Aepiva Community

Aepiva Community Association des Étudiants Polytechniciens Issus de Vakinankaratra

 Aty am-piandohana dia misaotra antsika STAFF AEPIVA 2025 izay niara-niasa nandritra iny taom-pitondrana 2025 iny. Manka...
06/03/2026


Aty am-piandohana dia misaotra antsika STAFF AEPIVA 2025 izay niara-niasa nandritra iny taom-pitondrana 2025 iny. Mankasitraka indrindra fa nahafinaritra ny fiaraha-miasa ary tsy nitandro hasasarana ianareo.
Isaorana ihany koa isika rehetra izay nametraka fitokisana taminay STAFF nandritra iny taona 2025 iny.
Faharoa, misaotra antsika rehetra tonga nanatrika ny AG ny 04 Martsa 2026, ary nanatanteraka ny fifidianana filoha vaovao izay hitantana indray ny AEPIVA mandritra ity taom-pikatrohana 2026 ity.
Manaraka izany, amin’ny anaran’ny mpikambana rehetra dia miarahaba an’i Président RANDRIANATENAINA Njakatina, mirary fahombiazana amin’ny adidy sy andraikitra. Mirary soa ho anao hitondra ny fikambanana ho amin’ny fandrosoana bebe kokoa, mba ho reharehan’i Vakinankaratra.

“Tsary misy harena noho ny olona.”

Salama aby isika AEPIVA! 🫱🫱➡️Andron'ny fanovana izao. Koa satria efa fotoana hamarananay ny fe-potoana nitondran'ny bira...
24/02/2026

Salama aby isika AEPIVA! 🫱🫱
➡️Andron'ny fanovana izao. Koa satria efa fotoana hamarananay ny fe-potoana nitondran'ny birao AEPIVA 2025, dia miantso ireo mpianatra amin'ny taona faha-efatra (M1 sy MP1) izay vonona hitarika sy hitondra fanavaozana amin'ity fikambanana malalantsika ity izahay.
➡️Ny fihaonana dia hatao ny alakamisy 26 febroary 2026 amin'ny 16h:00 ao amin'ny Bloc 16, Porte 541.
➡️Momba ny AG handraisantsika ireo zandry kosa, dia miandry ny fahatongavan'ny rehetra ety isika.
NB: Manentana antsika rehetra mba hampahafantatra ny fikambanantsika amin'ireo zandry.

"Tsary misy harena noho ny olona"

🚐 Mamy ny mody🚎🚐Ankasitrahana isika rehetra nandray anjara ary mirary soa ny dia, manaova fety sambatra aby 🎉🎊Hisaorana ...
23/12/2025

🚐 Mamy ny mody🚎🚐
Ankasitrahana isika rehetra nandray anjara ary mirary soa ny dia, manaova fety sambatra aby 🎉🎊
Hisaorana manokany ireo nifanome tanana nahafahana nanatanteraka ity Voyage Organisé ity

22/12/2025

🚐🚐VO Christmas🚐🚐
🚎🕓 Depart: 5h:00min
Terrain mixte CUR Vontovorona

🚍🚌🚎....??📞📠 Miarahaba antsika mpianatra avy any amin'ny faritra Vakinankaratra rehetra 🙏 ✅ Ho tanterahina ny Talata 23 d...
08/12/2025

🚍🚌🚎....??📞📠


Miarahaba antsika mpianatra avy any amin'ny faritra Vakinankaratra rehetra 🙏

✅ Ho tanterahina ny Talata 23 décembre 2025 ny V.O antsika mpianatry ny anjery manontolo mianatra eto Antananarivo, izay natao indrindra mba handrindrana sy hanamorana ny fodian'ny mpianatra,

✅ " Tsy misy manana ny ampy fa sambatra izay mahay mifanampy ", vonjivonjeo ary ny fanoratana anarana fa voafetra ny toerana.
🕛 Mifarana ny sabotsy 20 Décembre 2025 ny fanoratana anarana ( fa raha feno aloha an'izay dia mifarana amin'izay fotoana izay)

⏳ Aza miandry ela ary fa soraty dieny izao ny anaranao,

N.B: Afaka miantso amin'ny lahararana voasoratra eto ambany na mandefa hafatra amin'ny :

✍...Président, Tantely RAZAFIMAHEFA

Famandrian-toerana:50% sarandalana 💵






🌲🌳

13/10/2025

Mijoro MPIANATRA POLYTEKNIKA VONTOVORONA.
Hoy izy :
"MANOMBOKA ETO, DIA TSY MAINTSY MANDRAY ANJARA AMIN'NY FANAMPAHANA NY RAHARAHAM-PIRENENA IZAHAY TANORA"
Masina ny
masina ny

Salama aby itsika AEPIVA !Ny namantsika Tsiaro IMIN  5em année zareo may entana tao  6 a!😢➡May aby ny fitaovam-pianarana...
21/08/2025

