Club Excellence Prépa Examens

Club Excellence Prépa Examens Rano Ala Maintso

28/02/2026

👥 C'est l'heure de raconter ces rencontres ...

🎭 : https://ngl.link/_chr_topic

----
*pas que les pires, raconter aussi les meilleurs SVP

10/01/2026

❌️⚖️🐢𝗙𝗶𝘁𝗿𝗮𝗻𝗱𝗿𝗮𝗵𝗮𝗻𝗮 𝘀𝗼𝗸𝗮𝘁𝗿𝗮 𝗮𝗻-𝘁𝘀𝗼𝗸𝗼𝘀𝗼𝗸𝗼 : 𝗡𝗮𝘃𝗲𝗿𝗶𝗻𝗮 𝗮𝗻𝘆 𝗮𝗺-𝗽𝗼𝗻𝗷𝗮 𝗻𝘆 𝗗𝗲𝗽𝗶𝗼𝘁𝗲 𝗥𝗼𝗺𝗲́𝗼 𝗥𝗮𝗺𝗮𝗻𝗮𝘁𝗮𝗻𝗮𝗻𝗮, 𝘃𝗼𝗮𝗳𝗶𝗱𝘆 𝗮𝗼 𝗦𝗼𝗮𝘃𝗶𝗻𝗮𝗻𝗱𝗿𝗶𝗮𝗻𝗮

🚫Manamafy hatrany ny Governemanta fa tsy misy olona ambonin’ny lalàna fa izay manao ny tsy mety dia iharan’ny lalàna mifandraika amin’izany.

❌️🐢𝗗𝗶𝗻𝗴𝗮𝗻𝗮 𝗹𝗲𝗵𝗶𝗯𝗲 𝗮𝗺𝗶𝗻’𝗻𝘆 𝗮𝗱𝘆 𝗮𝗺𝗶𝗻’𝗻𝘆 𝗳𝗶𝘁𝗿𝗮𝗻𝗱𝗿𝗮𝗵𝗮𝗻𝗮 𝗮𝗻-𝘁𝘀𝗼𝗸𝗼𝘀𝗼𝗸𝗼 𝗻𝘆 𝗵𝗮𝗿𝗲𝗻𝗮 𝘃𝗼𝗮𝗷𝗮𝗻𝗮𝗵𝗮𝗿𝘆 ny famerenana any am-ponja ny Depiote Roméo Ramanatanana, voafidy ao Soavinandriana, izay voasazy noho ny fitrandrahana sokatra an-tsokosoko izay nataony.

🙏🤝𝗔𝗻𝗸𝗮𝘀𝗶𝘁𝗿𝗮𝗵𝗮𝗻𝗮 𝘁𝗮𝗻𝘁𝗲𝗿𝗮𝗸𝗮 𝗻𝘆 𝗠𝗶𝗻𝗶𝘀𝗶𝘁𝗲𝗿𝗮𝗻’𝗻𝘆 𝗙𝗶𝘁𝘀𝗮𝗿𝗮𝗻𝗮 ( #𝗠𝗶𝗻𝗝𝘂𝘀) nandray ny andraikiny feno amin’ny fampiharana ny lalàna sy ny fampanarahana ny didy mahakasika ity raharaha ity, ary manamafy hatrany ny 𝗳𝗶𝗮𝗿𝗮𝗵𝗮-𝗺𝗶𝗲𝗻𝘁𝗮𝗻𝘆 𝗮𝗺𝗶𝗻’𝗻𝘆 𝗠𝗶𝗻𝗶𝘀𝗶𝘁𝗲𝗿𝗮𝗻’𝗻𝘆 𝗧𝗼𝗻𝘁𝗼𝗹𝗼 𝗜𝗮𝗶𝗻𝗮𝗻𝗮 𝘀𝘆 𝗻𝘆 𝗙𝗮𝗻𝗱𝗿𝗼𝘀𝗼𝗮𝗻𝗮 𝗟𝗼𝘃𝗮𝗶𝗻𝗷𝗮𝗳𝘆 ( #𝗠𝗘𝗗𝗗) amin’ny ady amin’ny fitrandrahana an-tsokosoko ny harena voajanahary tsy manam-paharoa eto amintsika.

🐢📣Ady iombonana ny ady amin’ny trafika biby sy zavamaniry eto Madagasikara. Andeha hifanome tanana hatrany isika sy handray ny andraikitra manandrify azy avy, hanafoana ireo tambazotra mpanao trafika harena voajanahary ireo.

07/12/2025
🌟 SMART ACADEMY AMBOHIMANARINA 🌟💖 Une seconde maison pour vos petits cœurs🏠 Crèche & Garderie éducative🎨 Jeux d’éveil et...
17/09/2025

🌟 SMART ACADEMY AMBOHIMANARINA 🌟
💖 Une seconde maison pour vos petits cœurs

🏠 Crèche & Garderie éducative
🎨 Jeux d’éveil et activités créatives
🧠 Développement intellectuel et social
👩‍🏫 Encadrement professionnel et bienveillant
🍼 Accueil des enfants tous les jours

📍 Adresse : Betafo Ambohimanarina, Antananarivo
📞 Contacts : 034 600 1666 – 032 631 1177 – 033 834 9494

🌟 SMART ACADEMY AMBOHIMANARINA 🌟💖 Une seconde maison pour vos petits cœurs🏠 Crèche & Garderie éducative🎨 Jeux d’éveil et...
14/09/2025

🌟 SMART ACADEMY AMBOHIMANARINA 🌟
💖 Une seconde maison pour vos petits cœurs

🏠 Crèche & Garderie éducative
🎨 Jeux d’éveil et activités créatives
🧠 Développement intellectuel et social
👩‍🏫 Encadrement professionnel et bienveillant
🍼 Accueil des enfants tous les jours

📍 Adresse : Betafo Ambohimanarina, Antananarivo
📞 Contacts : 034 60 016 66 – 032 63 111 77 – 033 83 494 94

Address

Antananarivo
Antananarivo

Telephone

+261340751903

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Club Excellence Prépa Examens posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share