Fjkm Ikianja Fiderana - Ambohimangakely

Fjkm Ikianja Fiderana - Ambohimangakely Fanompoam-pivavahana, fizarana ny Teny Soratra Masina, culte, tafika masina

31/12/2024
26/10/2024

Fisindana fdl Fjkm Ikianja Fiderana. Fiderana eny anaty zava-boarin'Andriamanitra.

Mahafoy ny fotoanany ho an'ny hafa.
26/10/2024

Mahafoy ny fotoanany ho an'ny hafa.

Fisindana FJKM IKIANJA FIDERANA AMBOHIMANGAKELY TANA . Ireo mpikarakara sakafo sasany. Izao no atao hoe manompo ho an'ny hafa.

Fisindana FJKM IKIANJA FIDERANA AMBOHIMANGAKELY TANA . Ireo mpikarakara sakafo sasany. Izao no atao hoe manompo ho an'ny...
26/10/2024

Fisindana FJKM IKIANJA FIDERANA AMBOHIMANGAKELY TANA . Ireo mpikarakara sakafo sasany. Izao no atao hoe manompo ho an'ny hafa.

Fisindana ny FDL Fjkm Ikianja Fiderana - Ambohimangakely .
26/10/2024

Fisindana ny FDL Fjkm Ikianja Fiderana - Ambohimangakely .

VAVAKA FISAORANA VITA FANADINANA -  ZOMA 26 JOLAY @ 8H00" Fa, izaho, dia ny ho akaikin'Andriamanitra no mahatsara ahy. H...
25/07/2024

VAVAKA FISAORANA VITA FANADINANA - ZOMA 26 JOLAY @ 8H00

" Fa, izaho, dia ny ho akaikin'Andriamanitra no mahatsara ahy. Hianao, Jehovah Tompo ô, no nataoko aroko, mba hilaza ny asanao rehetra aho".
Salamo 73.28

Voninahitra ho an'Andriamanitra irery ihany.

NB: Aoka isika mba kopy avokoa.

FJKM IKIANJA FIDERANA - RÉVEILLON 2023 - SARY TETSY SY TEROAMisaotra antsika rehetra ❤️💗
01/01/2024

FJKM IKIANJA FIDERANA - RÉVEILLON 2023 - SARY TETSY SY TEROA

Misaotra antsika rehetra ❤️💗

FJKM IKIANJA FIDERANA - REVEILLON 2023 - MANOMBOKA @ 08 ORA ALINA"Misaora amin'ny zavatra rehetra ; fa izany no sitrapon...
27/12/2023

FJKM IKIANJA FIDERANA - REVEILLON 2023 - MANOMBOKA @ 08 ORA ALINA

"Misaora amin'ny zavatra rehetra ; fa izany no sitrapon'A'ndriamanitra ao amin'i Kristy Jesoa ho anareo". I Tes 5.18

Manasa antsika rehetra ny fiangonana hifaly sy hideran'ny Tompo. Tsy aleo ve ao an-tranon'ny Raintsika no mamarana ny taon'e ?
Maimaim-poana hatrany fa tsy misy vidim-pidirana Io an. Aza adino fotsiny ny tsikitsiky sy ny fitaovam-pihinanana.

Ho an'Andriamanitra irery ihany ny Voninahitra.
Ny birao

KRISMASY 2023 - IKIANJA FIDERANA - SARY TETSY SY TEROA.
25/12/2023

KRISMASY 2023 - IKIANJA FIDERANA - SARY TETSY SY TEROA.

FJKM IKIANJA FIDERANA - FIDIRANA KRISMASY ALATSINAINY 25 DESAMBRA 2023 - FIDIRANA TOKANA @ 8 ORA  MARAINA"Fa Zaza no ter...
23/12/2023

FJKM IKIANJA FIDERANA - FIDIRANA KRISMASY ALATSINAINY 25 DESAMBRA 2023 - FIDIRANA TOKANA @ 8 ORA MARAINA

"Fa Zaza no teraka ho antsika, Zazalahy no omena antsika; Ary ny fanapahana dia eo an-tsorony, ary ny anarany atao hoe Mahagaga, Mpanolo-tsaina, Andriamanitra Mahery, Rain'ny mandrakizay Andrian'ny fiadanana". Isaia 9.5

Tongava maro ho Voninahitr'Andriamanitra

Fandaharana iray volan'ny AFF Ikianja Fiderana. Volana Desambra.
01/12/2023

Fandaharana iray volan'ny AFF Ikianja Fiderana. Volana Desambra.

Address

Antananarivo
103

Opening Hours

Monday 05:30 - 17:00
Tuesday 05:29 - 17:00
Wednesday 05:30 - 17:00
Thursday 05:30 - 17:00
Friday 05:30 - 17:00
Saturday 05:30 - 17:00
Sunday 06:30 - 17:00

Telephone

+261330812254

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Fjkm Ikianja Fiderana - Ambohimangakely posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share