Termin +

Termin + ✊ Jeder Termin hat seinen Wert 👏

15/07/2026

🔴 FANAMBARANA

‼️Taorian'ny fanambarana ofisialy navoakan'ny CGM omaly hariva dia nanapakevitra izahay ny hampitsahatra avy hatrany ny tolotra fanampiana amin'ny fidirana examen ‼️ Ny cours sy ny club d'allemand eto aminay kosa dia mitohy normal ihany.

Misaotra anareo rehetra nametraka fitokisana taminay🙏

🟤Te hanao Aupair any Allemagne/Suisse/ Autriche/Belgique ve ianao?⭕ Fantatrao ve fa tsy mila miditra Agence akory ianao ...
21/03/2026

🟤Te hanao Aupair any Allemagne/Suisse/ Autriche/Belgique ve ianao?

⭕ Fantatrao ve fa tsy mila miditra Agence akory ianao dia afaka mahita Famille handray anao?

✅ TSOTRA sy HAINGANA

🔴 Amin'ny alalan'ny Plateforme iray antsoina hoe "Aupairworld" no hahafahana manao izany‼️

💯 Maro be ny famille d'accueil mitady Aupair lahy sy vavy ao ary ny ankamaroan'ny ankizy efa lasa ireny dia tao daholo nahita ny famille nandray azy

✅ Ny famille ao tonga dia mandefa message mivantana aminao vao mahita ny profil-nao ary misy suggestions aman-jatony maro ihany koa azonao handefasana message 🫶

🔔 Somary sarotra anefa ny fanokafana compte Aupairworld raha eto Madagasikara satria matetika "Profil refusé" foana

🤞 Na izany aza anefa dia manana fikafika manokana izahay hahafahanao Tanora te hanao Aupair mba hanana io Compte io eto.

💯 VALIDÉ avec garantie 💯

👉 Mety foana na Mivantana na En ligne no manokatra azy :

🔺 Raha Mivantana : manantona ety Itaosy Cité (arrêt Bus Terminus 133) ianao.
🔺 Raha tsy afaka manantona kosa ianao dia tsy maintsy en ligne

💰 Sarany : 40.000ar monja

🤝 CONDITIONS :
Mila manana ireto manaraka ireto :

☑️ Téléphone mbola tsy nanokafana Aupairworld mihitsy
☑️ Email mbola tsy nanokafana Aupairworld
☑️ Google Chrome
☑️ Mega

🟢 Tanteraho ny nofinofinao hitety firenena

Mandefasa MP avy hatrany tompoko 🙏

Address

Antananarivo Atsimondrano
Antananarivo

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Termin + posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Organization

Send a message to Termin +:

Shortcuts

Share