10/09/2026
🏕️ 𝗟𝗮𝘀𝘆 𝗞𝗼𝗹𝗼 : 𝗠𝗽𝗮𝗻𝗮𝘇𝗮𝘃𝗮 𝗺𝗶𝗸𝗼𝗹𝗼 , 𝘃𝗼𝗮𝗸𝗼𝗹𝗼 𝗸𝗮 𝘃𝗼𝗻𝗼𝗻𝗮 𝗵𝗶𝘁𝗼𝗻𝗱𝗿𝗮 𝗳𝗶𝗼𝘃𝗮𝗻𝗮 𝗵𝗼 𝗮𝗻'𝗻𝘆 𝘁𝗼𝗻𝘁𝗼𝗹𝗼 𝗺𝗮𝗻𝗼𝗱𝗶𝗱𝗶𝗻𝗮 ✨
Izany no tena novoizina nandritran'ny lasy lehibe ho an'ny vondrona Mpanazava izay notontosaina ny 15-20 Aogositra 2026 lasa teo tany Moramanga.
Ny teny tao amin'ny Isaia 55:10 : "𝐅𝐚 𝐭𝐨𝐲 𝐧𝐲 𝐫𝐚𝐧𝐨𝐧𝐨𝐫𝐚𝐧𝐚 𝐬𝐲 𝐧𝐲 𝐨𝐫𝐚𝐦-𝐩𝐚𝐧𝐚𝐥𝐚 𝐦𝐢𝐥𝐚𝐭𝐬𝐚𝐤𝐚 𝐚𝐯𝐲 𝐚𝐧𝐲 𝐚𝐧-𝐝𝐚𝐧𝐢𝐭𝐫𝐚 𝐤𝐚 𝐭𝐬𝐲 𝐦𝐢𝐯𝐞𝐫𝐢𝐧𝐚 𝐚𝐧𝐲 𝐫𝐚𝐡𝐚 𝐭𝐬𝐲 𝐞𝐟𝐚 𝐧𝐚𝐡𝐚𝐯𝐨𝐧𝐭𝐨 𝐧𝐲 𝐭𝐚𝐧𝐲 𝐤𝐚 𝐧𝐚𝐦𝐩𝐚𝐧𝐢𝐫𝐲 𝐬𝐲 𝐧𝐚𝐦𝐩𝐚𝐡𝐚𝐯𝐨𝐤𝐚𝐭𝐫𝐚 𝐚𝐳𝐲, 𝐦𝐛𝐚 𝐡𝐚𝐡𝐚𝐭𝐨𝐧𝐠𝐚 𝐯𝐨𝐚 𝐡𝐨 𝐚𝐧'𝐧𝐲 𝐦𝐩𝐚𝐦𝐚𝐟𝐲 𝐬𝐲 𝐡𝐚𝐧𝐢𝐧𝐚 𝐡𝐨 𝐚𝐧'𝐧𝐲 𝐦𝐩𝐢𝐡𝐢𝐧𝐚𝐧𝐚" no noentina niaina sy nampiaina ny lasy.
Sahan'asa , hira , lalao , fitrandrahana talenta no nandravaka ny fianana an-dasy . Toa hoe tena nahafinaritra be e ? Andao arahantsika an-tsary ary e ! 📷