21/03/2026
🎊Fifampiarabana tratry ny taona 2026 sy fankalazana ny faha-4 taonan'ny fikambanana Haizara 🎊
Notanterahina omaly zoma 20 Marsa ny fifampiarabana tratry ny taona ho an'ny mpikambana sy ny fankalazana ny faha-efa-taona niorenan'ny fikambanana .
Tao anatin'izany ny fandraisana ireo mpikambana vaovao hanatevin-daharana ny fikambanana haizara , ny fanavaozana ny membre de bureau Ary koa ny fifidianana ny Filoha vaovao hitarika ny fikambanana.
Mankasitra antsika rehetra Tonga nahafoy fotoana ary mahatsiaro an'ireo izay nosakanan'ny alavirana sy ny asa Ary ny tampoka