahay teny anglisyπŸ‡±πŸ‡· amin'ity taona ity nefa mbola tsy nanomboka mihitsy!? 🀫

Aza mangatak' andro intsony fa araraoty indray ity fidirana vaovao atolotry ny YLFM ho anao ity πŸ₯°

Ny tombony mianatra ato aminay!?

πŸ‘‰ Fampianarana manaraka toetr'andro (tsy ilay manao tsianjery be ireny πŸ˜‰)
πŸ‘‰ Mpampianatra matihanina πŸ’ͺ
πŸ‘‰Certificat ara-panjakana πŸŽ“
πŸ‘‰ Sarany mirary dia mirary
πŸ‘‰ Ivon-toerana maro azo isafidianana

Koa inona indray no andrasana fa andao hianatra teny anglisy πŸ₯°
YLF_Brighter than ever

Ireto indray ny date manaraka ahafahanao mianatra teny anglisy 😊aza tara fa tongava eny amin'ny centre akaiky anao ??   ...
02/03/2026

Ireto indray ny date manaraka ahafahanao mianatra teny anglisy 😊
aza tara fa tongava eny amin'ny centre akaiky anao ??



𝘼 𝙉 𝙄 π™Š "28_02_2026"1𝙀𝙧𝙖 π™™π™žπ™– π™šπ™›π™– π™ˆπ™„π™Žπ™” π™π™„π˜Ώπ™€π™π˜Όπ™‰π˜Ό  TONGAVASOA DAHOLO TSISY ANKANAVAKA😊
28/02/2026

𝘼 𝙉 𝙄 π™Š "28_02_2026"
1𝙀𝙧𝙖 π™™π™žπ™– π™šπ™›π™– π™ˆπ™„π™Žπ™” π™π™„π˜Ώπ™€π™π˜Όπ™‰π˜Ό
TONGAVASOA DAHOLO TSISY ANKANAVAKA😊

Dear brother and sister in ChristπŸ™Tongavasoa daholo isika rehetra na iza na iza, na avy aiza na avy aiza.Hidera sy hanom...
27/02/2026

Dear brother and sister in ChristπŸ™
Tongavasoa daholo isika rehetra na iza na iza, na avy aiza na avy aiza.
Hidera sy hanome voninahitra an'Andriamanitra isika rehetra.
πŸ₯°1𝙀𝙧𝙖 >Hira fiderana
πŸ₯°2𝙀𝙧𝙖 >Fanompoam-pivavahana
Manantena marobe!

Mamy anie zany eeee!! Tongavasoa daholo zareo a!!na iza na izana avy aiza na avy aizaThank you β€πŸŒΉπŸ™
27/02/2026

Mamy anie zany eeee!!
Tongavasoa daholo zareo a!!
na iza na iza
na avy aiza na avy aiza
Thank you β€πŸŒΉπŸ™

Address

Antananarivo
101

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Youth Light of the Future Association posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Organization

Send a message to Youth Light of the Future Association:

Share