Association Mitsinjo

Association Mitsinjo Victoire à tous avec l'Association.

📢 OUVERTURE DES INSCRIPTIONS – FORMATIONS PROFESSIONNELLES 💇‍♀️🧵🍰✨ Mianara, mivoara ary manàna fahaiza-manao afaka miton...
23/07/2026

📢 OUVERTURE DES INSCRIPTIONS – FORMATIONS PROFESSIONNELLES 💇‍♀️🧵🍰

✨ Mianara, mivoara ary manàna fahaiza-manao afaka mitondra ho amin'ny asa sy fidiram-bola.

🎓 Formation GRATUITE (Tsy misy écolage)

💰 Participation : 3.000 Ar / séance
📌 Droit d'adhésion : 15.000 Ar
📸 Sary tapaka 2

Nos filières :
💇‍♀️ Coiffure & Esthétique
🪡 Coupe & Couture
🍰 Cuisine & Pâtisserie

✅ Ho an'ny débutants sy ireo te hanatsara ny traikefany.
✅ Fampianarana mifototra amin'ny pratique.
✅ Mety hanampy anao hanangana asa na hampitombo ny fahaiza-manao.

📅 Fidirana : 3 Août
📚 Emploi du temps : En MP
🗓️ In3 isakernandro no mianatra mandritra ny 1 volana.

🎖️ ATTESTATION no omena rehefa vita ny fiofanana.

📌 Misokatra ny fisoratana anarana
🕗 Alatsinainy – Sabotsy | 08h00 – 16h00

📍 Toerana : Anosibe, Pharmacie Volahanta Vaovao
📞 Contact : 034 70 886 26

📩 Alefaso MP raha mila fanazavana fanampiny na hisoratra anarana.

🎊❤️❤️ FÉLICITATIONS LES JEUNES ❤️❤️🎊          .✨✨✨ Promotion FANILO✨✨✨Misaotra an'Andriamanitra Lehibe indrindra fa Tsy ...
23/07/2026

🎊❤️❤️ FÉLICITATIONS LES JEUNES ❤️❤️🎊
.✨✨✨ Promotion FANILO✨✨✨
Misaotra an'Andriamanitra Lehibe indrindra fa
Tsy mora ny lalana nodiavinareo, saingy noho ny faharetana, ny fahazotoana ary ny finiavana hianatra dia tonga amin'izao dingana lehibe izao ianareo.

Mirary anareo hanohy hatrany ny fianarana, hitombo ary hahomby amin'izay rehetra hataonareo. Enga anie ity dingana vita androany ity ho fiandohan'ny fahombiazana maro kokoa amin'ny hoavy.

✨ Mankasitraka feno ny tamin'ny fiofanana🥰

🌴📚 COURS DE VACANCES – LANGUES 🇫🇷🇬🇧✨ Araraoty ny vacances hianarana sy hanatsarana ny fahaiza-miteny!📢 Formation gratuit...
01/07/2026

🌴📚 COURS DE VACANCES – LANGUES 🇫🇷🇬🇧

✨ Araraoty ny vacances hianarana sy hanatsarana ny fahaiza-miteny!

📢 Formation gratuite (Tsy misy écolage)❌❌

🔹 Ireo ianarana:
✅ Français (Parlé et écrit)
✅ Anglais (Parlé et écrit)
✅ Conversation quotidienne
✅ Grammaire & vocabulaire
✅ Lecture et écriture
✅ Prononciation
✅ Écoute et Compréhension Orale 🎧
✅ Exercices pratiques

👥 Ho an’iza?
✔ Enfants
✔ Jeunes
✔ Adultes
➡ Niveau débutant accepté
➡ Ho an’ireo vao manomboka
➡ Ho an’ireo sahirana amin’ny fitenenana
➡ Ho an’ireo mahay manoratra fa te hanatsara ny expression orale

📖 Méthode d’apprentissage :
✨ Fanazavana tsotra sy mora azo
✨ Pratique foana mba hahafahana miteny haingana
✨ Suivi personnalisé

