16/04/2026
👉Fampantsiahivina ho antsika mpikambana ato @ Groupe Shinobi de Madagascar sy ny Shadow Warriors Dojo fa eny @ Ninja Temple ny entraînement ntsika ny alahady zao!@ 9 ora.
🫵Ireo izay liana te hiditra ho mpikambana dia afaka miditra mp na miantso.
🥷Efa nivoaka koa ny tenue kimono mainty ambony ambany sy ny tee-shirts.
📞 0340319372
# Ombre du Fantôme #
# Clan Dragon Noir #