26/04/2026
๐ ๐๐ฎ๐ป๐ผ๐บ๐ฎ๐ป๐ฎ๐ป๐ฎ โ ๐๐น๐ถ๐ปโ๐ป๐ ๐๐ฎ๐๐ฎ๐ป๐ถ๐น๐ฎ ๐ฟโจ
Ao aรฑatinโny fanomanaรฑa ny andiany faha-2 aminโny Alinโรฑy Lavanila, dia nisy fitsidihaรฑa ara-pombam-panajaรฑa taminโireo raiamandreny maromaro nataonโny Jeunes Cadres dโAntalaha (JCA), dia :
โข Jeneraly ZAFITASONDRY Ranoelson Marcellin, Mpanolotsaina Ambony ho anโny Fanavaozaรฑa
โข Kolonely RAMPANARIVO Solofoniaina Thierry, Mpanolotsaina Ambony ho anโny Fanavaozaรฑa
โข Ramatoa Alice NโDIAYE, Minisitry ny Raharaham-bahiny
โข Ramatoa MANAGNA Monira, Minisitry ny Fahasalamam-bahoaka
โข Ramatoa ANDRIAMADISON Michela Haingotiana Angรจle, Minisitry ny Varotra sy ny Fanjifana
Taminโizany fihaonana izany dia naneho ny fahavoรฑonaรฑa ny hanohaรฑa ny hetsika ataonโny JCA izy ireo, indrindra aminโny lafiny faรฑamafisaรฑa asa sosialy aminโny alalanโny fanomezaรฑa fitaovana ny hopitaly benโAntalaha, ny faรฑatsarana ny endrika ny tanร na ary fanarenaรฑa ny sekolim-panjakana izay kasainโny JCA ho atao.
Maรฑamarika ny fiaraha-mientana sy ny finiavaรฑa iombonaรฑa ho aminโny fahombiazanโny hetsika sy ny fampandrosoana ny tanร na izany.
๐ค Firalahiagna - Fifagnampiagna- Firaisankina
๐ ๐ฃ๐ฟ๐ฒฬ๐ฝ๐ฎ๐ฟ๐ฎ๐๐ถ๐ณ๐ โ ๐ก๐๐ถ๐ ๐ฑ๐ฒ ๐น๐ฎ ๐ฉ๐ฎ๐ป๐ถ๐น๐น๐ฒ ๐ฟโจ
Dans le cadre des prรฉparatifs de la 2แต รฉdition de la Nuit de la Vanille, les Jeunes Cadres dโAntalaha (JCA) ont rencontrรฉ les parrains et marraines de lโรฉvรฉnement, ร savoir :
Gรฉnรฉral ZAFITASONDRY Ranoelson Marcellin, Haut Conseiller pour la Refondation
โข Colonel RAMPANARIVO Solofoniaina Thierry, Haut Conseiller pour la Refondation
โข Madame Alice NโDIAYE, Ministre des Affaires รฉtrangรจres
โข Madame MANAGNA Monira, Ministre de la Santรฉ publique
โข Madame ANDRIAMADISON Michela Haingotiana Angรจle, Ministre du Commerce et de la Consommation
ร cette occasion, ils ont exprimรฉ leur volontรฉ de soutenir les initiatives du JCA, notamment en faveur de la rรฉhabilitation des รฉcoles publiques, du renforcement des actions sociales ร travers des dotations en matรฉriel mรฉdical en faveur de l'hรดpital be ainsi que de lโembellissement de la ville dโAntalaha.
Ces รฉchanges tรฉmoignent dโun engagement commun pour la rรฉussite de cet รฉvรฉnement.
๐ค ๐ญ๐๐๐๐๐๐๐๐๐ฬ โ ๐ฌ๐๐๐๐๐๐
๐ โ ๐บ๐๐๐๐
๐๐๐๐๐ฬ