SEOAT Seoat

SEOAT ( solidarité des étudiants originaire d'Ampanefana à Tananarive ) Magnano mbolatsara atsika jiaby  Eto zahay hanom...
30/03/2024

SEOAT ( solidarité des étudiants originaire d'Ampanefana à Tananarive )

Magnano mbolatsara atsika jiaby
Eto zahay hanome teny fankaherezana ho an'ireo rehetra tratry ny rivodoza

Izay fikambanangna SEOAT izay zanak'antsika mianatra lavitry aty dia te-handefa hafatra fanohanana sy firaisankina aminareo izahay amin'izao fotoan-tsarotra izao.
Mety ho toa tsy azo resena ny fahasimban’ny tafio-drivotra, saingy aza adino fa tsy irery anareo ao anatin’izany fahoriana izany na ny famoizana fananana , na ny loza ateraky ny famoizana aina izany.
Miara-matanjaka isika, ary miara-manorina indray. Enga anie ity hafatra ity hitondra fampiononana hoan'tsika any - DIANA amin'izao fotoan-tsarotra izao.

Mahereza, manana fanantenana, ary aza adino fa zahay zanak'anareo aty dia miara mionona 🙏

SEOAT ( Solidarité dès étudiants originaire d'Ampanefana à Tananarive)

À tous ceux qui ont été touchés par le cyclone dans la région SAVA et DIANA

L'association SEOAT qui est la solidarité des étudiants d'un des régions qui se trouvent à Tananarive veux vous adresser un message de soutien et de solidarité en cette période difficile.

Les dégâts causés par la tempête peuvent sembler insurmontables, mais rappelez-vous que vous n'êtes pas seuls dans cette épreuve. Que ce soit la perte de biens matériels ou même la tragédie de la perte de proches, votre douleur est ressentie par la communauté tout entière. Ensemble, nous sommes plus forts, et ensemble, nous reconstruirons. Que ce message apporte un peu de réconfort dans pour la population SAVA et DIANA dans ces moments sombres.

Restez forts, gardez espoir, et sachez que nous sommes là pour vous soutenir et vous aider à surmonter cette épreuve.🙏

Magnano mbalatsara atsika ❤️Nohon'ny fagnatagna ntsika dia   Dimanche 1 octobre 2023 io ny Deuxième formation ntsika mak...
22/09/2023

Magnano mbalatsara atsika ❤️

Nohon'ny fagnatagna ntsika dia Dimanche 1 octobre 2023 io ny Deuxième formation ntsika makasiky Art Culinaire 🍰🍡🍤

Ingrédients ntsika izy 5.000Ar ioo de farany fagnifagna azy dia samedi 30 septembre mandrainy, inscription hafaka magnantso numéro zay misaotra affiche ntsika ambany ioo, naha mandefa mp membre de bureau raha misy fagnotaniagna makasiky inscription ☺️

Malaky aby atsika Magnano réservation tsao tara fa limitée olona raisagny satria fa maro2 ny nagnatagaka azy ioo 😁

Misaotra atsika jiaby ehh 🥰

Address

Ankatso Ambohipo Ambolikandrina
Antananarivo
101

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when SEOAT posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share