Centre Shalom

Centre Shalom Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Centre Shalom, Community Center, Rue Rev Père Radley, Antananarivo.

Centre Shalom Antanimena
On vous accueil pour des cellules de prières; evenement de groupes chretiennes etc…

Et on organise aussi des evenements pour tout le mondes

Passez mp pour plus d’info
📍Près du Lycée Saint François Xaviersg

Ho an' Andriamanitra irery ny voninahitra ✨ Misaotra an'i Jesosy ny amin'ny Fahantanterahan'ny Projection Film ''Rahovia...
16/02/2026

Ho an' Andriamanitra irery ny voninahitra ✨
Misaotra an'i Jesosy ny amin'ny Fahantanterahan'ny Projection Film ''Rahoviana'' tamin'ny sabotsy Lasa teo sy tamin'ny fahantanterahan'ny Fotoana izay notontosaina teo Analakely Omaly Misia Mazava / Street Gospel 🙏
Tsy misy avy aminay fa avy amin'i Jesosy avokoa
Dia mankasitraka anareo izay namaly ny antso Rehetra sy tonga nanotrona ❤️
Tahin'i Jesosy tompoko

«Andriamanitra no aro sy hery ho antsika; Mpamonjy mora azo indrindra amin'ny fahoriana Izy. Koa izany no tsy hatahorant...
13/02/2026

«Andriamanitra no aro sy hery ho antsika; Mpamonjy mora azo indrindra amin'ny fahoriana Izy. Koa izany no tsy hatahorantsika, na dia ho levona aza ny tany, na mifindra ho ao anatin'ny ranomasina aza ny tendrombohitra,»
‭‭Salamo‬ ‭46‬:‭1‬-‭2‬

Andao isika hivavaka sy hampahery ireo havantsika rehetra ao Toamasina amin'izao nandalovan'ny rivodoza Gezani izao. 🙏🏽

Miverina Amin'ilay Fitiavana Voalohany ❤️Jesosy Kristy Ilay Tena Fitiavana ❤️‍🩹 🎬Projection du Film Rahoviana Fotoana na...
09/02/2026

Miverina Amin'ilay Fitiavana Voalohany ❤️
Jesosy Kristy Ilay Tena Fitiavana ❤️‍🩹
🎬Projection du Film Rahoviana
Fotoana natao ho an'ny Rehetra ity Fotoana ity ✨
🗓️Samedi 14 Février
⏰à partir de14 H
📌 Shalom Antanimena (pavée sens unique en monté à côté du lycée SFX
🆓Entrée Gratuite
🙏Petite Collation sur place
Tongavasoa daholo tompoko 🥰
Fiadanana eeeee✨

Address

Rue Rev Père Radley
Antananarivo
101

Opening Hours

Monday 08:00 - 18:00
Tuesday 08:00 - 18:00
Wednesday 08:00 - 14:00
Thursday 08:00 - 18:00
Friday 08:00 - 18:00

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Centre Shalom posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share