Cinem'Art

Cinem'Art Cinem'Art est une association à but non lucratif. Notre mission? Cinem'Art est composé des 24 jeunes passionnés du cinéma et du métier de l'audio-visuel.

C'est de mener un changement de comportement, à travers des courtes vidéo éducative, promouvoir la diversité culturelle.

Misaotra ny Oratorio Don Bosco Ivato natoky ny Cinem'Art t@ couverture video androany. Vao vita ny tournage dia mandeha ...
21/11/2025

Misaotra ny Oratorio Don Bosco Ivato natoky ny Cinem'Art t@ couverture video androany.

Vao vita ny tournage dia mandeha ny montage...

02/09/2025

Rehefa mba nitondra azy nihinana mi-sao iny ☺️☺️

👉Ity horonan-tsary ity dia novokarin'ireo tanora, miofana ato amin'ny association Cinem'Art.

Izy ireo ihany no naka ny vidéo, tonga matetika tety Ivato (toerana misy ny foiben'ny association) nanao ny montage.

Ny tanjona dia sady mianatra manitatra fahalalàna amin'ny sehatry ny "audiovisuel" no sady mizara fahalalàna amin'ny tanora namana amin'ny alalan'ny video.

Te ahafantatra zava-baovao?Te hiala voly fa kosa mahazo fahalalana a?🤔Ananantsika izany😉'Ndao iaraka aminay ary e🤗Mirary...
11/08/2025

Te ahafantatra zava-baovao?
Te hiala voly fa kosa mahazo fahalalana a?🤔
Ananantsika izany😉

'Ndao iaraka aminay ary e🤗

Mirary herinandro finaritra sy feno fahombiazana ho antsika rehetra tsy fidiana tsy avahana ny Cinem'Art ❤

Address

Ivato Aeroport
Antananarivo

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Cinem'Art posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share