Vonenina Mampiray Ambohipo

Vonenina Mampiray Ambohipo Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Vonenina Mampiray Ambohipo, Youth Organization, FJKM Zoara Fanatenana Ambohipo, Antananarivo.

Toy ny ahoana sy toy ny ahoana ny Tily mena rehefa tafahoana 📢🎶Andao hiara hilalao amin'ny Tily Mena Ambohipo amin'ity T...
12/07/2026

Toy ny ahoana sy toy ny ahoana ny Tily mena rehefa tafahoana 📢🎶
Andao hiara hilalao amin'ny Tily Mena Ambohipo amin'ity TOMBO Tily ity e⚜️. Loka maro no omen'izy ireo amin'io an

OOOH HILALAO SA TSY HILALAO OOOH🎶
TOMBO TILY 2026

Tombola Lehibe 2026

🎉 Mandraisa anjara! 🎉

🎁 LOKA HAZO

* ⛺ Lasy (Tente)
* 📱🎧 Finday touche miaraka amin’ny casque Bluetooth
* 🍰🔪 Batteur électrique sy andiana antsy

📅 Daty hanaovana ny antsapaka

26 Jolay 2026

🎫 Saran’ny

2 000 Ariary monja

📌 Toromarika

* Fenoy ny anaranao sy ny laharan-telefaoninao.
* Tehirizo tsara ny tapakila.
* Tsy maintsy aseho ny tapakila raha mandray anjara.

💚 Tanjona

Ny vola azo amin’ity tombola ity dia hanohanana ny tetikasa sy ny asa ataon’ny Tily Mena Ambohipo.

📞 Fifandraisana

Tily Mena Ambohipo
Facebook : Tily Mena Ambohipo

“Mandraisa anjara anio, mety ho anao ny loka rahampitso!” 🍀

Miroso hatrany isika amin'ny fankalazana ny faha 90 taonaAlefa mena 118 ème a!🔥
18/05/2026

Miroso hatrany isika amin'ny fankalazana ny faha 90 taona
Alefa mena 118 ème a!🔥

‎" Mifankazara amin'ny Tsitoha ianao, dia hiadana " — Joba 22 : 21‎🙏 Misaotra an’Andriamanitra lehibe fa tanteraka soa a...
05/04/2026

‎" Mifankazara amin'ny Tsitoha ianao, dia hiadana " — Joba 22 : 21

🙏 Misaotra an’Andriamanitra lehibe fa tanteraka soa aman-tsara ny Alahady 29 Martsa 2026 lasa teo ny Alahadin’ny SAMPATI teto amin’ny fivondronana Vonenina Mampiray Ambohipo. 🍀💚

🔥 Nafana ny fiderana sy fankalazana an’Andriamanitra izay niarahana tamin’ny tarika Tana Gospel Choir (TGC) 🤩

⏩ Isaorana isika rehetra izay nanotrona sy nanohana, tonga maro be niaraka niravoravo, nidera, nandihy, nanandratra ny fiderana Azy ka nahatontosa ny hetsika.
🕊️ Ny voninahitra rehetra dia ho an’Andriamanitra irery ihany.

🌸 Ary amin’izao vanim-potoanan’ny P***a izao, dia mirary soa sy fiadanana ho antsika rehetra. Arahabaina nahatratra ny P***a daholo! ✝️

‎"𝘈𝘵𝘢𝘰𝘷𝘺 𝘮𝘱𝘪𝘢𝘯𝘢𝘵𝘳𝘢 𝘯𝘺 𝘧𝘪𝘳𝘦𝘯𝘦𝘯𝘢 𝘳𝘦𝘩𝘦𝘵𝘳𝘢" 𝘔𝘢𝘵𝘪𝘰 28:19𝘣‎🔰Fanekena mpiandraikitra🔰‎-----------------------------------------...
01/04/2026

‎"𝘈𝘵𝘢𝘰𝘷𝘺 𝘮𝘱𝘪𝘢𝘯𝘢𝘵𝘳𝘢 𝘯𝘺 𝘧𝘪𝘳𝘦𝘯𝘦𝘯𝘢 𝘳𝘦𝘩𝘦𝘵𝘳𝘢" 𝘔𝘢𝘵𝘪𝘰 28:19𝘣

🔰Fanekena mpiandraikitra🔰
‎---------------------------------------------
‎Isaorana ny Tompo fa tontosa ny sabotsy 28 Martsa 2026 ny Fanekena mpiandraikitra an'i :
‎💛Cheftaine Antso
‎💚Cheftaine Zoara
‎❤️Zoky Valisoa
‎🟡Cheftaine Finaritra
‎🟢Meraly Mavandra
‎Izay notanterahina teto amin'ny Fiangonana FJKM Zoara Fanantenana Ambohipo

‎🔰Izahay eto amin'ny SAMPATI FJKM ZOARA FANANTENANA AMBOHIPO dia mankasitraka antsika rehetra tonga nanotrona izany.

