Aza Manahy - Matokia

Aza Manahy - Matokia Partage
Conseil
Centre d'écoute
Séminaire
Conférence
Organisateur d'événement

14/09/2024

Sal 62 : 1
"Avy Aminy ny famonjena ahy"

1. Famonjena = toy ny rojo volamena natolotra

2. Fa ILAY mpanolotra no tena nambabo ahy (Sal 121:2)

Ho henikin'ny fiadanana anie ny fiainanao sy ny manodidina anao rehetra 😍
07/08/2024

Ho henikin'ny fiadanana anie ny fiainanao sy ny manodidina anao rehetra 😍

Eny, ankino amin'io Jehovah: - ny asanao,- ny fahasalamanao, - ny fanirianao,- ny hovainao rehetra,- ny fiainan'ny ankoh...
06/08/2024

Eny, ankino amin'io Jehovah:
- ny asanao,
- ny fahasalamanao,
- ny fanirianao,
- ny hovainao rehetra,
- ny fiainan'ny ankohonanao
- izay rehetra mahakasika anao sy izay rehetra hataonao☺️
Dia ho hitanao fa hataoNy lavorary avokoa😍

Mirary tontolo andro finaritra ho anao 💖🌼🌸

Andriamanitra dia FITIAVANA 💖💖💖💖Tena tsy takatrin'ny saina n'y fitiavan'Andriamanitra 💖Tsy takatrin'ny saina ny fitantan...
19/07/2024

Andriamanitra dia FITIAVANA 💖💖💖💖
Tena tsy takatrin'ny saina n'y fitiavan'Andriamanitra 💖
Tsy takatrin'ny saina ny fitantanan'Andriamanitra 💖
Miasa amin'ny fomba rehetra Andriamanitra

Tiako Ianao Andriamanitroô 💖💖💖
Tiako Ianao Jesosy Malalako 💖💖💖

Hafa ihany ny Fitiavan'i Jesosy Kristy 💖💝🥰
09/02/2024

Hafa ihany ny Fitiavan'i Jesosy Kristy 💖💝🥰

Ny olona mialoka  ambany elatr'ilay Tsitoha dia tsy mikoropaka izany na dia avy aza ny loza manantona azy.✅ Satria fanta...
07/02/2024

Ny olona mialoka ambany elatr'ilay Tsitoha dia tsy mikoropaka izany na dia avy aza ny loza manantona azy.
✅ Satria fantany Fa Ilay Ihalofany, Ilay Mpiaro azy, Ilay iankinany dia Ilay Andriamanitra Tsitoha be Fitiavana, Ilay Mahery indrindra. Anio aho dia milaza aminao hoe Aza manahy, Aza Matahotra na amin'ny inona na amin'ny inona Fa Jesosy Kristy ilay efa nandresy ny fahafatesana no momba anao, miady ho anao, mandamina ny fiainanao😊.

Aza mamihina ny soa azonao Fa zarao amin'ny hafa mba hidiran'ny soa maro hafa hiditra aminao indray😊Aza miandry hoe aleo...
05/02/2024

Aza mamihina ny soa azonao Fa zarao amin'ny hafa mba hidiran'ny soa maro hafa hiditra aminao indray😊
Aza miandry hoe aleo rehefa betsaka toy izao na toy izao vao hanome. Fa na dia kely aza ny eo ampelatananao dia manomeza.
Averina ihany tsy vola sy harena irery ihany no afaka zaraina, Fa na 👉 tsiky😊
👉 teny mamy
👉 teny fakaherezana💪
Sns....
Dia efa izy avokoa izany😊😉

Aoka hataotsika teny filamatra ny hoe: "Mizara fa nahazo".

01/02/2024

Andro vaovao, volana vaovao☀️
✅ Ny mametraka ny fiainana eo ampelatanan'Andriamanitra ny zavatra tsara indrindra eto ambonin'ity tany ity😊
📌 Ny fiainam-panahy
📌 Ny fahasalamana
📌 Ny asa fivelomana
📌 Ny fianarana
📌 Ny fiainan-tokan-trano
📌 Ny tetik'asa maro samihafa
📌 Ireo olanao rehetra
📌 sy ireo zavatra maro mahakasika anao rehetra😉
➡️ Apetrao eo ampelatanany avokoa Fa Izy no miahy anao amin'ity volana vaovao ity sy mandritra ny andro hiainanao rehetra😊
🍀 Aza manahy Fa Matokia Azy🍀

Mirary volana vaovao feno fitahiana sy Fahasoavana ary fiadanana ho anao🥰

Mampalahelo Fa dia misy hoe ny Rainao na ny reninao dia mety mandao anao sy manadino ny fisianao 💔.Fombampiainana izany,...
30/01/2024

Mampalahelo Fa dia misy hoe ny Rainao na ny reninao dia mety mandao anao sy manadino ny fisianao 💔.
Fombampiainana izany, misy izany ary tena marary💔😭
❌ Soa Fa mbola ao ilay Rainao be Fitiavana 💖❌
✅ Ilay tsy handao anao mihitsy na oviana na oviana.
✅ Ilay tsy hanadino ny fisianao mihitsy .
✅ Ilay TIA anao amin'ny fony rehetra💖, tsy misy condition🥰
✅ Ilay manohana anao amin'ny fotoana rehetra.
✅ Ilay miahy ny momba anao rehetra.
✅ maro be tsy voatanisa raha ny zavatra hataony amitsika rehetra

Inona Andriamanitra aminao? Eo amin'ny fiainanao ?

Mbola tsy misy mahasolo ny teninao Jesosyô 📖Misaotra misy🙏
25/01/2024

Mbola tsy misy mahasolo ny teninao Jesosyô 📖
Misaotra misy🙏

Amen🙏🙏🙏
23/01/2024

Amen🙏🙏🙏

Mino sy matoky aho Jesosy ô🙏Asehoy ahy ny voninahitrao🛐
13/01/2024

Mino sy matoky aho Jesosy ô🙏
Asehoy ahy ny voninahitrao🛐

Address

Lanitra
Antananarivo
101

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Aza Manahy - Matokia posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share