WheelPush Official

WheelPush Official Ny WheelPush dia Club d'Anglais natao ho an'ireo manana fahasembanana (ara-batana) . It is an English club for the disabled people.

15/02/2024

Have a good day everyone

23/03/2023

Limbless man preaching.....

24/02/2023

Ndao hianatra teny Anglais e!

Hey o? Mbola ato ve ianareo mpanaraka o ?😁🔔 Fampatsiahivana kely fotsiny hoe amin'ny Sabotsy izao ilay fidirana ho an'iz...
07/02/2023

Hey o?
Mbola ato ve ianareo mpanaraka o ?😁

🔔 Fampatsiahivana kely fotsiny hoe amin'ny Sabotsy izao ilay fidirana ho an'izay liana te hianatra ny tenim-pirenena Anglisy🇺🇸
🗣️ Tsy ny manana fahasembanana ihany no afaka mianatra ato aminay 📝🇺🇸
Eny hoy aho, natokana ho anareo liana mihitsy io fotoana io 🥰

📆 Koa amin'ny Sabotsy izao izany ny fotoana eh😍,
🕖 Amin'ny 8ora isika no miditra,
🏷️Ary ao amin'ny LMA Ampefiloha isika no mianatra an.
Manantena ny hahita anao izahay🥰

❤️"Anjaranao indray izao ny ho tafita"❤️

02/02/2023

Cours de samedi ho an'ny rehetra
Manomboka 11 février izao
Voafetra ny Toerana
👉Mp

Ny WheelPush Madagascar dia faly miarahaba antsika tsirairay avy nahatratra soa ny taona vaovao 2023 Enga anie ho taona ...
01/01/2023

Ny WheelPush Madagascar dia faly miarahaba antsika tsirairay avy nahatratra soa ny taona vaovao 2023
Enga anie ho taona hahombiazan'izay miasa mafy ary hifoazan' izay mbola varimbariana ity taona ity ka samy hahomby ny tsirairay avy amin' izay rehetra atao dia homba antsika tsirairay avy anie Andriamanitra 🙏



28/12/2022

Visit Dhar Mann for more videos like this

🔴Hafatra maika 🔴Hafatra avy amin'ireo ankizy manana fahasembanana nandritra ny fankalazana ny andro iraisam-pirenena ho ...
21/12/2022

🔴Hafatra maika 🔴

Hafatra avy amin'ireo ankizy manana fahasembanana nandritra ny fankalazana ny andro iraisam-pirenena ho an ny manana fahasembanana ny 17 Desambra 2022 lasa teo!

Ny manana fahasembanana dia toa ahy sy toa anao ihany, Te hianatra hahay izay mba tianao hianarana sy ho hay ihany koa. Te hiaina hankalalahana sy lavitry ny fanilikilihana, ho Tafita sy hahaleo Tena toy ny olon-drehetra ary afaka hahavita zavatra be ihany koa.
Averiko indray, " RY SEKOLY, RAISO HIANATRA IZY IREO"

Ny WheelPush Madagascar dia manohitra tanteraka ny herisetra amin’ny endriny rehetra atao amin’ny olona manana fahasembanana!


Tatitra fivoriana / COM-AMBAVAHADITOKANA/TNRNisy ny fivoriana natao tao amin’ny « commune » AMBAVAHADITOKANA, ITAOSY ho ...
09/12/2022

Tatitra fivoriana / COM-AMBAVAHADITOKANA/TNR

Nisy ny fivoriana natao tao amin’ny « commune » AMBAVAHADITOKANA, ITAOSY ho fanomanana ny hetsika fankalazana sy fanamarihana ny andro maneran-tany ho an’ny olona manana fahasembanana.

Io hetsika io izay atao ny Sabotsy, 17 Desambra 2022.
Ireto manaraka ireto ary ny tapaka sy nifanarahana tamin’izany.
🥰Hanomboka amin’ny 8 ora maraina ny diabe miala ao Betavoangy, Itaosy ka hatreny AMBAVAHADITOKANA, iarahana amin’ireo mponina sy mpanohana.
Marihina fa tokony hiseho eny amin’ny tsirairay ny mariky ny firaisankiana. Ohatra amin’ny alalan’ny fitondrana sora-baventy
·
🥰Hisy fiara hitondra ireo izay reraka mitarika ny diabe.

🥰Hisy fanentanana sy fandraisam-pitenenana ho ataon’ireo olom-panjakana samy hafa.

🥰Hisy ihany koa tranoeva ho an’ireo afaka manao fampirantiana

·🥰Hisy ny lalao sy fialamboly maro samihafa toy ny soavaly hazo

💖Afaka tonga daholo ny rehetra tsy ankanavaka ary azo atao ny manasa ny namana sy fianakaviana amin’ny hetsika io

❗MANASA AN-TSIKA REHETRA HO AVY SY IFAMPITAONA FA ZAVA-DEHIBE HO AN’NY REHETRA IO HETSIKA IO
‼TAOMY NY NAMANA HO AVY, NA MANANA FAHASEMBANANA NA TSIA.

  is not a   at allDisability is just a disability, do not let it define your future or keep you from moving forward bec...
06/10/2022

is not a at all
Disability is just a disability, do not let it define your future or keep you from moving forward because the bright future that has been designed for every single one of us will always wait for us, and you (Disabled people) grab yours.
Let's hold one another and head for the better tomorrow!
Sky’s the limit 👊

Ny dia tsy velively.
Ny fahasembanana dia fahasembanana ihany, Aza avela hamaritra ny ho avinao na hanakana anao tsy handroso satria ny ampitso mamiratra ho an'ny tsirairay avy dia efa miandry antsika tsirairay avy, ary ianao (Manana fahasembanana) alaivo ny anjaranao
Ndeha hifampitantana dia hiara-hizotra amin’ny ampitso tsara kokoa.
Tsy tana fa roso isika 👊

26/09/2022
Mazotoa hatrany amin’ny fianarana eee🥰Nahafinaritra ny fahatsapana fa mahazo fahalalana bebe kokoa hatrany ireo mpikamba...
26/09/2022

Mazotoa hatrany amin’ny fianarana eee🥰
Nahafinaritra ny fahatsapana fa mahazo fahalalana bebe kokoa hatrany ireo mpikambana amin’nyWheelPush Madagascarr.
Mirary soa hatrany dia manentana izay mbola Liana fa Misokatra ho an'ny manana fahasembanana rehetra izahay. 💖💖
Mirary herinandro finaritra ho antsika rehetra eee🇲🇬🇺🇸

❣Sky's the limit❣

Address

Antananarivo

Telephone

+261346104356

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when WheelPush Official posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share