‎Ho an'Andriamanitra irery ny voninahitra!

‎🪗"Lehibe Jehovah mendrika ho deraina e!‎Ny Anarany irery ihany no mendrika hankalazaina e! ‎Izy ilay mpizara fifaliana‎...
25/03/2026

‎🪗"Lehibe Jehovah mendrika ho deraina e!
‎Ny Anarany irery ihany no mendrika hankalazaina e!
‎Izy ilay mpizara fifaliana
‎Mampifaly ny zanany e!
‎Tsy manary koa Izy amin’ny fahoriana
‎Ho an‘ izay mino ny Anarany e! " 🥁

‎Efa nahazo tapakila sy efa nandamina fotoana daholo ve ianareo ? 🥰
‎Efatra(4) andro sisa dia tonga ilay fiderana iarahana amin'ny anh 😁

‎Ndao iaraka hifaly aminay ny Alahady ho avy izao eh 🥰
‎Mbola misy tapakila eny an-toerana fa mbola tsy tara ise... amin'ny vidiny 2.000 ariary monja ihany💵

‎Tongava maro ary eeh!! ✨

‎📖" Mifankazara amin'ny Tsitoha ianao, dia hiadana " — Joba 22 : 21 📖‎‎Izahay Sampana Mpanazava sy Tily eto amin’ny fivo...
19/03/2026

‎📖" Mifankazara amin'ny Tsitoha ianao, dia hiadana " — Joba 22 : 21 📖

‎Izahay Sampana Mpanazava sy Tily eto amin’ny fivondronana faha CXVIII Ambohipo dia faly manasa an’ise hiaraka✨hifaly sy hidera an'Andriamanitra✨aminay amin'ny Alahadin'ny SAMPATI,

‎🗓️ Ny Alahalady 29 Martsa 2026 ho avy izao
‎🕒 manomboka @ 3 ora tolakandro.

‎Ho avy hanafana ny fotoana ny tarika
‎👉🏼TANA GOSPEL CHOIR👈🏼

‎Ny tapakila : 2000 ariary monja.💵

‎Misy ihany koa ny tsakitsaky maro isan-karazany sy sakafo masaka izay ho amidy eny an-toerana🍟🍝🍤🍜🍔☕🍹🍩

‎Aza adino ny mitaona an'ireo rehetra manodidina antsika hiaraka hidera sy hanome voninahitra an'Andriamanitra fa fiderana makotroka no miandry antsika amin’io anh 🕺🏽💃🏽🎷🥁🎸🎹...

“ Ary nandre ny feon'ny Tompo aho nanao hoe: Iza no hirahiko, ary iza no handeha ho irakay? Dia hoy izaho: Inty aho, ira...
18/03/2026

“ Ary nandre ny feon'ny Tompo aho nanao hoe: Iza no hirahiko, ary iza no handeha ho irakay? Dia hoy izaho: Inty aho, iraho aho.”- Isaia.6:8📖

Fifaliana ho an’ny fivondronana Vonenina Mampiray Ambohipo ny manasa antsika rehetra amin'ny fanekena mpiandraikitra, izay hotanterahin’i:
MPANAZAVA:
🟡 Cheftaine Antso
🟡 Cheftaine Zoara
🔴 Zoky Valisoa
TILY :
🟡 Cheftaine Finaritra
🟢 Meraly Mavandra

Izany dia ho tontosaina ny :

🗓️ Sabotsy 28 martsa 2026
⛪FJKM Zoara Fanantenana Ambohipo
🕙10 ora sy sasany maraina

Hery lehibe ho anay ny fanotronan’ise izany!

Miroso hatrany isika ❤️💚Mifankazara amin'ny Tsitoha ianao, dia hiadana; Izany no hahatongavan'ny soa aminao. Joba 22 : 2...
31/01/2026

Miroso hatrany isika ❤️💚
Mifankazara amin'ny Tsitoha ianao, dia hiadana; Izany no hahatongavan'ny soa aminao. Joba 22 : 21

Fa miambena* ka mivavaha mandrakariva, mba hahery ianareo ka handositra izany zavatra ho avy rehetra izany ary hitsangan...
01/01/2026

Fa miambena* ka mivavaha mandrakariva, mba hahery ianareo ka handositra izany zavatra ho avy rehetra izany ary hitsangana eo anatrehan'ny Zanak'olona. — Lioka 21 : 36

Bonne année à tous 🎉🎉🥳🥳🥳

Address

FJKM Zoara Fanatenana Ambohipo
Antananarivo
101

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Vonenina Mampiray Ambohipo posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Organization

Send a message to Vonenina Mampiray Ambohipo:

Shortcuts

Share