Salama aby itsika AEPIVA
!
Ny namantsika Tsiaro IMIN 5em année zareo may entana tao 6 a!😢
➡May aby ny fitaovam-pianarana, fandrina sy ny téléphone,vola ary simba ihany koa ny ordinateur-any noho ny firehetana tampoka nisy zavatra nipoaka ary nirehatra ny teo ambony farafara rehetra.(tsy hay na boitier no nipoaka na nisy court-circuit, ny jiro koa iaraha mahita ny ataony)
➡Fotoana otrizao mihitsy no anehoatsika firaisankina sy hifanampiana eo mpikambana samy mpianatra ka nanampakevitra izahay birao mpitantana ny AEPIVA fa ho an'izay afaka manampy dia hanao porte porte izay rahapitso 21 août koa manantena ny fiaraha-mietana avy amintsika rehetra.
Anao izay vitantsika isika ary mangataka ireo zoky sy Ray aman_dReny ihany koa mba hijery izay azo atao satria iaraha mahalala ny fahasahiranan'ireo Ray aman_dReny nefa ny voina tahak'izao dia tsy hampoizina ny boky nefa tsy maintsy atao.
Mankasitraka antsika sahady @ fanehoana firaisankina.

 .E.P.I.VA .E.P.I.VA_FIFIDIANANA_AJUVA✳Ato anatin'ny fampielezan-kevitra tanteraka isika izao ka samy manantanteraka iza...
06/08/2025

.E.P.I.VA
.E.P.I.VA_FIFIDIANANA_AJUVA
✳Ato anatin'ny fampielezan-kevitra tanteraka isika izao ka samy manantanteraka izany ny tsirairay.
⭕Eo anatrehan'izany indrindra dia mampiantso ireo solotenan'ny candidat tsirairay avy ny tenako RAZAFIMAHEFA Tantely président A.E.P.I.VA 2025 mba ho tonga hivory ato 16 porte 541 androany Alaroby 06 Aogositra 2025 @⏰18h.

➡Fihainoana ny fangatahan'ireo solotenan'ny candidats tsirairay avy.
➡Lamina momban'ny publication.
➡Fomba atao mba hiatrehantsika fifidianana ao anaty firaisankina(hevitra no tsy mitovy fa POLY IRAY IHANY ).
⏰Natao izao fampiantsoana izao mba hisin'ny filaminana sy hitazomana ny firaisankinatsika.
lanjany_ny_safidinao.

:
✅Ny A.E.P.I.VA dia fikambanana manana ny satany manokana.
✅Ny AJUVA kosa dia fikambanana azo lazaina hoe ambohipiaonatsika mpianatra rehetra avy any vakinankaratra mandrato fianarana aty @ Université na miakina na tsy miakina fanjakana.
.E.P.I.VA_20_TAONA
.

 .E.P.I.VA_SY_NY_FAHA_70_TAONA_FI.TE.VA .E.P.I.VA_03_JUIN_2025_à_18h⏰Efa manankaiky hatrany ny fotona izay hiarahantsika...
01/06/2025

.E.P.I.VA_SY_NY_FAHA_70_TAONA_FI.TE.VA
.E.P.I.VA_03_JUIN_2025_à_18h⏰
Efa manankaiky hatrany ny fotona izay hiarahantsika mifety koa atsoina isika mba hamonjy ny fivoriambe .
Mitondra vily sy sotro le akizia🍴🍨
.TE.VA_70_taona
.E.P.I.VA_20_taona

Lalao aram-pirahalahina ⚽🏀 Voalohateny dia miarahaba atsika rehetra sady maneo fisaorana tamin'ny firaisakina sy fifanka...
19/04/2025

Lalao aram-pirahalahina ⚽🏀

Voalohateny dia miarahaba atsika rehetra sady maneo fisaorana tamin'ny firaisakina sy fifankatiavana ka nahavitana iny hetsika iray iny 🙏🙏

Maneo fisaorana manokana anareo AESPA nampiahatrano fa tena nahafinaritra ny fandraisana 🙏
Misaotra ireo zoky Ray aman-dReny tonga nanotrona anay ary tsy nanadino 🙏
Mirary paka mahafinaritra hoantsika rehetra ☺

20 taona
misy harena noho ny olona

Tongasoa eto Atsirabe ny VO ka isaorana ny Tompo nitahy teny andalana 🙏🙏Isaorana ireo solotena ny AESPA izay tonga nitse...
18/04/2025

Tongasoa eto Atsirabe ny VO ka isaorana ny Tompo nitahy teny andalana 🙏🙏

Isaorana ireo solotena ny AESPA izay tonga nitsena teo ampahatongavana makasitraka indrindra fa tena asehinareo fa tena pirahalahy sy piravavy tokoa isikia🙏🙏

Aiza hadino ny fotonatsika maraina rampitso zareoa😊

🚎🚎 Départ CUR Vontorona Ankasitrahana ianareo AEPIVA rehetra naneo firaisakina mba hiray lalana hody .Mametraka ny mandr...
18/04/2025

🚎🚎 Départ CUR Vontorona
Ankasitrahana ianareo AEPIVA rehetra naneo firaisakina mba hiray lalana hody .
Mametraka ny mandrapiaona hoan'ireo zay ijanona ety @ CUR Vontovorona kosa izahay ,manaova fety sambatra rakizia

Ho antsika mody kosa dia ny fotona rampitso ao

Mirary ny soa sy ny tsara hoatsika rehetra ??🙏
20 taona
misy harena noho ny olona

Address

Antananarivo

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Aepiva Community posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share