🎯 Tombontsoa azonao :
💼 Manampy amin’ny fitadiavana asa
🎓 Manampy amin’ny fianarana sy concours
🌍 Manatsara ny fifandraisana amin’ny olona sy sehatra iraisam-pirenena

🗓 Emplois du temps :
🇫🇷 Français
📅 Lundi – Mercredi – Vendredi
⏰ 14h00 – 16h00

🇬🇧 Anglais
📅 Mardi – Jeudi – Samedi
⏰ 10h00 – 12h00

📌 Droit d’adhésion : 15 000 Ar
📌 Participation : 3 000 Ar / séance
📌 Boky : 15 000ar
📃 Support de cours (GRATUIT)

📜 Attestation après formation

📍 Toerana : Anosibe Pharmacie Volahanta vaovao
📞 Contact : 034 70 886 26

✅ Efa misokatra ny fisoratana anarana: Alatsinainy hatramin'ny Sabotsy 8h à 16h.

📍 Afaka atao mivantana ety an-toerana

📱 Afaka atao en ligne ihany koa
💳 Paiement via Mvola

✅ Faharetany 1mois et demi
⚠ Voafetra ny toerana — aza tara!

✨ Na vao manomboka ianao, na te hanatsara ny fitenenana, ity no fotoana ka araraoty!

🎊🎊Félicitations les Jeunes 🎊🎊Mirary ny Soa sy ny Tsara hatrany 🥰❤️ Ho ambininy amin'ny Asa sy Fivelomana ✨✨
14/06/2026

🎊🎊Félicitations les Jeunes 🎊🎊
Mirary ny Soa sy ny Tsara hatrany 🥰❤️
Ho ambininy amin'ny Asa sy Fivelomana ✨✨

📢 FORMATION PROFESSIONNELLE EN COUPE & COUTURE – COIFFURE & ESTHÉTIQUE et CUISINE E& PÂTISSERIE 🥗💇‍♀️🧵✨🎓 Formation GRATU...
11/06/2026

📢 FORMATION PROFESSIONNELLE EN COUPE & COUTURE – COIFFURE & ESTHÉTIQUE et CUISINE E& PÂTISSERIE 🥗💇‍♀️🧵✨

🎓 Formation GRATUITE (Tsy misy écolage)
💰 Participation : 3.000 Ar / séance ho an'ny rehetra!
✅ Tsara miditra mpikambana mba hahafahana manaraka tsara ny fampianarana
📌 Droit d'adhésion: 15.000Ar
📸 Miaraka amin’ny sary tapaka 2

✨ Te ho polyvalente ve ianao? Te hanana métier sy hahazo fidiram-bola? Ity no fotoana ho anao! ✨

.‼️Vakio tsara Ary ooo!!!‼️

📅 Fidirana : 22 Juin

🎓 Formation Professionnelle
✅ Ho an’ny débutant sy te hampitombo traikefa
✅ Formation pratique sy mora raisina
✅ Mety atao asa mampidi-bola mihintsy

📚 Emplois du temps : (en MP)
📍 Mianatra in-3 isan-kerinandro
🕒 Mandritra ny 1 volana

💇‍♀️🧵 Filières :
✂️ Coiffure & Esthétique
🪡 Coupe & Couture
🍝 Cuisine & Pâtisserie

🎖️ Misy ATTESTATION omena après formation
━━━━━━━━━━━━━━

🍰💇‍♀️🧵 SPÉCIAL SAMEDI 🍰💇‍♀️🧵

📅 Fidirana : 4 Juillet

📚 Filières + horaires:
🍰 Cuisine & Pâtisserie 8-10h
🪡 Coupe & Couture 10-12h
💇‍♀️ Coiffure & Esthétique 13-15h

🗓️ Isaky ny Samedi no mianatra
🕒 Mandritra ny 2 volana sy tapany

🎓 Misy ATTESTATION omena après formation

📌 EFA MISOKATRA NY FISORATANA ANARANA: Alatsinainy hatramin'ny Sabotsy 8h à 16h
⚡ Toerana voafetra – aza tara amin’ny fisoratana anarana!

