Call Directions Contact the organization

UESMA UESMA ou Union des Étudiants Saint-Mariens à Antananarivo, c'est une association des jeunes étudiant(e)s

TSARA NY VOKATRA🎉🎉🎇! ISAORANA ANAREO NAMPITA FAHALALANA, ARY MBOLA MAGNANTEGNA ANARE @ LAY HO AVY IZAHAY 🥳🥳BRAVO ZANDRY ...
17/08/2026

TSARA NY VOKATRA🎉🎉🎇!
ISAORANA ANAREO NAMPITA FAHALALANA, ARY MBOLA MAGNANTEGNA ANARE @ LAY HO AVY IZAHAY
🥳🥳BRAVO ZANDRY ISANY T@ EZAKA VITANAREO🎉🎉 ,ARY MAMPAHERY HO AN'IZAY TSY AFAKA 😗, Tsy ANAREO NO TSY NAHAY FA FOMBAN-DRAHA IARAHANA @ OLO MARO MISY KARAH IO, COURAGE DE AMPIO MAFY2 HELY NY EZAKA EFA NATAO!!

NB: AZA DE MANDRIMANDRY FA EFA ATAOVY DIENY IZY MBOLA MANGITRY IO FIKARAKARANA DOSSIER ( NA FANGALANA RELEVÉ DE NOTE, NA DIPLÔME, NA FIDIRANA @ UNIVERSITÉ TIANAREO)
JEREVA FILIÈRE TSY DE MANAHIRAGNA @ FITADIAVAGNA ASA REGNY, REGNY ATAO!!!

🟥 Résultats baccalauréat 2026
Lycée de Sainte Marie

🟥 Taux de pourcentage : 91,96%

🔸Série L : 100% = 30/30

🔸Série OSE : 97,67% = 42/43

🔸Série S : 79,48% = 31/39

Mankasitraka antsika Mpampianatra sy mpandraharaha ato amin'ny lycée zay tarihin'ny Mr le Proviseur Emile Jacques nahavita ny asany avy.

Merci betsaka ho an' zareo avy amin'ny DINA-MADA nanohana ara-tsakafo sy fitaovana ho an'ireo zanatsika sy ny Lycée antsika🙏

Mankasitraka anareo Ray aman-dReny nahavita ny adidinareo , nahatoky zahay ato amin'ny lycée.

Misaotra betsaka anareo mpianatra zandry isany fa tsy mitsangamenatra ity lycée antsika noho ny ezaka zay nataonareo.

Nos félicitations hoanareo zay nahafaka 🎉
Ary courage , aza magnary toky ho anareo zay Mbola tsy nahomby 💪

Bonne journée 😊

Miandry liste antsika 🙏

14/08/2026

MIANARA TSARA, MIANARA MAFY RY ZANDRIKO ABY!!!

28/07/2026

Avec Lycée de Sainte Marie – Je figure pour la première fois sur sa liste des interactions hebdomadaires en faisant partie de ses followers les plus actifs !

20/07/2026
🥰🥰
20/07/2026

🥰🥰

🏫📝Test d'entrée en Faculté EGS ( Economie, Gestion, Gestion) , Université d'Antananarivo 🚨🚨 Date limite de depots de dos...
08/09/2025

🏫📝Test d'entrée en Faculté EGS ( Economie, Gestion, Gestion) , Université d'Antananarivo
🚨🚨 Date limite de depots de dossier: 7 november|2025.

Pre-inscription en Première année commune des Etudes de Santé (PACES)- Medecine Humaine- Veterinaire- Pharmacie- Science...
07/09/2025

Pre-inscription en Première année commune des Etudes de Santé (PACES)
- Medecine Humaine
- Veterinaire
- Pharmacie
- Sciences Paramedicales
Selection de dossier (Tsy misy concours)
🚨🚨Date limite de depots de dossier: 31 Octobre 2025 par voie postal uniquement (tsy aterina antanana)
Ao amin'ny sary ny fanazava Fanampiny.

📣📣📣📣📣 Ho an'ireo vao afaka baccConcours d'entrée Premiere année ESPA (Ecole Supérieure Polytechnique d’Antananarivo)17 S...
06/09/2025

📣📣📣📣📣 Ho an'ireo vao afaka bacc
Concours d'entrée Premiere année ESPA (Ecole Supérieure Polytechnique d’Antananarivo)
17 Septembre limite de depot de Dossier
https://concours.espa-tana.mg
Io ilay rohy anaovana ilay fisoratana anarana an!

Address

Antananarivo
101

Telephone

+261346343075

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when UESMA posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Organization

Send a message to UESMA:

Shortcuts

Share