Bakozetra Mpianatra Alaotra-Mangoro Mitambatra Ofisialy

Bakozetra Mpianatra Alaotra-Mangoro Mitambatra Ofisialy �Ity ihany no page Ofisialy Bakozetra Mpianatra Alaotra-Mangoro Mitambatra

Ho antsika izay efa amin'ny Cité Universitaire Antananarivo sy izay mpianatra te hametraka dossier ho amin'ny Cité, efa ...
15/06/2026

Ho antsika izay efa amin'ny Cité Universitaire Antananarivo sy izay mpianatra te hametraka dossier ho amin'ny Cité, efa manomboka ny fikarakarana taratasy rehetra koa aza miandry ny farany indray vo taitra ( Renouvellement, Mutation, dépôt des dossiers de demande logement).

⚽ TOURNOI FIRAISANKINA – 1/4 DE FINALE ⚽Rahampitso amin'ny 1 ora sy sasany tolakandro (13h30) no hifandonan'ireo ekipa h...
13/06/2026

⚽ TOURNOI FIRAISANKINA – 1/4 DE FINALE ⚽

Rahampitso amin'ny 1 ora sy sasany tolakandro (13h30) no hifandonan'ireo ekipa hiady ny tapakila mankany amin'ny manasa-dalana!
🔥 Aza tara fa lalao lehibe no miandry!

🔥 Tongava maro hanohana ny ekipantsika⚽️

📅 Alahady 14 Jona 2026

⏰ 13h30
🏟️ Terrain Ankatso Ambany

"Ny fandresena mila mpanohana, ka tongava maro ary ataovy re ny feonareo!" 🎉⚽👏

Ento ny sarom-bilany sy bapampa🥰

Alefa BaMAMMi Bakozetra Mpianatra Alaotra-Mangoro Mitambatra (Ba.M.A.M.Mi)🌾

🏆 TOURNOI BAZAMMA 2026Football à 9- 1/8 DE FINALE & 1/4 DE FINALE📍 Terrain Ankatso Ambany📅 Samedi 13 Juin 2026
11/06/2026

🏆 TOURNOI BAZAMMA 2026
Football à 9

- 1/8 DE FINALE & 1/4 DE FINALE

📍 Terrain Ankatso Ambany

📅 Samedi 13 Juin 2026

⚽ TOURNOI FIRAISANKINA TRIANGLE DU NORD ⚽️📅 Alahady 07 Jona 2026📍 Terrain Ankatso Ambany⏰ 10h30🔥 Fihaonana lehibe tsy az...
07/06/2026

⚽ TOURNOI FIRAISANKINA TRIANGLE DU NORD ⚽️

📅 Alahady 07 Jona 2026

📍 Terrain Ankatso Ambany

⏰ 10h30

🔥 Fihaonana lehibe tsy azo adinoino androany 💪🏻

🆚 Agnalanjirofo vs Alaotra Mangoro

Tongava maro hanohana ny ekipantsika sy hankafy lalao feno hafanana sy firaisankina🤝⚽

Avekeo zany ny fotoana , Alefa BAMAMMi 🤝🔥


Bakozetra Mpianatra Alaotra-Mangoro Mitambatra (Ba.M.A.M.Mi)

✳️Next match ⚽️ Tournoi firaisankina triangle du Nord 🤝 ✅ 2ème match le Dimanche 07 juin ⚽️✅ Terrains Ankatso Ambany Ale...
05/06/2026

✳️Next match ⚽️ Tournoi firaisankina triangle du Nord 🤝


✅ 2ème match le Dimanche 07 juin ⚽️

✅ Terrains Ankatso Ambany

Alefa BaMAMMi 💥

Bakozetra Mpianatra Alaotra-Mangoro Mitambatra (Ba.M.A.M.Mi)

✳️Tournoi BAZAMMA  4 ème journée ⚽️✅ Calendrier samedi 06 juin 2026✅🔥✅Terrains ankatso Ambany 🥰Bakozetra Mpianatra Alaot...
03/06/2026

✳️Tournoi BAZAMMA 4 ème journée ⚽️

✅ Calendrier samedi 06 juin 2026✅🔥

✅Terrains ankatso Ambany 🥰

Bakozetra Mpianatra Alaotra-Mangoro Mitambatra (Ba.M.A.M.Mi)

02/06/2026

Tongava manohana ee⚽️🤝

Alefa Bakozetra Mpianatra Alaotra-Mangoro Mitambatra (Ba.M.A.M.Mi)🥰

🌾 ALAOTRA MANGORO ⚽Ismaël Ranaivosolo Bakozetra Mpianatra Alaotra-Mangoro Mitambatra Ofisialy 🌾👊
01/06/2026

🌾 ALAOTRA MANGORO ⚽
Ismaël Ranaivosolo
Bakozetra Mpianatra Alaotra-Mangoro Mitambatra Ofisialy 🌾👊

ALAOTRA-MANGORO

Tournoi Firaisankina Triangle du Nord 🤝⚽️✅ 1 ère match -1 ère victoire 💪🏻🔥✅ BOENY 0 : 4 ALAOTRA MANGORO 🙏⚽Misaotra sy ma...
31/05/2026

Tournoi Firaisankina Triangle du Nord 🤝⚽️

✅ 1 ère match -1 ère victoire 💪🏻🔥

✅ BOENY 0 : 4 ALAOTRA MANGORO


🙏⚽Misaotra sy mankasitraka indrindra ny mpilalao rehetra, ny mpanazatra ary ianareo mpanohana ny ekipa noho ny ezaka sy ny fanoloran-tena nataonareo 🙏🙏❤️

🔥🏆Noho ny firaisankina sy ny fanohanana avy aminareo no nahafahan'ny ekipa nandresy tamin'ny lalao🏆 ⚽

👉Mbola mila fanohanana anefa ny ekipa amin'ny fiatrehana ireo fifaninanana mbola ho avy. Koa manentana antsika mpankafy baolina kitra, olona tsara sitrapo ary mpiara-miombon'antoka rehetra izahay mba hanampy sy hanohana ny ekipa. Ny fanampiana rehetra, na ara-bola, na ara-pitaovana, na ara-moraly, dia hanampy betsaka amin'ny fanatrarana ny tanjon'ny ekipa ho voninahitrin'ny faritra nihaviantsika ALAOTRA-MANGORO 💥🤝.

Ny herintsika dia ny firaisankina. Ny fanohananareo no antoky ny fahombiazan'ny ekipa.
⚽ Misaotra indrindra ary manantena ny fiaraha-mientana avy amintsika hatrany
Alefa BaMAMBakozetra Mpianatra Alaotra-Mangoro Mitambatra (Ba.M.A.M.Mi).M.Mi)

🚨Tournoi Firaisankina Triangle du Nord🤝✅Dimanche 31 Mai 2026 ✅ 08h30min , Terrains ankatso Ambany Tongava maro  manohana...
30/05/2026

🚨Tournoi Firaisankina Triangle du Nord🤝

✅Dimanche 31 Mai 2026

✅ 08h30min , Terrains ankatso Ambany

Tongava maro manohana ny équipe-ntsika amaraigna ⚽️🤝

❌Ento ny sarom-bilany , Bapampa,…🥰

✅Alefa BAMAMMi⚽️⚽️🔥

Bakozetra Mpianatra Alaotra-Mangoro Mitambatra Ofisialy

Address

C. U Ankatso 2
Antananarivo
101

Telephone

+261341782700

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Bakozetra Mpianatra Alaotra-Mangoro Mitambatra Ofisialy posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share