📩 Mp pour plus d’informations & inscription
📍 Toerana: Anosibe Pharmacie volahanta vaovao
☎️ Contact: 0347088626

📣 FORMATION GRATUITE EN PÂTISSERIE & CUISINE 🍰🍲✨ Te hahay pâtisserie sy cuisine ve ianao? Te hahazo fahaiza-manao azo am...
28/05/2026

📣 FORMATION GRATUITE EN PÂTISSERIE & CUISINE 🍰🍲

✨ Te hahay pâtisserie sy cuisine ve ianao? Te hahazo fahaiza-manao azo ampiasaina hitadiavam-bola na hananganana asa? Ity no fotoana ho anao! ✨

.📅 Fidirana : 08 Juin

🎓 Formation GRATUITE (Tsy misy écolage)
💰 Participation : 3000Ar / séance
✅ Tsara miditra mpikambana mba hahafahana misitraka ny fampianarana.
📌 Droit d’adhésion : 15 000Ar
📸 Miaraka amin’ny sary tapaka 2

🗓 Emplois du temps :
📍 Lundi – Mercredi – Vendredi
⏰ 08h00 – 10h00 maraina
🕒 Mandritra ny 1 volana

🎖 Misy ATTESTATION omena après formation

🧁🍳 Tsy mitondra fitaovana, fa efa misy aty avokoa ny matériel ilaina amin’ny formation.

📌 EFA MISOKATRA NY FISORATANA ANARANA
🗓 Alatsinainy hatramin’ny Sabotsy
⏰ 08h00 maraina – 04h00 hariva
📍 Toerana fisoratana anarana : Anosibe, Pharmacie Volahanta Vaovao

⚡ Toerana voafetra — aza tara amin’ny fisoratana anarana!
📩 Mp pour plus d’informations & inscription
☎️ Contact: 0347088626

🔥 Mianara – Mahazoa traikefa – Mahazoa attestation!

‼️‼️‼️🚨🚨3ème vague sahady😍😍🚨🚨‼️‼️❤️ FORMATION accélérée  1mois❤️       .❌❌Tsy misy écolage ❌❌Ao anatin'ity 1 volana monj...
02/05/2026

‼️‼️‼️🚨🚨3ème vague sahady😍😍🚨🚨‼️‼️

❤️ FORMATION accélérée 1mois❤️
.❌❌Tsy misy écolage ❌❌
Ao anatin'ity 1 volana monja de voafehinao ireto asa ireto koa aza misalasala intsony fa tena Voafetra ny toerana.

.🚫 PRATIQUE 100%🚫
🌻 Coiffure et esthétique
🌻 Cuisine et pâtisserie

✅Afaka atao asa fivelomana
✅Vadin'asa ihany koa
✅Ary ho polyvalente am asa rehetra ianao😘

👉 In3 isan-kerin'andro no mianatra
👉 participation 3000ar no entina.
👉 Fidirana 11 Mai 2026
👉 Fisoratana anarana: EFA misokatra Alatsinainy hatramin'ny Sabotsy amin'ny 9h à 15h
👉 Toerana Anosibe apitan pharmacie volahanta vaovao
👉 Droit d'adhésion 15000ar
👉 Fanazavana fanampiny/Contact 0347088626
Araraoty fa VOAFETRA NY TOERANA

❤️Misy Attestation vita formation 😊
" tsy hitsahatra hizara ny soa aminao izahay "


🚨🚨‼️ FORMATION SPÉCIAL SAMEDI ‼️🚨🚨Manampy anao amin'ny Fitediavana asa ary afaka atao ada fivelomana mihintsy aza anh!!✔...
21/03/2026

🚨🚨‼️ FORMATION SPÉCIAL SAMEDI ‼️🚨🚨
Manampy anao amin'ny Fitediavana asa ary afaka atao ada fivelomana mihintsy aza anh!!
✔️Natokana hoantsika izay tsy afaka ny Andavan'andro☺️
✔️ Tsy mifidy taona Ary tsy Mila diplôme ☺️

❣️ Coiffure et Esthétique
❣️ Coupe et Couture
❣️ Cuisine et Pâtisserie
Pratique avy hatrany ary tsy MAINTSY mahay avokoa ny rehetra 💯
❌Tsy misy droit sy écolage❌
Participation no entina isaky ny mianatra 3000ar atao (produit, ingrédients,sns...)

👉 Fidirana 4 Avril 2026
👉 Faharetany: 2 volana sy tapany
👉 Droit d'adhésion 15000ar
👉 Toerana Anosibe apitan pharmacie volahanta vaovao
👉 Contact: 0347088626

👇 FISORATANA ANARANA 👇
Alatsinainy hatramin'ny Sabotsy amin'ny 9ora hatramin'ny 3ora tolak'andro.
Tonga Maro Ary Sao tara! Mp avy hatrany
🚫 VOAFETRA NY TOERANA 🚫

❤️ATTESTATION DE FORMATION❤️

"Tsy hitsahatra hizara ny soa aminao izahay"


Eh!! Aza tara intsony fa tena Voafetra ny toerana ❤️ FORMATION 2eme VAGUE  1mois❤️       .❌❌Tsy misy écolage ❌❌Ao anatin...
04/03/2026

Eh!! Aza tara intsony fa tena Voafetra ny toerana

❤️ FORMATION 2eme VAGUE 1mois❤️
.❌❌Tsy misy écolage ❌❌
Ao anatin'ity 1 volana monja de voafehinao ireto asa ireto koa aza misalasala intsony fa tena Voafetra ny toerana.

.🚫 PRATIQUE 100%🚫
🌻 Coiffure et esthétique
🌻 Coupe et couture
🌻 Cuisine et pâtisserie

👉 In3 isan-kerin'andro no mianatra
👉 participation 3000ar no entina.
👉 Fidirana 11 Mars 2026
👉 Fisoratana anarana: EFA misokatra Alatsinainy hatramin'ny Sabotsy amin'ny 9h à 15h
👉 Toerana Anosibe apitan pharmacie volahanta vaovao
👉 Droit d'adhésion 15000ar
👉 Fanazavana fanampiny/Contact 0347088626
Araraoty fa VOAFETRA NY TOERANA

❤️Misy Attestation vita formation 😊
" tsy hitsahatra hizara ny soa aminao izahay "


❤️❤️❤️ BONNE ANNÉE ❤️❤️❤️Eh!! Aza tara intsony fa tena Voafetra ny toerana ❤️ FORMATION 1ère VAGUE  1mois❤️       .❌❌Tsy...
10/01/2026

❤️❤️❤️ BONNE ANNÉE ❤️❤️❤️
Eh!! Aza tara intsony fa tena Voafetra ny toerana

❤️ FORMATION 1ère VAGUE 1mois❤️
.❌❌Tsy misy écolage ❌❌
Ao anatin'ity 1 volana monja de voafehinao ireto asa ireto koa aza misalasala intsony fa tena Voafetra ny toerana.

.🚫 PRATIQUE 100%🚫
🌻 Coiffure et esthétique
🌻 Coupe et couture
🌻 Cuisine et pâtisserie

👉 In3 isan-kerin'andro no mianatra
👉 participation 3000ar no entina.
👉 Fidirana 20 Janvier 2026
👉 Fisoratana anarana: EFA misokatra Alatsinainy hatramin'ny Sabotsy amin'ny 9h à 15h
👉 Toerana Anosibe apitan pharmacie volahanta vaovao
👉 Droit d'adhésion 15000ar
👉 Fanazavana fanampiny/Contact 0347088626
Araraoty fa VOAFETRA NY TOERANA

❤️Misy Attestation vita formation 😊
" tsy hitsahatra hizara ny soa aminao izahay "


Address

Antananarivo
101

Telephone

+261347088626

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Association Mitsinjo posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share